mila hevitra avy aminao raha tsy mahadiso

1. gama ( 05/11/2006 23:00)
Mba jereo ity site vaovao ity www.go-gama.com dia mba henoy ny echantillons na hira ao.
Hira inona amin'ireo vazo ireo no mety ho ankafizin'ny olona izay mihaino araka ny hevitrao?
Misaotra mialoha namaly.

mazotoa daholo e!
répondu par gama le 13/11/2006 23:25
2. Fiffi ( 06/11/2006 05:31)
gama:
Hira inona amin'ireo vazo ireo no mety ho ankafizin'ny olona izay mihaino araka ny hevitrao?
milay kosa aloha le izy an! sady azo henohina no azo telechargéna avy hatrany an! :) Hoe iza @ ireo vazo ireo no ankafizin'ny olona ? heu....ny ahy aloha le Madagasikara no tiako nefa tsara daholo le ao koh !


3. fens ( 06/11/2006 09:38)
oupsss!
tsy henoko lay hira fa kay mo za tsy manana haut parleur eto zao!
lol
lol
mbola lol
ary de lol fona
4. ninih ( 06/11/2006 12:14)
fa maninona raha atao henon' ny retra de hita eo ze be mpitia? samy manana ny ankafiziny mantsy ny 1/1 anie e!
5. gama ( 06/11/2006 12:51)
Omeo ny hevitrao ary ny hevitrao
6. zakony ( 06/11/2006 13:14)
tsara e, misy mihitsy ny ezaka amin'ny zavakanto ho an'ireto gasy masaka ireto
mbola vao ilay echantillon lakile aloha no nohenoiko ka tsy afaka mampitaha amin'ny sasany fa rehefa avy mihaino ny hafa indray manohy

ary maninona no desactivena ny clic droit? nefa tsy dia hoe misy zavatra azo angalarina ao?

ary manantena ny tenanay fa handeha am radio sy tele eto am tanana ireo hira ireo am desambra, sa?

ny akama
7. gama ( 06/11/2006 13:27)
mankasitraka sy mankatelina e!
8. little ( 06/11/2006 14:55)
Tsara be mihitsy e! zahay no misaotra sy mankatelina e! hay ve mvbola misy toa iao ihany any Dago e!
9. ninih ( 06/11/2006 15:13)
tsara daolo ilay izy aloha raha ny hevitro manokana no ilaina
10. gama ( 13/11/2006 23:25)
Misaotra ireo izay namaly dia mirary soa antsika rehetra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0962