Mitady trano maika be r'ireto zah a

1. fara ( 25/10/2006 16:52)
Mitady trano hofaina maika be r'ireto zah a,amoron-dalana ,500.000fmg ka h@ 750.000fmg,faritra :Mahamasina,Andrefan'Ambohijanahary,Analakely ,Ambondrona,Ankadifotsy,Antanimena.
Tena maika be tampoka le izy ka voatery ataoko eto,mila soso-kevitra izah.
Manorata hoan'i Fara rah poince e!
novalian'i tslem ny 31/10/2006 08:55
2. Fiffi ( 26/10/2006 06:04)
toa hoe sarotra be hono ny fahitana trano amoron-dalana any ? sady tena mbola lafo lavitra noho io tadiavianao io ?
3. tslem ( 31/10/2006 08:55)
:-$ inn no tena itiavanareo an lé amorondalana e,raha anatin-dalana dia misy bdb kasa ra vounn nareo na aôna,d any anjanomanal lé toerana an!:-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.116