mila toro hvt o!!

1. xxx ( 27/10/2006 09:39)
Manana sipa efa ho erintaona sy tapany aho izao fa efa fantatro h@ voalohany hoe efa anolonkafa izy.Mbola niaraka ihany izahay ary tena mifankatia tokoa.Mbola tsy nahatsapa fitiavana tahaka izany aho .Saingy ho avy izao ilay tompo-toerana dia tsy haiko izay atao e!!!!te hisaraka aminy aho nefa tsy vitako.Tsy dia afaka sur à 100% aho hoe hisafidy ahy izy satria manana ny raison any izy tena important be ary miankina amin'ny ainy mihitsy.
Sarotra be amiko ny miaina @izao situation zao ;pr une fois ke je suis tombé amoureuse dia izao no mahazo ahy.
Raha tiko hanana avenir tsara izy @ fiainany dia tsy maintsy avelako ho anilay tompotoerana nefa tsy foiko loatra izy ary tsy mahafoy ahy.
Mba toroy hvt ry reto fa mahavita manaonao foana eto aho ny sisa à force d'y pensé tt le temps .
novalian'i fily ny 05/01/2007 12:35
2. booboo ( 27/10/2006 10:38)
Efa fantatrao hatr@ voalohany ny fandehan-draha sy ny mety ho vokatr'izay : eternelle seconde. Dônky....
Tsy hitako lôtra zay tenenina anao fa arakaraka anao ihany io...
3. kelly13 ( 27/10/2006 18:13)
"Raha tiko hanana avenir tsara izy @ fiainany dia tsy maintsy avelako ho anilay tompotoerana nefa tsy foiko loatra izy ary tsy mahafoy ahy".d aôna zany? afoizo, nefa ianao tsy mahafoy azy no tsy foiny kou. tsy afoizo, nefa raha azoko tsara ny teneninao d tsy hanana avenir tsara izy! sarotra b ny dilemme-nao. fa ra za enao, jereo klou hoe hanao ahona ny avenir-nao miaraka aminy! jereo iany kou sao d hananan'oul (le tompo-toerana io) alahelo ianareo 2 aveo d tsy hanjary ny fiainanareo!
4. fasaly ( 27/10/2006 19:13)
efa fatatrao fa mpindrana fotsiny ihany enao tam niaraka taminy tam voalohany ka mino aho fa efa nivonona tamzany enao, na ho ela na ho aingana tsy maintsy misaraka refa tonga ny tompo-toerana....tsy izany ve????:wink::°) dia mifamoy aloha nareo roa izany de mety hifanadino rehefa ela ny ela.....mety amzao fotoana izao izy ny tsy mahafoy anao ihany koa fa refa tonga ny tompoteorana de hadino ianao?????mieritrereta e! andàna manàla azy de hadino ...
5. kelly13 ( 27/10/2006 19:33)
fasaly>mifanadaboka v? :P
6. Fiffi ( 27/10/2006 20:43)
xxx: de mba inona hono no mba lazain'le bandy @ zany ? hita manko fa toa ianao irery no mivaky loha ? raha tena hoe tia anao izy arak'io voalazanao io dia mba tokony hanampy anao izy na de ny firesahana fotsiny aza satria koa moa efa samy mahafantatra ianareo fa tsy maintsy hisy farany zao relation-nareo zao !
7. cutie ( 27/10/2006 21:46)
ny torohevitro de miaraha foana alou raha mbola tsy nisy pble eo aminareo.
live the moment :lol::}
8. Fiffi ( 27/10/2006 22:12)
koh tsy vao maika hijaly ve akia i xxx ?
9. cutie ( 27/10/2006 22:18)
hijaly @ in izy , izy aza hono efa amoureuse be koa:lol::lol::lol:
10. Fiffi ( 27/10/2006 22:31)
hijaly akia izy fa efa ho avy ny tompon-toerana nefa izy tena amoureuse koh !
11. cutie ( 27/10/2006 22:39)
ka za efa miteny we
live the present
Refa tonga ny tompon-toerana, vo zavatra hafa njay zany
12. malalatinasoa ( 28/10/2006 02:03)
cutie:

ka za efa miteny we
live the present
Refa tonga ny tompon-toerana, vo zavatra hafa njay zany



Efa fantatra ve fa marary ny manakapoka ny loha @ vato dia mbola ampirisihana ny olona hoe tapeno ny maso dia akapohy eo foana fa izay rovitra zairina???? =D.

Raha ohatra tena sur ianao fa ilay iray no fidiny dia miala tsimoramora dieny izao, espacena ny fihaonana, dia ny tapaka sy namana hafa na izay fialamboly tianao no amenoina ny fotoana sy andaniana andro. Amin'izay tsy dia banga be eo @ fiainanao izy du jour au lendemain.

Sady ohatry ny hoe maka break kely ianao isaintsainana sy isaintsainany. Dia aza manary toky...
13. sipagasy ( 28/10/2006 06:51)
hoy ny hira hoe tanala very sampy ka ny manova no haingana, hihihihihihi sady aza mba maty an-kazo tokana izany e!!!!!! ny fiainana anie retsy ka miserana ihany e!!!!!!
14. fasaly ( 28/10/2006 08:02)
:°):°):°)huma marina zany isopagasy:wink:
15. diamondra27 ( 28/10/2006 08:22)
misy blem aminao fa avereno jerena ny lasanao de eritrereto oe: inona no nahatonga anao niaraka t@ioolona io

TOROHEVITRA: tandremo @ sisa rehefa fantatrao ny faiblesse-nao mba tsy hilatsaka anaty harato tahaka izao intsony.
Mety t@io fotoana io ianao sendra ory t@ fitiavana de izy no sendra anao , afaka nihaino anao t@ianao nitantara ny fiainanao de latsapaka de nitsiry teny ny fitiavanareo....

16. cutie ( 28/10/2006 09:56)
Mpandefa : malalatinasoa [ Valio ] 28-10-2006 04:03:49
Lohateny : Re : mila toro hvt o!!
Hoy i cutie:

ka za efa miteny we
live the present
Refa tonga ny tompon-toerana, vo zavatra hafa njay zany




Efa fantatra ve fa marary ny manakapoka ny loha @ vato dia mbola ampirisihana ny olona hoe tapeno ny maso dia akapohy eo foana fa izay rovitra zairina???? .

Raha ohatra tena sur ianao fa ilay iray no fidiny dia miala tsimoramora dieny izao, espacena ny fihaonana, dia ny tapaka sy namana hafa na izay fialamboly tianao no amenoina ny fotoana sy andaniana andro. Amin'izay tsy dia banga be eo @ fiainanao izy du jour au lendemain.

Sady ohatry ny hoe maka break kely ianao isaintsainana sy isaintsainany. Dia aza manary toky...

sur nga njy fa efa fantany reo :roll::roll::roll::roll:
17. Fiffi ( 28/10/2006 10:52)
zany hoe zah aloha tsy d'akoro @ le hoe live the moment satria vao maika hijaly i xxx ! be loatra ny fitiavany an'le bandy nefa ho avy ny tompon-toerana ka ny zavatra tsara de ny miala dien'zao ! hatao tsikelikely na de mafy aza fa tsy misy mafy tsy laitran'ny zoto an!
18. cutie ( 28/10/2006 11:24)
atao tsikelikely hoy njy fiffi
mitovy @ zavatra nolazaiko ihany anie zany e , ka tonga de we miala zao de zao , de mandra-piala alou de live the moment:lol::lol::lol:
19. iriko ( 28/10/2006 18:24)
ianao koa miteny fa miakina @ ainy mihitsy ny fiarahany @ilay teo aloha, de hoy aho hoe:raha tena tinao izy dia mialaha mora fotsiny, tsy maintsy hafoinao izy, dia araho vavaka.
20. Fiffi ( 28/10/2006 20:15)
cutie: ka raha miala zao dien'zao akia de tsy live the moment fa tondé de bye ! bye ! heu...nefa aloha toa ho sarotra hiany io an! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0428