lalao politika: Manao propagandy ho an kandida tsy tinao
61. ari.malala
(
13/11/2006 12:16)
Herizo ihany hoaaaaa! aza miala @ Herizo zany raha mbola fifidianana koa! iza @ reo kandida ireo no manana CV mihoatra ny 15pejy raha tsy izy! fahaizana izany an!! reny kely endaka ireny raha mifanena @ io buldozer be anay io tonga de voatrongy ary tsisy tavela fa i Herizo ihany no ady eo e!
62. kala
(
13/11/2006 15:22)
ari.malala > =D=D=D=D sady raha misy arbitra mitady hizesta fa tsy midona in-telo ny tanany dia dégagé :wink:
:-D:-D:-D:-D
oay! nivadika palitao zà klé
:roll::roll::roll::roll:
:-D:-D:-D:-D
oay! nivadika palitao zà klé
:roll::roll::roll::roll:
64. kolokanto
(
13/11/2006 20:40)
I Hasina ihany no anay e!!
Hisosa mora toy ny savony zava-drehetra atao!
Ny làlana moa dia halama tokoa! Tandremo fotsiny sao mibolisatra!!
Eny na dia ry Herizo aza afaka hikorisarisa amin'ny làlana malama!
Hisy sekoly maro hosokafana momba ny fampianarana miteniteny foana! Tsy teny ratsy aloha io e fa izay teny azo lazaina rehetra!
Hovoizintsika atao fitaovam-piadina ny teny!!!
Ny resaka serasera moa dia tsy hadinontsika mihitsy fa saingy mety mbola téléphone sofina honohono no mbola atao any ambanivohitra!!! Fa miaraka amin'ity tél honohono ity manko ny tany mena mety lasa hiova mofo ary ny orana mety hiova solika!!
Mahaiza mifidy!! Hasina ihany e!!

65. lanto
(
14/11/2006 18:25)
Minoa fotsiny ihany eeee ranona... voasary :lol: tikooooo
(minoa = misotroa amiin'ny tenim-paritra any atsimo)

66. ari.malala
(
15/11/2006 07:37)
:-D:-D:-D aoka hono izay ny fijaliana eeee, aoka hon izya ny fahoriana eeeeee, izy hon izany novahaolana eeeeee, fidio hon iHerizo Razafimahaleo eeeeeee! refa te ho leo nareo de izy fidiana eeeeeeee :-D:-D:-D:-D
kala, njy mitady hanao double jeu njy an :-D:-D:-D fa tsy manin fa raisinay antanadroa sady fihininay mintsy njy raha te ho mpanohana mafana fo ny kandida anay e, aza matahotra njy fa tsy ho sempotra na d ngeza toy ny inona aza le mpamihina e !-D:-D:-D

67. kala
(
16/11/2006 09:15)
akama2006 > posy aloha tamin'iny ê!
hiverina hanohana an'i Rajakoba ihany zà ê!
RAha Rajakoba no lany filoha
JAmba rehetra ho sitrana avokoa
KOditra daholo reo mpanao afera
BAsy amin'io baiboly dia mampianjera
wééééééééééééééééééééééééééééééééééééééé
RA - tsy mbola izy
RAJA - tsy mbola izy
RAJAKO - tsy mbola izy
RAJAKOBA - io le tena izy

68. tenagasy
(
16/11/2006 09:33)
Nangingina izahay Manandafy!
Maka bahana aloha fa hitsambikina be avy eo. Tonga dia Quinté avec obstacle. Ary izay bekibo rehetra tonga de mihahaka sy misanehaka - mihananana.
Hoatry ny hitako ery ny bota sy ny fohy rehetra misanehaka. ^^ ^^ 8O ^^ ^^
Nangingina kely izahay satria toa adin'ankizy daholo ny anareo. Tssssss! Mihatakataka aho fa olon-dehibe.
Ho hitanareo eo fa na tsy manao propagandy aza izahay de lany fôna (... ny vola io an ...) hi hi!
Izao no tadidio: tsy maharaka soavaly izany na ny omby, na ny olona bota sy fohy, indrindra moa ireo lasan-ko vavany. De izany no anomezanay anareo depart fa tsy sarotra aminay ny manenjika anareo.

70. pakopako
(
16/11/2006 22:16)
aleo izay hangina kely f'efa misy namana mahay manohana be ny candidanay sao d lany @isa 51,42%
71. kolokanto
(
17/11/2006 11:47)
Andeha hanao fomba ratsy izany izahay!!!:twisted:
"Elimination physique indirect" no ataonay!
Amin'ny alalan'ny savony!!!
Ireny bota ireny tsy afaka hamindra akory fa hibolisatry ny savony anasanay isan'andro ny lalany!!
Ny soavalin-dr'i tenagasy indray raha vao mihinana savony dia harary kibo ka hitolefika ho azy eny ampihazakahana!
Ny omby vavy be ronon-dravalo indray omena ranon-tsavony dia mivadika ny rononon azo aminy!! Tsy hisy mpividy sy mpifidy intsony!:-D
Ny fiombonan-dratsirahonana izany misaraka ho azy rehefa mitsingindingidina eny rehetra eny vokatry ny halaman'ny làlana ny olona!!8-)
Rajako ba moa omena akondro norarahana savony tsara dia tsy ho tonga ery antenatenan'ny tanjona ery dia harary kibo sy hipiriritra 8O!!! Ny toerana ivoahana no ao an-tsaina amin'izay fa izay ho tonga alohan'ny rehetra any adino!!!:^):^)

72. ari.malala
(
17/11/2006 12:36)
:-D:-D:-D zay tsy azonareo amzany e, nareo v haharaka elikoptera e! ny ankamaroan'ny orinasan'ny kandidànay efa namidy ividianana solika isidinana am elikoptera donky tsy hahavoa azy izay savoninareo any :-D:-D:-D:-D izay tsy ampy sakafo azonareo fitahina moa d izay ifanaarahanareo any fa zay efa voky bbbbeuuh, ny kibo aza efa mila tsy ho zaka intsony, atao inona hinana savony?:-D:-D mazotoa homana daolo ry kely sakafo isany fa ny anay ny tavy aza efa mila hanempotr ae :-D:-D:-D
73. Lejim
(
17/11/2006 14:08)
Tsy maninona na mafy aza ny sakantsakana
Fa tsy maintsy misosa ity izao ny lakana
Nahavory vahoaka be izahay tetsy sy teroa
Na fandrimpandrihan-dry zalahy aza tsy voa
Ataony daholo ny hery famoretana rehetra
Tsy hainy fa ny aty dia mahatanty herisetra
Tsy rariny kosa aloha ity saina voretra
manjakazaka be kanefa tsy mandoa hetra
Tsoriko androany fa Ratsirahonana
DIa tsy hisangisangy fa tena handrodana
Fanjakana tsara tantana no tarigetra
katsaka voanjobory sy etsetra etsetra

76. mamafara
(
21/11/2006 12:37)
tsy mahay politika
fai Paul ni tic tic dia nivika tanteraka :oops::oops: