tantaram-piainako
41. vale
(
06/11/2006 08:43)
tapaho mihintsy aky lay liens @nareo a, raha tsy izay de vao mandre azy enao na maharay vao2 ny de tentée fona hitia anazay, 1er amour koa izany izy raha azoko tsara, sarotra be ny manadino an'io rehefa niarahana elabe ohatr'izay ka de miezaha manadino tsikelikely, tsy mora nefa andramo ihany aloha e!;-)
42. xxx
(
06/11/2006 08:45)
kelly13:koa angaha voafetra hoe ianao irery no afaka hamaly eo e?!!
lolll le temps za mamaly eto efa feno le dinika, mdrrr
43. cabot
(
06/11/2006 08:49)
ie 11 taona aho no niaraka taminy tsy nahay lehilahy hafa tsy izy ny lehilahy faharoa dia ny vadiko @ zao
44. Fiffi
(
06/11/2006 09:20)
cabot:20 taona sa 11 taona eh ? toa tsy arako intsony izy zany an!
niaraka t@ olona nandritra ny 20taona aho
ie 11 taona aho no niaraka taminy:roll:
45. xxx
(
06/11/2006 09:52)
tsy misy afa-tsy (l) sy ny sainao:idea: ihany io cabot. za koa efa nadalo teo ka fantatro loatra ny momba io tantaranao io:wink:
Ny azoko atoro anao dia: aza baikon'ny fo(l); fa avelao ny saina:idea: no hitondra ny baolina, na ny fiainano de milamina io sady misesy na dia tsy ho vety2 aza izany dia ho hitanao tsi-kely2 ny vokany.
mahereza!
Ny azoko atoro anao dia: aza baikon'ny fo(l); fa avelao ny saina:idea: no hitondra ny baolina, na ny fiainano de milamina io sady misesy na dia tsy ho vety2 aza izany dia ho hitanao tsi-kely2 ny vokany.
mahereza!
46. diamondra27
(
06/11/2006 10:39)
:lol:
lalina zany raha tantara
tena izy ve 'zany sa blagy e!
simplex: tsara be le toro-hevitra :-*:-*
lalina zany raha tantara
tena izy ve 'zany sa blagy e!
simplex: tsara be le toro-hevitra :-*:-*
47. kelly13
(
06/11/2006 11:00)
xxx:
kelly13:koa angaha voafetra hoe ianao irery no afaka hamaly eo e?!!
lolll le temps za mamaly eto efa feno le dinika, mdrrr
tsy voafetra ho za irery ka, fa mba nitenyz a, sa tsy azo tenenina io nolazaiko io?
48. cabot
(
06/11/2006 11:26)
ZAZAKELY 11taona aho no nisipa zahay niaraka 20 TAONA dia nisaraka ;tsy blaogy sanatria tena tantarako marina io
49. bonazy
(
06/11/2006 11:57)
hoatrin\'ny efa mba niainako ihany ity tantaran\'ny \"cabot\" ity ka sosson-kevitra tsotra no atolotro azy hoe\"ny voan-galy no maty an kazo tokana\"tsy ho voatery ny voaloham-pitiavanao akory ny fiainanao,fa raha miantehitra amin\'ny 20 taona taloha ianao,dia ianao ihany no mamotika sy mamitaka ny tenanao,ary ny tena loza dia ianao ihany no mamosavy ny tenanao,hadinoy fotsiny tsotra izao ny lasa dia ho manja ny fiainanao,ary raha tsy vitanao ny manadino ,dia tsy hita intsony ny hevitra atoro anao fa ny mety dia manantona psychatre,na manantona Pretra na Pasitera, fa tena efa lasa tsy ahitam-panafody ny mahazo anao,
50. cabot
(
06/11/2006 12:07)
bonazy masiaka be ny fiteninao ahy zaho tena olona fidele be ary rehefa tia dia tia ary ho doria saingy izy no nivadika dia efa miezaka aho re ny anadino a!efa mihena lay fitiavako azy nefa mbola tsy mety maty 3taona no tsy niarahanay nipetraka zay
51. xxx
(
06/11/2006 12:18)
cabot:
misotra tena hiezaka aho anadino azy;ny saika adinoko rehefa milamina ny fiainany any dia tsy miatso ahy izy fa rehefa miady mivady any izy dia hoe cherie a!tena mijaly aho katsaka tsaramaso voanjobory na zao aza kiriko ny fitiava-tenany indraindray
Ra za enao tena tapahina mintsy izay mety ahafahana mifandray aminy, na adiresy mail io na telefone! satria tena atony filan-draha tsy mahita anie zany e! sady refa ela tsy minfandray dia mety hoadinonao ihany izy, na raha hoe efa io no ahafanataran'ny olona anao dia ampifamadiho ny tel anareo mivady, refa ny feon'ny vadinao v no henony lava eo tsy ho leo izy ny farany d ts hiantso anao tsony! fa enao zany tsy miantso anazy tsony mintsy an! sady tsy mandefa vola intsony, sady aiza koa no hisy vhv handefa vola sy hiantoka lhl zany e, sady izy efa manana ny vadiny! dia aza adino ilay natoron'ny namana ao ambony ao hoe mivavaha hanadinoanao azy sy itiavanao ny vadinao.
53. cabot
(
06/11/2006 12:26)
vao t@ oct aho no nandefa 1000euro ho azy vao azony saosy dia lazainy hoe aza ampiana intsony hono ny blem-ny satria zaho niantso azy t@ alina dia mampitombo n blem @ vadiny hono mampihomehy oa fa ny vola tsy ho lany e! tsy ahalany ny vao ho tadiaviko izy zanahary mahita e!
54. kelly13
(
06/11/2006 12:36)
sady efa manome vola azy v enao no mbola lazainy fa manampy ny blem-ny ra niantso azy? sao d mba mampiresaka antsika kosa ary enao ka?? ôtran'ny tsy d logik lôtra mantsy ny resaka ataonao! ra tsy hoe za no tsy mahazo resaka indray! ms bon, za mou :-@ sy :-$ ka d saino tsara iany fa sao ho votso-droa eo ianao (votso-dray mou zany e, satria ilay ex efa eh zany izy hoe ex, fa ny tena vadinao sao hanary anao eo ny farany)
55. cabot
(
06/11/2006 12:42)
tsy mampiresaka aho fa iza no tianao hiozonako tena marina daholo zay lazaiko eto miozina @ ray aman_dreniko aho
56. kelly13
(
06/11/2006 12:45)
d ovao ary alou ny momba² anao fa ôtran'ny tsy mety zany miozona @ ray aman-dreny zany e!
57. cabot
(
06/11/2006 12:49)
ka zaho tsy anova io fa be mpahalala loatra izahay raha vao miteny ny taonako fa tsy manonona anarana akory aho dia kopy daholo ny ao dago ;hoe io fa nibabaka
58. bonazy
(
06/11/2006 13:21)
Cabot"tsy masiaka be ilay resako fa ny tena marina no ambarako anao "satria raha ny pblèmes ny fitiavana no resahina "dia tsy misy mihitsy solutions afatsy avy amin'ny tenanao ihany"fa ny ankoatr'izay dia soso kevitra daholo,kanefa koa raha tsy ianao voakasikin'ny olana no tsy mampihatra azy eo amin'ny fiainanao ,dia inona moa ny aretina ho sitrana raha marary ilay olona nefa ny fanafody omen'ny dokotera atao haingo sy hamenoana boite à Pharmacie fotsiny", mila ny hevitrin'ny namana ianao "Cabot"dia mba ambarako izay mba hitako ho mety,satria ny fahitako ny resakao "dia karazan'olona miziriziry tsy maharesy lahatra ny fonao sy ny sainao ianao",ary misy fiheverana somary diso ihany ,satria cabot na izaho na ianao,na iza olombelona eto an tany eo amin'ny lafiny fitiavana dia tsy misy voatokana na natokana ho an'olon-tokana fa ny saina fotsiny ihany no mitondra izany,ka azo ovaina ny fisehoan-javatra rehetra,ny fidélité izany ange efa somary nilaozan'ny toetr'andro izany,fa rahefa tsy mifanaraka dia adaboka,ary tsy ivakiana loha sy asiana sira intsony,fa dia hoatrin'ny lasa rehatra,tsory ny fiainana aram-pitiavana fa aza compliqué-na ,mazotoa é!
59. kelly13
(
06/11/2006 13:55)
cabot:
ka zaho tsy anova io fa be mpahalala loatra izahay raha vao miteny ny taonako fa tsy manonona anarana akory aho dia kopy daholo ny ao dago ;hoe io fa nibabaka
ah bon, ka raha à 11 ans enao no nanomboka niarka t@ io ex-nao io, d 20 ans enao no "nadabony" donc 31 ans enao zao. bdb ny oul 31 ans ao mada anie au cas ou tsy fantatrao e
n'empeche sûre et certaine za fa c un gros canular! =))
60. ari.malala
(
06/11/2006 14:17)
bonazy:
ny fidélité izany ange efa somary nilaozan'ny toetr'andro izany,
tsy azoko, nilaozan'ny toetr'andro ahoana moa ny fidelité?
