lalao politika: Manao propagandy ho an kandida tsy tinao
1. kitjo
(
06/11/2006 13:34)
Raikitra zany araka nifanaraha atsy @ lohahevitra politika fa mba hilalao isika ato
Ho eo avy eo ny akama hanazava ny lalao fa ny vontoatiny fts dia hoe izay kandida tsy tinao indrindra no anaovanao propagandy
ka mba ezahina ho kandida 1 mba ol 1 na vitsy2
za efa voatondron' ny komity ho lehiben' ny mpanohana an'i Pete..:lol:pety manko e
fa aleo alo hiandry kiririoka sao d mangalatra depart

novalian'i mamafara ny 21/11/2006 12:37
2. akama2006
(
06/11/2006 18:17)
kitjo! dia miandry ny akama aminy izany e!avy dia raikitra ny lalao!
4. tenagasy
(
06/11/2006 20:55)
Mankamamy!
Ao fa nenah izany i Rakotonirina Manandafy eh!
Efa vonona ny soavalinay fa haingana sao M.F.M.: (Mafanan'ny fofona Maimbo) eto no farany an! Mafimafy ny vokany an!
Tsy mangalam-pihinana izahay akory an!
Andaaoooeeeeeeeeeeeeeee!
Mirary soa!

5. tenagasy
(
06/11/2006 23:23)
Azafady fa averiko eto ny lalana mba tsy hanahirana antsika hitady ary @ politika an!
kitjo> ny tena mety aminao izao i pety ko!efa lazainao fa mipete ihany i pety!!
tenagasy> na mpanao baolina fahiny na dia havanana aminy hatsikana!i kiririoka izany ny mpitsara dia hanomboka ny lala an!
ireto ary ny fitsipika raha mety ho any rehetra:
1- kilalao ity fa tsy tena izy sao tokoa misy manao ampo tokoa!
2- ny mpilalao dia manohana(popagandy), olona mpanao politika hilatsaka aminy 3 dec izao ,izay farany izay tsy tiany indrindra!
3- mba tsy hisiany fanohanana maro ho ana olona iray izay mety ho succés fou ( ra8,hasina,ratsiraka junior,pety(kitjo),etc....!)dia soritany tsirairay amboalohany ny olona ho tohanany!
4- faritana ho post 3 avy isaky ny mpifaninana,ka aminy post faha4 izany dia mijanonana ny lalao dia manao ny bilan de campagne avy ny tsirairay!
5- ny maha 3 azy dia ,ny 1 fanehoankevitra,2 mamaly ny fanontaniana,ary 3 farany manao famintinana sy ny teny famaranana!
ka iza avy aza ny olona ho tohanany tsirairay,misy 14 izy ireo dia samia manome ny azy avy ary!
fanamarihana: izay manoratra voalohany no mahazo ny anarana olona 1!dia ny manaraka izany mifidy hafa indray,mety ho ampy ihany aloha ny 14 satria isika eto tsy dia tena betsaka ,asa anefa!
kiririoka!priiiiiiiiiiiiiiittt!
Nanoratra: akama2006

6. Lejim
(
07/11/2006 00:17)
Zah maka an'Ingahy Ratsy..Rahonana! =D =D Tonga dia tehaka mandrevorevo izany ry zalah aaa!
(Raiso kilalao marina ilay izy an!)
Raha manomboka ny propagandy dia vory eto doly ny hevitray ka dia Manao veloma aminareo izahay AVI (Anana Vary Ifanosihosena)
AVI hifampiteniteny foana!
AVI hamitaka vahoaka
AVI hiteny raha tsy moana
AVI fa bobaka ny toaka
=D =D =D

8. tenagasy
(
07/11/2006 10:26)
Ary nen'i scorpion iza?
Sa efa mpanisy SIRA an-dRatSIRA-hoanina! he eh honana kay!

9. kitjo
(
07/11/2006 13:44)
ho antsika vory eto:
Antschika scha manaiky fifidianana ity fa tsa aradalana kanefa zalah manao iany dia aho va hijery fotschiny?
iaho rahateo efa hoe schy mainsy lany!
Fido pety dia afaka robainy tsotra izao ny ronon'i TiKO mba anatavizany tena kely fa tsa laitra le ataon' ny olona hoe fisaka!
mety mba mahazo kely iany schika zay tonga manatrika ny propagandiny fa ny vola aloha dia aza manantegna
oe oe :^)

10. ari.malala
(
07/11/2006 14:17)
Fidio ary Herizo Razafimahaleo e, sao mba mahazo kely am le vidin'ny force one nareo e :lol:
12. pissoa
(
07/11/2006 15:33)
lapino :-D:-D:-D:-D:-D
Ity torohevitra ho an'ny bandy :
Raha tiana hihamaro ny ampela soa
Na aloha na aorian'ny propagandy
Dia fidio Elia Ravelomanantsoa
:roll::-D:-D:-D
Ity torohevitra ho an'ny bandy :
Raha tiana hihamaro ny ampela soa
Na aloha na aorian'ny propagandy
Dia fidio Elia Ravelomanantsoa
:roll::-D:-D:-D
13. Lejim
(
07/11/2006 15:40)
Fidio Ratsirahonana:
- Hanjakazakan'ny fonksionera
- Sari-bakolin-dRavalomama
- Mahay manao mody miady
- Grave be raha hamadika palitao
- Tsara Solomaso
Izahay no voalohany raha fampielezan-kevitra no rasahina satria: Avo Vava Izahay =D=D=D=D
Tsy tianay n andro rehetra ankoatran'izay satria tsy henoheno izahay, ary considerenay ho Andro Very Izay =D=D=D=D
3 Decembre 2006, AVI hifidy anay!
=D=D=D=D

14. mandrindra
(
07/11/2006 15:55)
fidio ny collectif n'ny "zanak'i" :"roindefo, rolland, philippe, ny hasina". aza miala amin'ireo fa anarana efa fantatra daholo ireo, ny fanampiny fotsiny no niova. io collectif io tsy mila programa izany fa efa hay ny traikefan'i dada sy ry dadatoa. mitondra anarana izahay ka lanio, iza eto madagasikara no tsy mahalala anay. rehefa lany izahy dia mbola ahavita bebe kokoa noho ny rainay, izany hoe ampahatranay bebe kokoa ny vahoaka malagasy, fidio ny "zanak'i" fa efa naneho ny maha izy azy.
16. tenagasy
(
07/11/2006 17:58)
Ary tena efa lasa kay izy ity an! Saiky tara ny soavalinay.
M.F.M.? Manandafy Fidin'ny Malagasy!
Miteny hoazy satria na ny sainam-pirenentsika aza dia: MFM: Maintso Fotsy Mena!
Torohevitra: toy izay ianao ho lany andro hihaino ny resak'ireo sisan-kandida voatavo tsy mifandraka sy tsy mahay raha ireo, aleo manala andro manalava ny hoe MFM araka izay itiavana azy! Be de be zavona @ tany.
Ohatra hoe: Manja Fetsy Mazana.
Manalava: taranjantsika io:
Antoko anisan'ny lava fotoana nisiana indrindra @ ireo mpilatsaka rehetra ireo;
mba dinidiniho @ orona fotsiny dia hainao fa taratry ny halavan'ny zavatra rehetra ireny... satria inoana fa dia tian'ny rehetra rehefa lava ny zavatra (fiainana, andro, mofo, ...)
Mpahay manokana ny ekônômia moa ny antsika ka dia hovaintsika ary hataontsika lavalava koa ny ekônômia. Tsy takatry ny olona fohy sy bota izany io ry vahoaka (Miala ny Fohy Metatra) Zavadalina ny miaraka @ soavaly! Satria arak'izany:
Tsy omby vavy intsony no ho hafarantsika fa soavaly be de be. Ny soavaly rahateo lavalava malandilandy tsara daholo ny zavany rehetra ka mifanaraka @ taranjantsika tsara( tavany, sofiny, volonkatony, tendany, tongony, rambony, ...:arrow: Atao vavy de préférence. @ izay avy taingenana, izay bevoka mijanona aloha miteraka. Tsy manafatra intsony isika ao aoriana kely.
Rehefa betsaka ny soavaly vavy, ho ezahina hatao isan-dehilahy manan-tokatrano, tsy miraharaha izay peti-peti-rôl any intsony isika, ekônômia be satria mitaingina fotsiny tsy miala vola ianao (izay mamaky io) n'inon'inona filànao: na fitanterana, na asa, na sakafo, na filam-pahafinaretana (hitsangatsangana): isaky ny misy filàna dia alao ny soavaly dia mitaingina fotsiny ianao: ny adidy vita, ny fahafinaretana azo, ny taranatsoavaly hitombo: mandroso amimpiadanana sy fahafinaretana miaraka @ soavaly ny firenena.
Mbola be ny azo ambara saingy voatsinjara moa ny fahazoana manao kifandokandoka, ka ny hamaranana azy dia ity.
Mba olona tena gasy (tsy izah io fa misaraka an) hiringiriny no fidio ho Filoha. Lehilahy ihany koa. Ary mba zokinjokiny manana traik'efa @ fanaovan-javatra ihany koa. Biby (soavaly) rahateo no fototra hiorenan'ity raharaha manga ity! Ka hanahirana raha zazavao, Ngô voan'ny dakantsoavaly eo raha be kitikitika ny vodiny fotsiny fa tsy hanao raha. Ny antsika tonga dia AU FOND no ady eo: MFM MFT: NDAO:^) (Mamemly Foana Mamikitra Mafy Farany Tonga)
Ka tena gasy hoy i tenagasy:
Iza no anaran-dehilahy tena malagasy fantatrao?
Tsy hoe KOTO? ny:
Zazakely = Lekoto
Tovony = Rakoto
Matotra = Dadakoto
Zokiny = Babakoto :-D
Dia mitondra io anarana io tokoa ny kandidan-tsika! Ary tadidio fa sata sy marika notandrovana sady nohalavaina kely io tao @ antoko hatrizay, ka izany no nahatonga ny anaran'ny mpikambana natao hoe:
RAKOTONIrina Manandafy
RAKOTONIrainy Germain (amim-panajana feno)
RAKOTONIaina Petty
sy RAKOTONI... mianakavy
Resaka fifandraisana @ any ivelany: tsy hisy olana na dia kely satria ambara amin'ireo vahiny fotsiny hoe: efa ampitondraina ny filoha @ anarany mihitsy aza ny fihavianareo (ManANDAFY) dia babo avy hatrany ireo. Gorobaka hoazy ny paosiny, andefasany soavaly vavy marobe aza hotaingenany sy hiteraka ny filoha.
Hatsangantsika mihitsy ny ministeran'ny soavaly, ka izay olona tavantsoavaly indrindra (famille-n'ny soavaly mantsy) no hatao minisitra!
Izay no ela! Dia manantena antsika izany amin'ny HIFI - DEC. - 3 CD - 2006 Watt!
Avy dia lany kosa nenay satria ...lavalava... tsara!

17. ari.malala
(
08/11/2006 06:54)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Herizo Razafimahaleo ihany hoa! ny omby mahia hay moa soavaly hihihi mahia anie tsy lelafin'ny namany e! i Herizo Razafimahaleo efa nianatra taona maro ny resaka ekonomia, nanangana ny orinasa TATA koa, betsakae, tsy vaovao aminy ny resaka ekonomia, ka raha izy no fidianareo dia ihakatra hoazy ny ekonomian'ny firenena e! sady iny efa bota kely tsy mila manatavy tena tsony hihihi! nare ve tsy te hahazo vola am vidin'ny air force one e!

19. tenagasy
(
08/11/2006 09:55)
Ka hoe propagandy r'i pissoa a! Resy sahady ve nenareo e?
Rehefa manao dia tena manao na kilalao aza no atao!
AO daholo koa izy izany.
Vakio tsara sao tsy mandre ny tsiron'ny soavaly ka tsy mihomehy an!

20. kolokanto
(
08/11/2006 09:58)
Ny anay izany Ny hasina Andrimanjato!!
Aza matahotra ianareo fa tsy hijaly savony intsony ny gasy!!! Raha hain-drabaina io an!!! Hadio daholo isika Malagasy amin'izay!!!
Tadiavina hatramin'ny fomba hanodinana savony ho lasa sakafo sy solika!!!:idea:
Momba ny filaminana indray dia izao: tsy hisy intsony ny mpangalatra fa hizarana ody fonoka daholo ianareo. Na ny mpitandro filaminana aza tsy hitana basy intsony fa hakana ody kely any amin'i dadarabe!
Hatsangana ny sekoly mampanofana mpaminavina ny ho avy sy fanaovana fanafody gasy!
Io sehatra io izany dia hosokafana hahazontsika asa be dia be!
Ny internet indray dia asiantsika hatrany ambanivohitra eny mety hasiana hatrany anaty tranon'omby ka hahay hiserasera hatr@ omby vavy be rononon-dravalo!:twisted: