fisaorana soirée fraternité

1. diamondra27 ( 22/10/2006 14:25)
Vita soa aman-tsara iny izany ny soirée izay nokarakaraina t@ 21 octobre 2006 niaraka t@ TEARANO sy MAGNEVA tany @ MAUREPAS izay nokarakarain'ny Association MADAGASCAR NATURELLEMENT ka dia misaotra anareo rehetra izay nandray anjara sy nanotrona ny fety.

(......)

Miala tsiny raha mananararaotra mmanao antso eto.
Ny asa fanasoavana ho fampandrosoana an'i Madagascar moa dia tsy mijanona hatreo fa mbola mitohy. Noho izany dia manasa anareo rehetra tapaka sy namana mba hijery matetika momba izany.
www.madanature.org

MISAOTRA tompokolahy , misaotra tompokovavy.

Dia mangataka anareo mba hilaza izay sosokevitra sy tsikera na positif io na négatif fa important mba hahafahana mi-avancer @ manaraka.

bisous daholo

:-*:-*:-*:-*:-*



Nahitsin'i lanto
novalian'i Fiffi ny 03/11/2006 21:08
2. cathy ( 22/10/2006 14:31)
tena milay be aloha le izy e! oviana ndray ny manaraka, misimisia ny tahaka ireny.:lol::-*:-*
3. Fiffi ( 22/10/2006 17:10)
^:^^:^=D=D=D mahafinaritra akia zany ry diamondra raha vita soamantsara an! :):-*
4. fasaly ( 22/10/2006 17:56)
hummmm! nilay izany de msotra nizàra ny ambiansy ho anzay tsy nande...:°)
5. ftma ( 22/10/2006 18:28)
mahafinaritra izany diamondra27 dia manantena ny tatitra ny asa fanasoavana vitanareo any Madagasikara
6. diamondra27 ( 22/10/2006 19:01)
ftma: misaotra e!
ny tatitra dia efa misy ao @ilay site association nomeko etsy ambony, azo jerena ao ireo asa fanasoavana izay natao sy mbola hatao ary 'zay kasaina atao atsy ho atsy (par exemple hoe: voyage organisé makany dago indray @ novembre 2006...), sy fanolorana fitaovana vitsivitsy ho an'izay olona nagataka fanampiana tany dago sy ny sisa sy ny sisa.

Koa manasa ny tsirairay mba hanatevin-daharana e!

fasaly: misaotra e! normal akia raha zaraina le izy a!Dia mbola somary maika fa alefa eto ihany ny sary rehefa vita e!
fiffi:ié vita soa amantsara tsy nisy gera
cathy: ny manaraka dia mety ho @ réveillon indray, mais on verra.

7. fasaly ( 22/10/2006 19:40)
diam: msotra eeeee!:-*
8. diamondra27 ( 23/10/2006 16:15)
fasaly: yé
9. Fiffi ( 24/10/2006 09:19)
efa nisy sary nivoaka aloha an! de hita ao daholo ireo tarika mpihira .:)
10. diamondra27 ( 24/10/2006 16:12)
fiffi: :lol:
11. sipagasy ( 24/10/2006 17:01)
aiza izany sary izany???? no jerena kay???
12. Fiffi ( 24/10/2006 17:11)
diamondra: aiza moa akia ?
13. diamondra27 ( 25/10/2006 11:43)
sipagasy: fiffi no nahita le sary ka
14. Fiffi ( 30/10/2006 06:45)
sipagasy: ao @ le site-n'le association misy sarin'ireo mpihira ireo kah !
15. fanjalalaina ( 01/11/2006 20:01)
aminy farany taona zany ry diams an :)
16. Fiffi ( 01/11/2006 20:51)
nga tsy hoe @ le 16 dec indray ? zay aloha no henoko an! sa misy reveillon mihomakomana ao ambadika ao ? :)
17. cathy ( 03/11/2006 20:56)
Fiffi:

nga tsy hoe @ le 16 dec indray ? zay aloha no henoko an! sa misy reveillon mihomakomana ao ambadika ao ? :)


tsy misy blem akia zany an mba fety foana amin izay isak herinandro :):):)
18. Fiffi ( 03/11/2006 21:08)
cathy: hummmm :):-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.387