tantaram-piainako
81. Fiffi
(
08/11/2006 16:38)
cabot:de aleo Andriamanitra hamaly fa aza manao an'zany hoe miantso tody zany enao fa tsy mi-concorde @ fangatahanao an'Andriamanitra zany fiantsohina tody zany !
tantara mbola mitohy fa zaho aloa dia miantso tody e!raha mbola misy koa andriamanitra dia aoka izy hamaly
82. vivi
(
08/11/2006 21:18)
fiffi:rehefa voa zay anie ry fiffi anie ka lasa miteniteny foana , indra2 aloha ilay izy ts vokatriny fo fa mba mba manala azy fotsiny e! , sady mbola anisany etape andalovana @ ilay fanadinoana sy alahelo daholo zany fa rehefa tena tsy manampiavana azy izy vao miteny we ty za niteniteny foana , fa Atra koa anie mi-comprendre we tsy ampo ilay teny fa fo marary e! sa ahoana? mahereza ry cabot fa aza d mampiasa fo b koa fa io ihany no mahatonga anao araraotiny ilay bandy satria mety olony fo b koa ianao !mpitsiho iz! ary aza rarahina ny eritreriny apres ny decision noraisinao teo , fa raha mnola mandinika ny any atsainy koa d mbola tsy afaka foana ianao e! , za aloha efa nandalo t@ zvt hotrizao fa tena misaotra an'Atra fa afaka soamantsara! fa question d tps fotsiny io , fa mila fahavononana b fotsiny sy heritsaina b fotsiny! aza adino ny mivavaka fa raha tsy miaraka @ vavaka d tena sarotra b!
83. cabot
(
08/11/2006 22:50)
mbola tsy niantso aho h@ zao ary dia mino aho fa mety ho afaka raha mitohy ny heritsaina
84. Tokinao
(
09/11/2006 08:38)
cabot a! Andao hifanoratra amiko enao ra te ho-pepona. :lol: Mananiany za a! hihihi
85. Ninyah
(
09/11/2006 18:54)
cabot:
mba mila hevitra @ nareo namana rehetra aho satria tena very fanahy;niaraka t@ olona nandritra ny 20taona aho nefa tsy novadiany fa olokafa no nalainy zao anefa dia mbola miaraka zahay ka mba toroy hevitra aho ry zareo a!
zao re ry se a!miezaha fotsiny manadino azy de tivo tsara ny vadinao,le olon-tinao taloha ko anie zany tsy tia anao mato nanambady olon-kafa e! ary indrindra mivavaha fa Andriamanitra no Mpanafa-kolana
86. Ninyah
(
09/11/2006 18:58)
zao ri se a! mivavaha @ Andiemanitra de Izy no hanampy anao hanadino azy e!
sady tsy tiny ianao mato navelany teo
sady tsy tiny ianao mato navelany teo
87. bonazy
(
10/11/2006 13:01)
mahafinaritra rahefa manomboka mahafehy ny fifaneraserany i "Cabot" nefa mbola tsy ampy izany fa ny tokony hataony dia hiezaka hanafoana tanteraka izany ,ao ana'tin'ny sainy,ka isan'izany ny fanamfisany ny fitaviany amin'ilay vadiny ankehitriny,satria azo ambara anie fa tiany io matoa novadiany é!,ary ny tena mety azony atao koa dia tsy mitazona intsony ny numéro ilay ex na manolo tanteraka ny fifandraisana rehetra mbola ahazahoan'ilay ex mifandray @,,fa ny lasa dia lasa izay,fa ny rano efa raraka indrindra @ny fasika dia efa maina izay,dia mazotoa é!
89. anouck78
(
26/02/2007 18:34)
salut cabot sao dia mba i tina mpanaofoot mpihira ao @ tsivahiny ilay mpihira zipety iny ary io olontianao io ?
90. cabot
(
20/07/2007 10:28)
anouck angaha ohatra ny tantaranay koa ny tantaran'io olona lazainao io tsy fantatro zany ka mety mba mitovy cas zahay
91. cabot
(
20/07/2007 10:32)
anouk78 tsy fantatro io olona resahinao io fa angaha mitovy @ zao tantaranay zao koa ny tantara-piainany
92. cabot
(
24/07/2007 09:19)
dia nitohy dray ny tantara e!nandeha tany aminy zah t@ voalana avril lasa teo dia nipetraka tany @ hotel zahay roa dia tsy mody mihintsy izy dia gaga zah hoe fa aiza ny vadinao dia any hoy izy rehefa nifanena t@ reo gasy namany anefa zah dia niteny ireo fa efa tsy miara-mipetraka intsony zareo,rehefa nanontaniako izy dia nilaza fa marina zany avy eo anefa noteneniko izy hoe andao aza hivady dia hoy izy hoe aleo miandry kely fa mbola tsy tratra ny tanjona dia ny nationalite zany teo dia nanomboka leo be zah satria hitako fa tena tia be lay vadiny izy dia ny tao an-tsaiko dia hoe rehefa mody zah dia tsy hifandray @ ty intsony indray andro anefa avy niasa izy zah no tao @ hotel niditra izy dia natolony ahy ny ttasy iray!ttasy fangataha-pisaraha-padiana lay vhv no nanatsofoka divorce dia teo izy vao niteny ahy hoe aza mody intsony ianao fa aleo hivady isika!indrisy anefa zah tsy maintsy mamonjy ny akaniko satria tsy nanao ratsy ahy lay vadiko
