Le Real Madrid remporte le Clasico
1. ronaldo09
(
23/10/2006 09:06)
Le FC Barcelone, imbattu cette saison en Liga, a trouvé meilleur que lui : le Real Madrid.Io no azo anafohezana ny lalao omaly zany hoe noporofoin'ny ekipanay fa mendrika izy ary tsy azo atao n'inonino ,ho an'izay tsy naharaka moa dia i Raul sy i Van Nistelroy no mpampidi-baolina tamin'ity .Ho an'i Raul dia teo amin'ny minitra faha 3 talalan'ny tolotra avy any amini Sergio Ramos;ny baolina faharoa kosa dia teo amin'ny minitra faha 50 izay i Robinho no angady nanana sy vy nahitana ny baolina maty izy manko no nanolotra izany an'i Van Nistelroy ary nikobana fanindroany ny haraton'i Valdes.
Dia rahabaina zany isika mpitia ny real Madrid fa nety ny natao na dia teo aza ny nifibean'i Ronaldinho izay tsy nahakaikitra tamin'ity nanoloana an'i Canavarro
Dia rahabaina zany isika mpitia ny real Madrid fa nety ny natao na dia teo aza ny nifibean'i Ronaldinho izay tsy nahakaikitra tamin'ity nanoloana an'i Canavarro
novalian'i Mandefitra ny 21/12/2006 09:42
2. vakiniadiana
(
23/10/2006 09:32)
aiza i Ronaldinho an'i Aino sy Salmo e ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. ronaldo09
(
23/10/2006 09:41)
Ka ho an'izy mianadahy mihitsy anie ity lohahevitra ity e!Miala tsiny kia ry Aino sy Salmo fa mpinamana foana isikaaaaaa!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
4. xxx
(
23/10/2006 09:49)
Tsara vintana aza ny Barca fa tsy nilalao i Ronaldo ,fa raha tsy izany angamba dia 5-0 no isa teny amin'ny tabilao!
5. Mandefitra
(
23/10/2006 12:04)
ötry ny gorobaka ny défense n i barça ra ny fahitako azy.Tazana be koa ny fahabangan i Eto'o.Ho hita eo raha hahay hanarina ny lesoka ry ronaldhino sy ny ekipany
6. zandikely
(
24/10/2006 04:09)
Fa ny zavatra tsapa kosa aloha miha matanjaka tsara ny vodilaharan'ny Réal Madrid hatramin'ny nahatongavan'i CANAVARRO tao, tsy tahaka ny tamin'ny taona lasa iny intsony.
- Hita fa tena mahay miaraka tsara koa i Robinho sy Diarra, ka tena sendra baolina foana i Raul sy V.Nistelroy aloha ao.
- Fabio Capello koa entraineur somary efa zatra match ngeza tahaka ireny.
- Na izany alefa mbola i Barcelone ihany aloha amin'izao no lohalaharana amin'ny championnat fa ny olana fotsiny ny moraly somary latsaka satria nitohitohy ny fahareseny tato ato.

7. Aino
(
24/10/2006 10:41)
za ato hoe!!
izaho anie tsy niteny hoe andresy i FC BARCELONE EH!! fa hoy aho hoe MIANDRY ANY IZAY MARESY FOTSONY KO, sady izaho tsy `pijery boll fa dia misafidy fotsony , na dia resy aza i FCB dia tsy mampihova ny fitiavako azy izany.

8. Aino
(
24/10/2006 10:45)
Mpandefa : ronaldo09 [ Valio ] 23-10-2006 11:41:30
Lohateny : Re : Le Real Madrid remporte le Clasico
Ka ho an'izy mianadahy mihitsy anie ity lohahevitra ity e!Miala tsiny kia ry Aino sy Salmo fa mpinamana foana isikaaaaaa!!!
izany ve dia hialana tsiny kilalao io ka tokony tsy misy tsiny!!
izhao anie efa nilaza fa na handrsy ry zareo na tsy dia tsy maninona eh, sady izaho aza tsy nijery any ilay izy, ny olona maka toherana dol izaho lasa miheno mozika ko!!:-*:-*
9. Aino
(
24/10/2006 10:54)
http://serasera.org/namana/media/sary/namana/fanja_008_002.jpg
http://serasera.org/namana/media/sary/namana/imagen.jpg
http://serasera.org/namana/media/sary/namana/imagen.jpg
10. ronaldo09
(
24/10/2006 11:15)
Mandefitra:
ötry ny gorobaka ny défense n i barça ra ny fahitako azy.Tazana be koa ny fahabangan i Eto'o.Ho hita eo raha hahay hanarina ny lesoka ry ronaldhino sy ny ekipany
Vao teo aho no nanaraka tsara iny lalao iny tamin'ny real madrid TV fa marina fa tena be loatra ny fahadisoana nataon'ireo defenseursn'ny Barca.Ny tena marina anefa dia matanjaka loatra ny mpanafika ao amin'ny Real. Momba ny fahabangan'i Eto'o indray dia tsy marina izany ,za manokana aloha tsy mirevy ny fomba filalaon'ilery !Hors Jeux foana iledala ary zay indray tena tsy mahay mi-dribble fa hazakaza-dambo fotsiny.Raha mbola i Canavarro no ao tsy hahita lalana mihitsy ny lohalaharana toa an-dry Eto'o.
11. ronaldo09
(
24/10/2006 11:33)
Aino:
za ato hoe!!
izaho anie tsy niteny hoe andresy i FC BARCELONE EH!! fa hoy aho hoe MIANDRY ANY IZAY MARESY FOTSONY KO, sady izaho tsy `pijery boll fa dia misafidy fotsony , na dia resy aza i FCB dia tsy mampihova ny fitiavako azy izany.
O ry Aino a! Fainona ty e! Toa itsokanao indray ny ekipanareo rehefa nahazo lesona avy aty aminay ,rehefa mpanohana Barca ianao dia ny fandreseny no foana no zava-dehibe!
12. ronaldo09
(
24/10/2006 11:45)
zandikely:
Fa ny zavatra tsapa kosa aloha miha matanjaka tsara ny vodilaharan'ny Réal Madrid hatramin'ny nahatongavan'i CANAVARRO tao, tsy tahaka ny tamin'ny taona lasa iny intsony.
- Hita fa tena mahay miaraka tsara koa i Robinho sy Diarra, ka tena sendra baolina foana i Raul sy V.Nistelroy aloha ao.
- Fabio Capello koa entraineur somary efa zatra match ngeza tahaka ireny.
- Na izany alefa mbola i Barcelone ihany aloha amin'izao no lohalaharana amin'ny championnat fa ny olana fotsiny ny moraly somary latsaka satria nitohitohy ny fahareseny tato ato.
Marina ny anao ry zandrikely ,tsy misy ho kianina mihitsy io teninao io ,na lohalaharana za ry zareo ao min'ny championnat tsy mankaiza io fa mbola vao 5 journee anie izay no vita e!
13. Aino
(
24/10/2006 13:56)
O ry Aino a! Fainona ty e! Toa itsokanao indray ny ekipanareo rehefa nahazo lesona avy aty aminay ,rehefa mpanohana Barca ianao dia ny fandreseny no foana no zava-dehibe!
izaho tsy mitraoka Barça izany na inkidona na inky hitsanga!!
ny tsy hitiavako ny Madrid Real dia tsy resaka filalaovana bol io fa ny @ ry zareo Espagnol remantolo mihintsy no tsy tiako, aleoko aza maka Valencia hoatra ko izay equip espagnol na madrid
14. Mandefitra
(
25/10/2006 06:35)
Za tsy manao hoe Eto akory no andrin i barça,f ilaina ihany le mpiandry remorque ireny.Raha i Messi irery tsy tafa, Tsy azoko koa hoe maninona no tsy ampanaovina i Saviola refa tsy eo Eto.Ahiako tsy hahalany chelsea ko barca na de hilalao ao @ taniny aza ra zao no mitohy
15. Mandefitra
(
26/10/2006 12:28)
Nandresy an i Badalona 2 noho 1 i Barca.Matin i Gudjonhsen ny baolina 2.Tsy nanao ny favoris toa an i Ronaldhino, messi, iniesta... Raha ny hevitro mila demi matanjatanjaka barca, toa an i ballack, na gerrard na lampard... sa ahoana ny hevitry ronaldo09?
16. ronaldo09
(
31/10/2006 10:09)
Ekipa farany faible ange leity io resin'ny Barca io e!Amiko aloha dia manana demi matanjaka ny Barca toa an'i Deco sy ry Ronaldinho ,raha ny fijeriko azy dia i Lampard dia tsy mahatana ny demi-10 Fa faux elier no tena manavanana azy .Fijeriko azy eo amin'ny lohalaharana sy ny composition no tena lesoka ao amin'ny Barca fa tsy ny demi akory
17. Mandefitra
(
06/11/2006 08:31)
resy real de madrid, Celta Vigo 2 sy 1.Nanao sahala kosa i barca 1 sy 1.Mbola mitana ny laharana voalohay izy hatreto
19. ronaldo09
(
09/11/2006 09:31)
Mandefitra:
resy real de madrid, Celta Vigo 2 sy 1.Nanao sahala kosa i barca 1 sy 1.Mbola mitana ny laharana voalohay izy hatreto
Tsy voalohany izany i Barca ,ity no filaharana vonjimaikan'ny LIGA any Espagne
1 Sevilla FC 21 9 7 0 2 19 10 +9
2 FC Barcelone 20 9 6 2 1 20 8 +12
3 Real Saragosse 19 9 6 1 2 20 11 +9
4 Real Madrid 17 9 5 2 2 14 6 +8
5 Valencia CF 17 9 5 2 2 14 7 +7
6 Getafe CF 16 9 5 1 3 9 7 +2
7 Deportivo La Coruña 15 9 4 3 2 10 8 +2
8 Villarreal CF 15 9 4 3 2 10 9 +1
9 Atlético Madrid 14 9 4 2 3 10 7 +3
10 RCD Mallorca
20. Mandefitra
(
10/11/2006 06:41)
Marina io, mbola tsy vita ny match ny Sevilla FC no nanoratako an io.