tokony mba hisy rediredy eh

21. xxx ( 26/10/2006 23:52)
tsy rediredy izany fa mety hisy kah, aleo nge za halaza eo e, tairo amoronako tonokira kely ialahy. Tonga dia atomboko amin'ny fanontaniana.

Nahoana re no nisy ny fahavelomana?
Raha ho eniky ny fahalomorana
Miakatra sy midina izato fiainana
Nefa tsy maintsy ampiasana fisainana

Nahoana ianao no mahazo toerana?
-satria tonton tsy azo feferana
Ianao nefa avy eo tsy mitsaha-mitatatra
Izato herim-pon'ny olona mianatra.

aleo aloha ajanoko fa tsy mety tsara
22. xxx ( 26/10/2006 23:53)
aoka letsy, tsy rediredy kosa izany e. Inspiraka marina tsy mifidy tarehy
23. xxx ( 27/10/2006 16:07)
oa oa oa
24. xxx ( 27/10/2006 16:53)
aoka letsy, tsy rediredy kosa izany e. Inspiraka marina tsy mifidy tarehy
:-D:-D:-D:-D
25. xxx ( 27/10/2006 19:04)
za ko mahay mirediredy fa tsy asehoko eto sao misy mangalatahaka nefa tsy nahazo droit d'otera
26. xxx ( 28/10/2006 08:17)
XXX:
esy e. eny ho aho ramalagasy

ramalagasy be fivoarana fa XXX dôlydôly
mandra-pi XXX ndray e !hihihi hahaha hohoho
27. boubounezy ( 01/11/2006 22:42)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D mampimé sy otrany adala2 nefa y a un temp pour tout. il faut savoir se défouler d'un côté. za zao imémé bé mintsy ngah iasa fona ny atao @ fiainana???=))=))=))=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7871