Fitim-baovao
1. Fiffi
(
26/10/2006 07:55)
Kandida Lahiniriako Jean
Laharana faha roa nahavita ny fanaterana ny biletany tetsy amin'ny lapan'ny kolon-tsaina sy ny fanatanjahan-tena Mahamasina omaly ny kandida Lahiniriko Jean, ary feno ny fepetra takian'ny fanjakana amin'ny fanaterana bileta tahaka izao.
Nambaran'ireo solon-tenan'ity kandida ity teny an-toerana omaly fa ny datin'ny 3 Desambre sisa handrasana dia hiroso amin'ny fanovana ny vahoaka Malagasy araky ny nambaran'ny depiote Reboza Julien izay miara-dia tanteraka amin'io kandida io na dia mpikambana ao amin'ny antoko AVI aza ny lehilahy.
Raharaha Pierrot Rajaonarivelo
Tafiditra eo amin'ny « Chambre Administrative
Omaly no nametraka ny antontan-taratasy teo anivon'ny « Chambre Administrave » mangataka ny fanafoanana ny didim-panjakana 2006-673 tamin'ny 12 septembre 2006 ny mpiaro ny kandida Pierrot Rajaonarivelo notarihan'ny maitre Ramanatsalama Herisoa sy ny maitre Olalah Razafinjatovo.
Io didim-panjakana io dia momba ny fanamarinana ny sonia nandravana ny fametrahany ho fidiana farany teo, izay natao teny anivon'ny distrika. Raha nandinika ireto mpiaro an'ingahy Rajaonarivelo ireto, dia nanova ilay lalàna fehizoro 2001-002 tamin'ny 31 mars, izay manambara fa ny fanamarinan-tsonia dia milaza fa na Préfet na sous-Préfet, fa tsy atao eo amin'ny sefo distrika.
Io didim-panjakana io dia hita fa didy fampiarana fa tsy maintsy manaja ny lalàna fehizoro, ka io no hangatahana fanafoanana.
Atahorana ny Monima
« Tsy maintsy lany aho », hoy i Roindefo
Raha nivahiny tao amin'ny radio Antsiva ny talata alina teo ny kandida Monja Roindefo dia nilaza fa misy tahotra ho an'ny mpitondra nifanesy teto ny antoko misy azy izay notarihan'ny ray aman-dreny Monja Roindefo, matoa tsy sahy nomena fahefana hatramin'izay. Io tahotra io, dia midika fa raha omena fahefana ireto dia mety hatanjaka noho ny fananany foto-kevitra maty paika entina handrindrana ny fiainam-pirenena.

novalian'i kitjo ny 28/10/2006 10:17
5. tenagasy
(
26/10/2006 17:32)
Mankamamy!
Olona tezitra izany koa ve de hahatsapa fahafinaretana r'i akbaraly a? Sa kosa angaha karazan'irony mpahita fìny ao anaty gidraka sy hatezerana irony ny anao lahy? Sado-Maso.!!:twisted:
Mirary soa!

7. Fiffi
(
27/10/2006 05:45)
akbaraly: i Tezitra mpandefa dinika @ hatezerana io ve ? de tsy aiko aloha an!
fijo: tena mbola ho be ny maresaka oui !