sary fiangonana

1. eisy ( 07/11/2006 06:02)
sao de misy manana ny sarin'ny fiangonana FJKM Ankadimbahoaka ianareo ilaikomaika be azafady o
novalian'i prime ny 08/11/2006 11:20
2. Fiffi ( 07/11/2006 06:23)
ity ve ? http://amparibe.famonjena.free.fr/RFF.htm
3. kelly13 ( 07/11/2006 17:19)
Fiffi>ankadimbahoaka hono fa tsy Amparibe Famonjena ka :)
4. Fiffi ( 07/11/2006 17:32)
:oops:
5. prime ( 08/11/2006 11:20)
fiffi> njiiiyy... efa nitady kosa moa รด?:wink:
eisy> Izaho tsy mahita nefa hitady ihany aloha sao...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5433