indrisy...
22. Zina
(
07/11/2006 18:35)
kelly13 [ Valio ] 06-11-2006 11:54:03
Lohateny : Re : indrisy...
hery, ANARIM>kanefa d misy oul mandefa ny sarinjanany tsy maninn????
ie wa?
kelly a mety tsy zanak'injy angamba (tonga dia fantan-drizareo) dia tsy nekeny hihihih
24. totofy
(
07/11/2006 21:49)
kelly13 : zanaky ny dadany zany refa tsy anao :-D:-D:-D
sady tsy mat no tsy brillant....ka lé papé ngé no zénik fa tsy lé sary é :-D:-D:-D:-D:-D
totofy>sao d tsy fot fa papé????? hihihihi
sady tsy mat no tsy brillant....ka lé papé ngé no zénik fa tsy lé sary é :-D:-D:-D:-D:-D
25. mamzelkely
(
30/11/2006 08:48)
apidiro alou le sarin ny zanakao ry kelly de za vavolomebelona ra tena izy toko iny n,a tsia :°)
26. Ralay
(
30/11/2006 09:56)
kelly13: Afaka mampiditra ny sarin'ny zanakinjy njy rehefa azonay antoka fa zanaky njy marina, izany hoe ampidiro alohany sarinareo mianaka ho hita dia avy eo afaka mampiditra ny azy manokana njy. Mila fitandremana mantsy ny famoahana sary ho an'ny be sy ny maro.
Ialana tsiny @ zay te hametraka ny sarinjanany na sarin'olona hafa.
Zah efa nahita fa tena tsy ratsy kou :lol: io no tonga @ ilay hoe le gout et la couleur samy manana ny azy.
Ialana tsiny @ zay te hametraka ny sarinjanany na sarin'olona hafa.
Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 06-11-2006 14:48:43
Lohateny : Re : indrisy...
hahahaha nareo v t hanofy ratsy dol e?? hihihi!!! sarin'ny zanako ankia no nalefako tao ry vale sy fasaly aaaaa!!! za mantsy tsy mba fotozénik d mampimé b
Zah efa nahita fa tena tsy ratsy kou :lol: io no tonga @ ilay hoe le gout et la couleur samy manana ny azy.
27. kelly13
(
30/11/2006 11:05)
mamz>ka enao tsy teo mihintsiny t@ nametrahako ilay sary donky tsy afaka nanao vavolombelona ianao! lolll
ralay>marina klou fa tena fotsy b manao tarehimbazaha ny zanako e, lollll izay ny maha metisy kely azy ngamba! hihihi!! fa tsy koi zany e!
ralay>marina klou fa tena fotsy b manao tarehimbazaha ny zanako e, lollll izay ny maha metisy kely azy ngamba! hihihi!! fa tsy koi zany e!
28. mamzelkely
(
30/11/2006 12:57)
zao aza ee ra vô sipa kely fotsy beuu de kzi kely de izy zay :-D de tso-bolo be de somary mena le volo de izy zay de mitovy amizay ko le bandy kely :°) de ny masony ts madainga fa mitovy amin'ny masoko :-D
