vol air madagascar annulé 01 novembre

1. rainy ( 01/11/2006 18:26)
Na dia tsy tokony ho ato amin'ny politika aza io lohateny io dia misy ifandraisany ihany angamba.
Naninona no foana ny zotra air-madagascar parisy antananarivo androany 01 novembre tokony nandeha tamin'ny dimy ora hariva?
Mba omeo valiteny izay mahalala.
Misaotra ê!
novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:43
2. belaza ( 01/11/2006 18:51)
satria "fotoam-bita tsy mahaleo ny sampona"
3. rainy ( 01/11/2006 18:56)
Misaotra mamaly fa saingy tsy mahafa-po ahy ilay valiteny. Inona izany no tena sampona tampoka teo?
4. Fiffi ( 01/11/2006 19:20)
tsy maintsy hivoaka gazety io rahampitso !
5. Robert ( 01/11/2006 21:28)
Famaninona no tsy antsoina ny Agence Air Mad akaiky anareo indrindra, mino za fa ry zareo no afaka manampy anao.


Sa Ra-8 ve?? Nihidiny indray ve....

Nisy antsony daholo ny zavatra mitranga rehetra,
6. boubounezy ( 01/11/2006 22:05)
za alou vô niantso air mad omaly fa tsy mbola naheno zany e! nefa na zany aza za kou naeno fa avy any madrid sy italie zao misy offres momba ny vol air mad tsy aiko alou fa za vainy e!:roll::roll:
7. fijo ( 01/11/2006 22:57)
antsoy marina ny air mad de hay izay antony ka.ny gazety mantsy hanombana fotsiny indray
8. rabaradaka ( 02/11/2006 08:25)
Nofoanana satria fetin'ny maty ka sao dia maty ny mpandeha
9. rainy ( 02/11/2006 14:43)
Ity farany angamba no tena marina ! misaotra ê!
10. diamondra27 ( 02/11/2006 22:33)
:D

nareo koa ry reto tena mampimé an, fa le androany ve no mahalasa fisainana anao sa ny vol rehetra annulé hatr@izay?
Sao de mahalala zavatra toi fa tsy miteny fa mampiresaka eto fotsiny ?

za koa angamba mety mahalala ny antony fa za tsy hiteny:wink:

fiffi: de ahoana hoy ny gazety?
11. fijo ( 02/11/2006 22:51)
tsy nisy resaka ny gazety.
12. kitjo ( 03/11/2006 13:44)
rainy> t@2 herinandro teo koa dia annule ny vol Air Mad Tana- Bangkok- Tana, simba ilay avion tany dago kanefa ny piece mbola tany France nalaina

sa ve hoy ianao oe Ra8 koa nanimba azy tao? hihihihihi

Aleo fa koziko lery fa handalo aty aminay izy @lundi avy ao Chine :-D

13. fijo ( 03/11/2006 23:26)
kozio,de asaivo mividy piesy maro fa mikiredy ny pokona.
14. kitjo ( 04/11/2006 15:22)
hiihhi

k izy mety tsy hividy satria roplan lery ary vaovao ko!
15. rainy ( 04/11/2006 22:24)
Ho valin'ny fanontanian'i Kitjo :
ny annulé nandeha Bangkok tsy nahataitra ahy fa ity saika hitondra ny razana Ratsiraka Etienne ity no nahalasa eritreritra ahy. Asa raha ho tonga rahampitso alahady 5 novambra ihany ny razana na tsia; fa raha toa aho nanontany ny tsy nahalasa ilay tamin'ny alarobia dia io lazaiko io ambony io no antony niheverako azy.
Raha ny marina dia te hahafantatra aho raha toa ka arak'ilay teny malaza hoe : manararao-paty i VATOKELY mba hiditra moramora eto amin'ny tanana.
Angamba voavaliko ny fanontanianao Kitjo !
16. kitjo ( 05/11/2006 06:26)
rainy

fa ngah le annule no saika andehanan' ilay razana?
d saika hiditra tao koa vatokely?

tsy haiko ndray alo znay oe saika nalefa t@io marina ve ilay razana, fa na izany na tsy izany tsy tokony tonga d hanao interpretation oh zany foana isika vao misy fifandrifianjavatra fa mety ho panne teknika fts..

asa aloha e!

ilay razana toa efa lasa k! Radidy no tsy nandeha!
17. rainy ( 05/11/2006 14:46)
Araky ny vaovao azo farany tamin'ireo mpanara-maso eto amin'ny tanana dia saika nanararaotra tamin'iny i vatokely; hany ka nasiana fandinihana tamin'ny mpitondra frantsay HONO aloha ny anaran'ireo olona tokony ho nandeha tamin'iny zotra alarobia nofoana iny.
dia tonga soamatsara eto antanindrazana androany alahady maraina (araky ny feo re) ny taolambalon'ingahy Ratsiraka zokiny, ary toa hoe ny praiminisitra A. SYLLA no nitarika ny solotenan'ny governemanta nitsena ny razana. Tsy efa zava-dehibe ve izany raha marina? fanomezam-boninahitra ny maty sa ahoana hoy ianareo?
18. kitjo ( 05/11/2006 18:54)
milay kosa zany ary tena fahendrena!
19. fijo ( 08/11/2006 22:59)
fahendrena izany ary tokonyhisainana'ny sasany.
i radidy koa ve tany?
i vatokely aloha tsy sahy hanararaotra izany fa i le iamba koa anie tsy mila azy e
20. kitjo ( 09/11/2006 18:54)
radidy ts nande k!

vatokely matahotra fa sady mety efa kalach be tany anaty palitaon'i sylla...hahhaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0652