ny foko no miantso

61. kala ( 13/11/2006 06:46)
diamondra > :-*:-*:-*:-*:-*:-* mersiiiiiiiii!

zà koa malahelo sady tsy afaka miresaka amindry mihitsy, aleo :D de ampy

dadabe > sao dia nokidinapen'i bebe aza toi ê! :roll::roll::roll:

:snif::snif::snif::snif::snif:

andrekaky ô! sambasamba latsaka ny ranomasoko :wink:
62. Zoniaina ( 15/11/2006 16:31)
:-D:-D nalatsaky dadabe ve ? zah anefa mahita azy :D
63. kala ( 16/11/2006 13:23)
Zoniaina > ié, saingy ranomasom-pifaliana ny ahy ka!zà koa mahita azy dia :D:D:D:D:D be mihitsy

asiako o^oo^oo^oo^oo^oo^o milay ity androany. Tsy misy miala eto ê!

ari.malala > mampamangy hoy dadabe fa efa nihatanora izy :wink: :-D:-D:-D:-D
64. Zoniaina ( 22/11/2006 10:02)
:roll::roll:
65. kala ( 22/11/2006 12:10)
Zoniaina > maninona no :roll::roll::roll:

:twisted::twisted::twisted::twisted:
66. ari.malala ( 22/11/2006 13:23)
kala, kalalao aona aza njy e :-*:-*:-*:-* efa nihatanora? tsara ony zany we ;-) de mampamangy any aminazy any aza e :):-*:-*:-*:-*:-*:*:*:*:*:*:*:*hoan ddb:cry::snif::snif:
67. antsotokana ( 29/11/2006 09:21)
masina, masina hozy! aiza i dadabe hozy? mamalia ry masina, fa vonona hihaino zahay :-D :-D :-D :-D :-D
mbola maka saina tsara i dadabe ao zany sa?:roll:
68. Zoniaina ( 01/12/2006 14:26)
:roll::roll::-D:-D ho avy eo izy ka masina ianao radada hoy izy
69. diamondra27 ( 02/12/2006 22:50)
zoniaina: fa lasa aiza hono izy
antsotokana :
foa foa omeo akoho aloha za de avoakako dadabe e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1604