Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
eisy ( 07/11/2006 06:02)
sary fiangonana
sao de misy manana ny sarin'ny fiangonana FJKM Ankadimbahoaka ianareo ilaikomaika be azafady o ... suite
répondu par prime le 08/11/2006 11:20
LazaDaddy ( 07/11/2006 01:37)
Fandrosoana Gasy: 80 cents isan'andro isan'olona
Araka ny fanadihadian'i John Murphy avy ao @ South African Mineral Corporation) dia $300 isan-taona ny harin-karena fahobe isam-batan'olona any Madagasikara. Izany hoe sahabo ho 80 cents isan'andro. ... suite
répondu par Papoose le 03/12/2006 23:02
akama2006 ( 06/11/2006 19:59)
ohatra ny miahy ahy zavtra hafahafa ny tenako @election ity
^^raha mijery ny fandehany zavamisy amin'izao fotoana izao aho dia mahita fa efa tafapetraka ny "alibi" ny mety ho tranga ao aoriana!ahona no fisehony izay no tsy fantatra,milamina sa fifandonana! ... suite
répondu par kitjo le 11/11/2006 17:49
xxx ( 06/11/2006 18:44)
olombelo ricky
Salama isika Ho avy ary ilay nandrasana. Hitondra zava-kanto ho antsika indray i Dama sy Ricky ary i Hajazz ao anatin'ilay foto-kevitra Voajanahari izay sehatra iray ahafahantsika mitandro ny zava... suite
répondu par Fiffi le 08/11/2006 19:57
fanaina ( 06/11/2006 18:40)
mamaly izay mahay
izy homena vola indray no mitodidamosina.( mitondrobody ny hilazany sasa azy)... suite
répondu par kala le 13/11/2006 08:33
linarako2 ( 06/11/2006 16:06)
Moa Petera,Papa voalohany?Was Peter the first Pope?
Misy sary tsangambato iray ao Roma izay an'i Petera ka nolazain-dry zareo fa izy no Pope voalohany ka tonga miankohoka amin'ny daholo ny olona, indrindra ny vatican sy ny Pope. Araka ny finoan'ny sasa... suite
répondu par prime le 27/11/2006 11:25
simplex ( 06/11/2006 14:36)
Rova Manjakamiadana
**tsiaro anao** ... suite
répondu par ninih le 08/11/2006 11:06
ari.malala ( 06/11/2006 14:27)
fitiavana ve?
Miarahaba, tsy haiko ity na ato na any @ fitiavana no tokony hipetraka fa mba nahalasa ny saiko, fitiavana ve ny lainga? azavaiko, misy lehilahy, efa manammbady, fa misy vhv "tiany" dia mahavatra m... suite
répondu par mandrindra le 10/11/2006 17:06
nenipita ( 06/11/2006 13:47)
momba an'i Tahiry ( Dondolah sy Tahiry)
hono ho ah, iza no mahalala , efa manambady ve i Tahiry le mpihira @ Dondolah sy Tahiry iny? Zahay sy ny rahavaviko mantsy naheno hoe efa nandeh t@ tele hono ny mariaziny , marina ve zany?... suite
répondu par loulou121181 le 26/12/2006 13:07
zakony ( 06/11/2006 13:46)
doro tanety sy doro ala
tena henjana loatra ny doro tanety sy ny doro ala eto amintsika amin'izao, ary ny setroka dia tena manamaizina ny andro atoandro. tokony mba hasiana fiheverana kely izy ity fa tsy mety intsony, ny an... suite
répondu par melody le 27/11/2006 16:11
kitjo ( 06/11/2006 13:34)
lalao politika: Manao propagandy ho an kandida tsy tinao
Raikitra zany araka nifanaraha atsy @ lohahevitra politika fa mba hilalao isika ato Ho eo avy eo ny akama hanazava ny lalao fa ny vontoatiny fts dia hoe izay kandida tsy tinao indrindra no anaovana... suite
répondu par mamafara le 21/11/2006 12:37
jampela ( 06/11/2006 11:19)
TOHANO AHO RAHA SITRAKAREO NY HEVITRO
Nieritreritra aho hoe:maninona moa raha mba mihaona mivantana isika Mpankafy ny 123Madagascar rehetra eto Madagascar e! Ohatra hoe atao endrika fitsangatsanganana ilay izy. dia toy izao ohatra no fa... suite
répondu par Fiffi le 07/11/2006 17:15
jampela ( 06/11/2006 10:02)
NAHOANA NO LAZAINA FA LAVA VOLO JESOA?
Valin'ny ankamantatra ôôô!Averiko kely aloha ilay fanontaniana:maninona ary no lazain'ny olona fa lava volo i Jesoa? Ny valiny? satria ny olona rehefa mivavaka dia miteny foana hoe:METEZA IANAO§ME... suite
répondu par kala le 13/11/2006 08:22
gama ( 05/11/2006 23:00)
mila hevitra avy aminao raha tsy mahadiso
Mba jereo ity site vaovao ity www.go-gama.com dia mba henoy ny echantillons na hira ao. Hira inona amin'ireo vazo ireo no mety ho ankafizin'ny olona izay mihaino araka ny hevitrao? Misaotra mialoha ... suite
répondu par gama le 13/11/2006 23:25
lemenakely ( 05/11/2006 22:26)
Aza mbà badraodra ihany e!...
Sendra voadonana'ny fiara ity tovolahy iray avy any ambanivohitra , fa mba sambany vao mba niakatra tao ANTANANARIVO dia somary naratra kely ihany ka dia tsy maintsy nentina tany @ hôpitaly ! Nony... suite
répondu par MTN le 06/11/2006 21:27
salmo ( 05/11/2006 21:56)
Ny fotoana
Raha dinihina tsara ny andro sy ny alina tao mitovy ihany, fa ny anakiray maizina ary ny anakiray mazava. Amin'izao fotoana izao tao lasa ny andro no hatao fatoriana ary ny alina no natao hanenjehana ... suite
répondu par booboo le 09/11/2006 10:40
kelly13 ( 05/11/2006 20:35)
indrisy...
... fa d nametraka sary ny tenanay fa nefa d nanjavona ...... suite
répondu par mamzelkely le 30/11/2006 14:57
cabot ( 05/11/2006 19:29)
tantaram-piainako
mba mila hevitra @ nareo namana rehetra aho satria tena very fanahy;niaraka t@ olona nandritra ny 20taona aho nefa tsy novadiany fa olokafa no nalainy zao anefa dia mbola miaraka zahay ka mba toroy he... suite
répondu par cabot le 24/07/2007 09:19
xxx ( 05/11/2006 19:22)
fitiavana-tenav?
misy v karazana lhl miandry tambatambazana foana fa tsy mba mahay manambitamby? ohatra rehefa misy ady na tsy fitovizan-kevitra d tsy mba manaiky diso na efa diso aza, fa miandry anilay vhv foana hana... suite
répondu par xxx le 09/11/2006 17:29
kitjo ( 05/11/2006 19:08)
mofo baolina
mba atoroy fanaovana mofo baolina hono unjila ry reto an!... suite
répondu par titimms le 14/11/2006 18:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.2182