film gasy

1. kitjo ( 22/10/2006 18:22)
t@ ty forum Tim ty no nahitako azy dia apetrako eto fts
http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,30227

Raha tsy hita dia midira forum dia 'andrembabe" lohateny - fa misy fil gasy maro2 ao napetrak'i ranamana
novalian'i kitjo ny 30/11/2006 16:36
2. lanto ( 22/10/2006 18:57)
de aiza kitjo no valina eto sa any ? :)
3. kitjo ( 22/10/2006 19:08)
lanto. ay mo nifamadika le sujet..haha

valiana aona? haha..sendra nitsidika tao a d tsy arako le resaka d nentiko nivoaka le film sady nijaikojaiko za..haha
4. cutie ( 22/10/2006 23:18)
efa zatra an'i kitjo manome kilp gasy za de heveriko fa misy film gasy koa ato :oops:
5. Ruby ( 23/10/2006 04:03)
tsy ratsy ilay film andrebabe io saingy na izany aza misy ihany ny zavatra tsy mitombona.
6. kitjo ( 23/10/2006 05:56)
cutie> jereo io lien io fa misy film gasy 5 ao au moins
7. ftma ( 23/10/2006 11:23)
izaho koa mba gaga heveriko film kay forum ilay izy
8. kitjo ( 23/10/2006 12:51)
ftma> non ao @ilay lien "andrebabe" io no nataonn' ilay olona ilay film k! fa nalaiko t@io forum io fts.

Ataoko in ato @sarimihetsika forum hafa any ra tsy film 8O

jereo io lien napetrany ambany io oe madagascar-info.net fa film samihafa daholo ireo
9. cutie ( 23/10/2006 13:47)
de mba hijery :lol::lol::lol::lol:
10. Achia ( 23/10/2006 14:13)
tena tsara lay izy fa rahoviana ndray no misy ny manaraka;,?? ary aiza ny archives mety ahazona azy
11. kitjo ( 23/10/2006 17:02)
tena tsy haiko fa ao fts za no mijery
manandrama hoe misoratra anarana..

ny ahy ilay "Poizina" misy an'i Volatiana sy Bodo iny no hitako h@ farany tao fa tsisy fotoana.
SInon ny nanaovako azy nojereko t@Windows player...sady jerena no enregistrer-na
12. sipagasy ( 23/10/2006 19:52)
misaotra e! eto am-pijerena koa aho io izao
13. malalatinasoa ( 24/10/2006 10:12)
Misaotra betsaka @ sopapa fa manja be daholo ilay filma.
Sao dia misy mahita hafa koa kay? :wink:
14. kitjo ( 24/10/2006 13:21)
hihihi
vao miandry an'ilay ranamana hanampy
15. loik ( 20/11/2006 18:57)
cutie:

de mba hijery :lol::lol::lol::lol:


misy film gasy azo jerena ve ao e!

16. loik ( 20/11/2006 19:00)
ahoana no fijerevana film gasy ato e!
17. Lenaivofilm ( 27/11/2006 12:25)
izaho afaka manana film malagasy maro fa tsy aiko hoe ahoana no hampidirana azy dia mijery daholo nareo, fa ilay manao copie teo tsy dia tsara an
18. unjila ( 27/11/2006 21:31)
:(alefaso lenaivo an ,aiza ary kitjo ,za zany efa te-hijery
19. Lenaivofilm ( 29/11/2006 17:53)
Ka izaho aza miandry izay afaka manondro ahy hoe ahoana no fampidirana azy ato
20. unjila ( 29/11/2006 21:36)
ahoana le film kle za efa te hijery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.213