indrisy...

1. kelly13 ( 05/11/2006 20:35)
... fa d nametraka sary ny tenanay fa nefa d nanjavona ...
2. Aino ( 05/11/2006 21:03)
ojiiii nanjavona nakaiza?
3. fasaly ( 05/11/2006 21:06)
kelly! tsssss! avereno ampidrina e! sao mba tsy nety ny nampdirina azy lol de tsy tafiditsa nefa zà efa faly ery hoe nisy sary zany tao o jerena:-P
4. cutie ( 05/11/2006 21:13)
Za nefa nahita :lol::lol::lol::lol:
5. hery ( 05/11/2006 22:34)
Tsy nanjavona kah.
Nesorina... ary efa nampilazana ny antony nanesorana azy i Kelly13

:-)
6. Fiffi ( 06/11/2006 06:07)
hery:
Nesorina... ary efa nampilazana ny antony nanesorana azy i Kelly13)
tsy azoko ! koh milaza nefa fa nanjavona avy eo ?


7. ari.malala ( 06/11/2006 07:41)
za nefa naika hijery! mampidira hafa ky a! :)
8. kiali ( 06/11/2006 08:05)
fa naninona nasorina
9. Fiffi ( 06/11/2006 09:02)
de tsy hay fa miandry ny manaraka zany ! :)
10. ANARIM ( 06/11/2006 09:19)
misy fepetra ny fametrahana sary ngeh e! alefaso eto ry hery jerena le fampilazana tany @ kelly13 raha toa ka ilaina!!!
11. hery ( 06/11/2006 09:54)
blah...blah... Ny sarinao ihany no ilainay blah...blah

Izay tsy tadidiko dia nataoko blah blah :-)
12. kelly13 ( 06/11/2006 10:54)
hery, ANARIM>kanefa d misy oul mandefa ny sarinjanany tsy maninn????
13. vale ( 06/11/2006 12:55)
kelly13: tady handefa ny tsy sarin-jy njy an!! saika niesona teo zany zay:roll::-P,hihi!!:wink:
14. fasaly ( 06/11/2006 13:01)
zaysarinao ihany ampidrina e!:wink: de ho faly dool zahay :-*
15. kelly13 ( 06/11/2006 13:48)
hahahaha nareo v t hanofy ratsy dol e?? hihihi!!! sarin'ny zanako ankia no nalefako tao ry vale sy fasaly aaaaa!!! za mantsy tsy mba fotozénik d mampimé b
16. vale ( 06/11/2006 16:02)
hanofy ratsy aona aky?


..kelly13: hay ve izany e!:wink::-*
17. totofy ( 06/11/2006 19:09)
za mantsy tsy mba fotozénik d mampimé b


kelly13 ::lol::lol::lol: mampmé beuuuu
enao aza tsy izy fa zah tena fotohizénik
:-D:-D:-D:-D :*:*

vale : ary ny anao tsy mba misy sary :*:*:*(l)(l)

18. sanana ( 06/11/2006 19:13)
zay zany
19. ari.malala ( 07/11/2006 06:24)
totofy:

enao aza tsy izy fa zah tena fotohizénik
:-D:-D:-D:-D :*:*



=))=))=))=))=))
20. Fiffi ( 07/11/2006 06:35)
totofy: :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1921