tokony mba hisy rediredy eh

1. xxx ( 26/10/2006 21:11)
nareo ve tsy mahatsapa fa ohatra ny milay zany ny mirediredy nefa manalabaraka. Amin'itony anonyme itony tokony mba manararaotra mirediredy fa tsy serieux be foana.
2. xxx ( 26/10/2006 21:12)
marina izany, izay ilay ireven'ny olona mosotro toaka. Na tsy mamo aza izy dia mody manararaotra mirediredy.
3. xxx ( 26/10/2006 21:13)
za zao mamorona ity forum ity samy irery dia mody miady hevitra amin'ny tenako eto.
4. xxx ( 26/10/2006 21:19)
eny oa letsy, aleo ialahy atsoina hoe vitsika dia izaho petrol
5. xxx ( 26/10/2006 21:21)
inona no idiran'ny vitsika amin'ny petrol, aleo ialahy atao hoe solitany dia izaho hoe orinasa vaventy
6. xxx ( 26/10/2006 21:21)
eoa basy
7. xxx ( 26/10/2006 21:22)
bomba kalaknikaovy sodina
8. xxx ( 26/10/2006 21:22)
tsirika no anaran'ireny fa tsy sodina, ilay an'ny pot rouge ireny
9. xxx ( 26/10/2006 21:23)
:-D
10. xxx ( 26/10/2006 21:25)
mbola hitohy fa aleo aloha aho handeha kely.
Coming up next: hoavotry solike ihant ve i vaventy?
11. xxx ( 26/10/2006 23:34)
esy e. eny ho aho ramalagasy
12. xxx ( 26/10/2006 23:35)
???:?::?::?:
13. xxx ( 26/10/2006 23:36)
misy hevitra filozofika lalina izany ka tsy ho azon'ny kely saina
14. xxx ( 26/10/2006 23:37)
oadray le, ilay tonokalo azoko fa ilay idirany eto no tsia, sa rediredy marina
15. xxx ( 26/10/2006 23:38)
sivana sivana, ai ai ai. raha iny hono aho no mba mpihira nalaza
16. xxx ( 26/10/2006 23:38)
dia nagatahako orthograph
17. xxx ( 26/10/2006 23:39)
:-D milay kah
dia nanaovako klip daholo ny lalana vaovao teto Antananarivo
18. xxx ( 26/10/2006 23:40)
dia nanaovako ny tshit misy ny sarin'ialahy
19. xxx ( 26/10/2006 23:42)
dia ampiadiako ny tanora amin'ny boyzband sy ny hip hop, dia avy eo aho maneho hevitra amzay aho vao maika mahaza hoe tia filaminana.
20. xxx ( 26/10/2006 23:43)
:^) nofy ririnina amin'ny andro mamay be, tena mirediredy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7311