tantaram-piainako

1. cabot ( 05/11/2006 19:29)
mba mila hevitra @ nareo namana rehetra aho satria tena very fanahy;niaraka t@ olona nandritra ny 20taona aho nefa tsy novadiany fa olokafa no nalainy zao anefa dia mbola miaraka zahay ka mba toroy hevitra aho ry zareo a!
novalian'i cabot ny 24/07/2007 09:19
2. vivi ( 05/11/2006 19:43)
vhv v ianao? ,ny hevitra aloha d we tonga d misaraha @ na mafy aza , fa efa mazava zany ny heviny fa tsy tia anao izy!ary raha mbola miaraka @ ianao d lany zara no mbola hiomehezany olona , no tsy manisy haja ny tenanao,matoa niaraka nandritra ny 20taona aloha nisy ny fitiavana , fa matoa naka olonkafa izy novadiany d efa ritra zany ilay fitia , mitadiava hafa indray , raha tsy iz rery akory ny olona koa ! ary mahereza mivavaka fa io ihany no fanafody sy hery hanampy anao @ alahelo ! mahereza!!
3. cabot ( 05/11/2006 20:12)
misaotra betsaka anao nanoro hevitra;aleo aloa hazavaiko tsara tsy niady zahay tsy nampirafy azy aho fa tonga dia nisaraka fotsiny zahay marihiko fa vazaha no vadiny ary nilaza izy fa haka ttasy fa leo ny fahantrana tao dago dia tena notanterahiny tokoa niaraka 1 volana t@ lay vazaha izy dia nivady zareo saika namono tena mihitsy aho saingy antra moa mbola mahery:lasa tany an-dafy izy dia miatso ary mandefa vola ho ahy foana zaho moa dia amponga niantona tao dago tao niandry azy 3taona zao nanambadiany;zaho koa anefa dia vao 1taona zay nanambady ary aty ivelany koa saingy tsy aiko fa tena mbola tia azy aho ary tsy mety miada_tsaina
4. degree ( 05/11/2006 20:12)
mazava ho azy efa lani tsiro ianao aminy ka ny mety dia io an'i vivi io, nefa mety te hanova ra-namana nefa tsymisy mahasolo ny vitanao sy ny fitiavano dia lasa mbola tsy afaka miala aminao izy na dia efa naka olona hafa aza,na dia izany aza fa kakazo be eo andrefan-trano no konka dia sarotra ny hanazera azy fna dia efa tsy misyilana azy intsony aza fa aleo mamboly hazo kelyeo ankaikiny indray,ka miandry fotsiny ny hialan-jy
5. cabot ( 05/11/2006 20:20)
olona tsara fanahiny be lay vadiko nefa lay ex masiaka be fa dia sarotra be ny mamono lay 20taona;ny loza dia zao nanao fotoana tany dago zahay dia mbola niaraka be ohatra ny taloha;dia samy nody avy eo dia mitaraina amiko izy hoe tsisy vola dia manome foana aho zay angatahiny 2000 euro isam-bola dia avy eo zaho tonga saina hoe zaho ve adala sa mbola mety hantenaiko izy; malahelo lay vadiko tsy manatsiny koa aho
6. patrick2002 ( 05/11/2006 20:20)
Ny ahy indray tsy izay :araky ny fahazoako azy dia ao aminao ny fitiavany matoa ianareo niaraka 20 taona ,fa saingy mety tsy nanampady anao izy satria tsy misy interet ny any aminao oh: saranga tsy mitovy ianareo ,olona tsy dia mitana toerana ambony ianao. Ka anjaranao no mieritreritra inona no zava-dehibe aminao fitiavana ve sa ny materielle.
7. cabot ( 05/11/2006 20:23)
tsy manambany olona aho fa izy ary tena ratsy be raha miohatra amiko saingy tsy aiko re fa tena tiako be mba vonjeo aho re olona fa tena mitady ho lasa adala
8. Zina ( 05/11/2006 20:24)
niaraka t@ olona nandritra ny 20taona aho nefa tsy novadiany

tsy oe miditra ny aferanao personel fa efa 20 taona ianao no niaraka taminy nefa ianao teraka t@ 1983???
9. soanja ( 05/11/2006 20:29)
cabot:

misaotra betsaka anao nanoro hevitra;aleo aloa hazavaiko tsara tsy niady zahay tsy nampirafy azy aho fa tonga dia nisaraka fotsiny zahay marihiko fa vazaha no vadiny ary nilaza izy fa haka ttasy fa leo ny fahantrana tao dago dia tena notanterahiny tokoa niaraka 1 volana t@ lay vazaha izy dia nivady zareo saika namono tena mihitsy aho saingy antra moa mbola mahery:lasa tany an-dafy izy dia miatso ary mandefa vola ho ahy foana zaho moa dia amponga niantona tao dago tao niandry azy 3taona zao nanambadiany;zaho koa anefa dia vao 1taona zay nanambady ary aty ivelany koa saingy tsy aiko fa tena mbola tia azy aho ary tsy mety miada_tsaina


Le hoe nanambady koa ianao nefa tsy miadan-tsaina no mahavariana ahy. Inona izany aky no tena antony nanambadianao io olona io raha tsy mahadiso?
Sady raha manambady ianony tokony ho izy dia milamina amin'izay na 30 taona aza ny niarahanao tamzany olona izany rehefa tsy anjara dia tsy anjara fa aza misisiak mandany ron-doha aminy intsony. Ny any hafatro de hoe izay ahitanao ho avy mamirapiratra amin'ny tokatranonao katsahina fa io zany no anjara nomen'Atra.
Raha tsy hoe angaha nanambady an'io olona io ianao satria noho ny volany dia mety aho azokazoko ihany ny olanao amin'izao.


10. vale ( 05/11/2006 20:30)
cabot: raha efa manam-bady enao dia ataovy izay hanadinoina azy>> tiavo bb kokoa le eo an-tanana de ho hitanao eo ange e!! tsisy afatsy izay ny vaha olana hitako mety aloha fa asa? de mahereza !!
11. cabot ( 05/11/2006 20:30)
iza no niteny taminao aloa fa teraka t@ 1983 AHO ?aza mananiany moa azafady fa tena resy aho
12. cabot ( 05/11/2006 20:32)
tsy aiko fa ohatra ny masiaka be @ lay vadiko aho dia tsy heureuse mihitsy
13. vale ( 05/11/2006 20:34)
cabot: lhl enao sa vhv? raha ny eto @ tantaranao eto manko dia vhv ny fandraisako anao, ny ao @ momba2 toa lhl? hihi!!
14. vale ( 05/11/2006 20:37)
cabot: (oay rapide be enao namaly, hihihi)... ny voalaza ao @ momba anao ange io teraka 1983 lazainy io ê!!
15. Zina ( 05/11/2006 20:37)
za kosa tsy mananiiany ka... ny profile-nao no itako ... sanatria tompoko...dange be zany oe efa niaraka 20 ans nefa tsy nivady...tsisy afa tsy izao e adinoy ny lasa tsinjovy ila vadinao ankehitriny
16. cabot ( 05/11/2006 20:37)
tsy ny vola no nanambadiako lay vadiko fa tiko izy saingy tsy be ohatra ilay ex ary novadiko koa satria koa te hi venger lay ex aho dia nanambady koa tena tsy miada-tsaina e!
17. cabot ( 05/11/2006 20:41)
vehivavy aho ary tsy teraka t@ 83 ZANY tsy tiko mantsy fa be mahalala loatra ny tantrako raha hiteny ny taonako sy ny momba ahy aho dia be ny mahalala aho dago satria olona nalaza ramose EX
18. vale ( 05/11/2006 20:43)
cabot:

tsy aiko fa ohatra ny masiaka be @ lay vadiko aho dia tsy heureuse mihitsy
ny sainao tsinona any @ ilay ex nao foana , izay ny mahatonga an'io, de ny eritreritrao koa hoe tsy ity ny tena tiako, izay koa ny mahatonga anizay, fa tivo izy de ho hitanao eo, ovay mihintsy ny eritreritra, hadinoy ilay ex!! satria efa raiki-pitia @ ilay olona novadiany izy nandritr'izay 3 taona izay, ka mety ny tokantranonao ftsn anie no ho simba sy ho rava eo e, indd ka efa nisy zaza, mijaly ny zanakao raha hisaraka eo nareo, nefa ilay tianao mety tsy hisaraka @ ilay vadiny akory, ttasy ftsn hoy izy taminao ny nanambadiany ilay olona, 3 taona anefa izay, nanin izy no tsy nisaraka t@?....;-)


19. kelly13 ( 05/11/2006 20:43)
cabot:

tsy aiko fa ohatra ny masiaka be @ lay vadiko aho dia tsy heureuse mihitsy

vhv izy zany
niaraka 20 taona ianareo, zany hoe raha manao kaonty baoritra isika, ohatra à 15 ans enao no niarka t@ donc 35 ans enao nisarahany tsotra zao fa naleony nanambady nahitany "interet"? hum!!! saika sanatria ianao lany zara.

ny zvt tsy azoko d hoe mandefa vola ho anao foana izy t@ enao tany mada, d zao toa enao indray no manome 2000euros azy par mois???? hum!!! sao sanatria mividy lhl na fitiavana izany ry cabot fa eritrereto tsara iany an! ialao ôtran'ny afo fa tsy mendrika anao izy! dia mahereza ankia a

20. vale ( 05/11/2006 20:44)
kelly: ka ny ao @ momba azy tsy vhv koa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0728