lalao politika: Manao propagandy ho an kandida tsy tinao

41. pakopako ( 09/11/2006 22:09)
Dany = zay dany ny kibony refa lany izahay
Ely = manely tsaho izahay fa lazaina fa mandroso ny gasy
Rajako = de ho be da valan-javabohary
Ba = dia bizo d’efa voky daoly ny gasy fa indrindra ato sera d io bizo isakin’ny dinika
Hofoananay ny hotely maventy fa manabe fakapanahy ny zaza tsy ampy taona
Any ampiangonana ny misakafo ny mpamantsy vola refa mitsidika ny gasikara
Hofoananay ny fiangonana tsy manana trano lehibe fa mamory olo etsy sy eroa ..
:roll::lol:
42. LazaDaddy ( 10/11/2006 01:03)
kitjo:
ny vontoatiny fts dia hoe izay kandida tsy tinao indrindra no anaovanao propagandy
izaho tsy mpankahala olona @ maha olona azy ka tsy afaka mandray anjara. :)

"Love the sinners but hate the sins" C.S. Lewis
43. akama2006 ( 10/11/2006 12:16)
laza daddy a!> tsy le olona anie no tsy tiana fa ilay heviny e! tiavo ny namnaoa ozy fa mety ho havanao ireny ozy rahampitso ozy,satria ho tara aminy zanany vavy ozy enoa ozy!(hoy ramalagsy):-D:-D:-D:-D
44. kitjo ( 10/11/2006 13:28)
laza> tsy misy idiran' ny "sin" eto k!

misy fts kandida tsy tinao ho filoha...za zao tena tia an' i Elia @ maha vevavy entrepreneur azy fa tsy tiako raha izy no filoha dia kianiko foana.
Tiako ny lalana nalehany @ resaka carriere fa tsy tiako ny programan' asany @ ty fifidianana dia afaka ataoko propagandy eto

azonao ve aloha e?

aza mandray an-tendrony e!

fa tsy manin raha tinao daholo ireo tsy manan-kevitra dia aza mandray anjara fts fa tsy bedy k :)

fa efa manoratra enao zao d efa naman' ny mandray anjara..hihiih
45. kitjo ( 10/11/2006 13:29)
akama> ahahha...ary manaona ny zanany lahy? lol
46. akama2006 ( 10/11/2006 23:06)
fijo> ka le zanany lahy izany tsy haiko!fa izahay moa izany tsy pelaka ka salotsa be aminay ny haminavina ny hofitiavana ity lehilahy.:lol::lol::-D:-D sa kosa i rafik=jo ity.....hum!tandremo lesy fa humm....asa aloha koa!:-D:-D:-D:-D:-D
47. akama2006 ( 10/11/2006 23:07)
azafady ra fijo fa i kitjo no tiako lazaina !mitovy2 koa moa le anaranareo ka sahirana manavaka azy!
48. Lejim ( 10/11/2006 23:52)
Allo allo Serasera namana rehetra
Allo allo atsika jiaby eto
Ratsirahonana ihany hoy aho no paika eto ka mivonona doly e!
Raha fidinareo Ratsirahonana dia hisy fizarana vatomamy ho an'ny zanakareo!
Ratsirahonana ihany hoy aho no reveo
Omeo plasy izy fa mbola tsy teo
Mangataka seza izy ka mba omeo omeo
Competant izy sady namana rahateo
Ireo tetikasany tonga dia jereo
Fa fahombiazana no miseoseo
Ka tongava hifidy an-dratsirahonana doly nareo
Misaotra e!!!!!!!!!!
49. akama2006 ( 11/11/2006 09:04)
lejim>> chapeau bas e!tsy ratsy le poesie:-D:-D:-D:-D:-D
50. kitjo ( 11/11/2006 09:11)
manatalenta aby nge ny namana eto e
51. Lejim ( 11/11/2006 15:53)
Propagandy fotsiny io ry zalahy a! :-D
52. kitjo ( 11/11/2006 17:15)
ka @ilaina azy mitsy zan ko!

iza ary no afaka mandefa patin'ny fifidianana kely video? hihihi
53. pakopako ( 11/11/2006 22:22)
Kivy nenty za laolo @ fahaizan'i lejim poezy bass za mangala tsisiny tsendrike!
54. Lejim ( 12/11/2006 06:16)
Isika rehetra izay mbola tsy vonona
Varimbariana mandinika ny volana
Propagandy ity fa tsy fitokonana
Anarana iray ihany no aoka hironana
Anarana kanto, mora fanononana
Ratsirahonana
Hitondra hafalina fa tsy fihononana
Hamaha ny olan'ny any ankohonana
AVI isika rehetra AVI fihombonana
AVI hiasa fa tsy hiandry hitolorana
Tongava zalahy hiraka hitolona!
Avo Vava Isika ra-olona

:-D :-D
55. akama2006 ( 12/11/2006 11:01)
lejim> :-D:-D:-D:-D:-D tsy mahay to izany izahya TIM fa ny anay dia tsotra ihany!

ra8 no mahay satria hany hitanay!
fa ra be no mijoro, izy tsy mikoro,
be koa ireo mpandoro fa izy eo manolo,
ka fidio ny anay,sao may eo indray!

ny tim no hidiro ,fa ao no matsiro,
tsy misy resatsosy no sady bogosy!
jereo anie ny i moxe na adrimanalinjaona,
na ny grad koa mbola vonona ny hisonne!

velomy aza ny anjomara,hiatrika ny tolona,
fa i ra8 ihany anie! no tena mbola olona,
ireto ambiny anefa dia miezaka mitolona,
fa tsy mahaleo any valo mbola te hangorona!

T.I.M
(Tia Ihinana Manontolo):-*
56. tenagasy ( 12/11/2006 15:25)
Mankamamy!
Hoa avy nenay an!
Somary niato kely tao ho ao a azatsinyeh!
Mirary soa!
57. kitjo ( 12/11/2006 19:16)
zay mbola tavela any ikalamavony fa mila mitarika ny dahalo rehetra alo alohan'ny hisian gidragidra
58. akama2006 ( 12/11/2006 21:15)
kitjo> aza tavela any ndriko fa ssy afabela ao fanziana ao ndroky a!:*:*
59. kala ( 13/11/2006 08:31)
Raha hanao propangandy ihany
Fidio Daniel Rajakoba
Ny varindravalo mety ho lany
Tsy ahoantsika fa mihinana baiboly sy koba

hors sujet kala lé :roll::roll::roll:
60. akama2006 ( 13/11/2006 11:00)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D milay e!lolllllllllllllll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0125