tantaram-piainako

61. kelly13 ( 06/11/2006 14:28)
dios za, 20 ans no niarahanareo d "nadabony" enao , io no tokony hovakina fa azafady fa diso za :)
62. bonazy ( 06/11/2006 16:32)
ny tiako holazaina hoe\"fidélité efa nilaozan\'ny toetr\'andro\" dia tsotra,satria amiko amin\'izao matetika ny resaka tena fitiavana izany dia hoan\'ny ankizy vao manomboka mianatra mitia,ka \"être fidèle \"amiko dia fanekena endrin-javatra iray eo amin\'ny mahaolombelona ka mahasaropiaro ilay maneho azy amin\'ny iantefany oh\"fitiavana olona roa ,lahy sy vavy\",mbola averiko amiko efa somary démodé izany,ary tsy azo ianteherana intsony fa resa-jaza,satria manoloana ny fiainana ankehitriny sy ny zava misy maro ,dia miova amin\'ny fotoana tsy ampoizina na heverina akory ny fisainan\'ny olona iray manoloana ny fitiavana omeko oh\"io izao ilay olon-tian\'i Cabot 20 ans nifankatia ,nefa resaka taratasy vazaha satria ilainy izany araka ny mety heveriny ahasoa ny fiainany dia tavela ilay ilany,ary ilay Cabot lasa koa ary vakio tsara ny resaka resahiny fa hita hoe\" tena sahirana izy vokatr\'ilay fitiavana niandoha faha zaza ary tena fidèle izy araka ny voalazany\" inona anefa no vokany? efa nilaozan\'ny toetr\'andro io \"fidélité\"io aram-pitiavana amiko,fa ny fidélité azo ampiharina amin\'izao fiainana sy ny vanim-potoana izao dia ny fitandreman-tena sisa hiarovana fitiavana,eo amin\'ny olon-droa miaraka,satria rare amin\'izao izany hoe \"nifankatia ankizy roa hatramin\'ny fahazaza ka lasa mpivady\"angamba tsy resaka fidélité intsony ,no tokony ho fiteny fa confiance\"eo amin\'ny olon-droa miaraka mazotoa é!
63. Zina ( 06/11/2006 18:47)
afahafa ilay tantara
64. vivi ( 06/11/2006 19:52)
ny tena pbem_nao koa angamba mandinika b anilay 20
taona foana ianao , nefa zavatra efa t@ androny charlot, na 10taona na 2volana , ny lasa d lasa , nahafinaritra fa efa taloha, d zay! mihezaha manaiky anilay we lasa! PASSE!!, ny blem faha2 koa tsy nahita fiainana ianao raha tsy izy, nefa tokony mahita 3na 4 alohany manambady , ,na tsy misy firaisana aranofo aza , d lasa mandinika ianao we very sy perte b ianao fa tsy tiany mihintsy!,ny zavatra tokony ataonao 1 d ny mivavaka , faha2 manaova ezaka tsy miantso azy , tsy manoratra, tsy misy contact mihintsy zany, zany we miady @ tenanao ianao we tsy miantso androany , d bravo ! , ts miantso rahafankampitso! bravo ! , d mitohy foana ... farany adino , no sady faly ianao we nahavita tsy niantso azy 5,6... andro , hay v possible ihany ...mahereza e! tsy maintsy afaka foana , za koa efa tratra fa aty aoriana aza ianao miteny we vendrana koa ty za, iny avy moa nahatara ahy
65. xxx ( 07/11/2006 00:31)
[center]ho an'i cabot,[/center]

Izaho dia miombon-kevitra amin'ireo milaza fa "tokony ataonao izay fomba rehetra hanadinoanao azy". ka dia ataovy izay tsy ifandraisana aminy intsony : miova mail, telephone, etc

Fa alohan'izany dia ity misy zavatra izay ataovy ( mitovitovy @'ilay efa notenenin'i soanja ilay izy ) : soraty daholo izay ao am-ponao ka omeo an'ilay leilahy.

Efa zavatra nataoko izy ity tamin'izaho sendra ny mitovitovy amin'ny nanjo anao, ka nandaitra. Dia izao ohatra no lazainao ao :
-tantarao @ antsipiriany ao ny fitiavanao azy,
-tantarao @ antsipiriany ao koa ny fahadisom-panatenana nataon'ilay lehilahy anao,
-tanisao ao ny fahavoazana niainanao hatramin'izay sy iainanao ankehitriny : voalohany dia ilay ianao lasa toy ny adaladala, faharoa dia ny fahavoazan'ilay vadinao ankehitriny izay tsy nana-tsiny, ny fomba fijerin'ny manodidina anao, sns rehetra
-ho famintinana ilay taratasy de lazao fa na de tinao aza izy de tsy mety intsony ny aminareo. Teneno azy eto koa izay fanapahan-kevitra hafa raisinao. ohatra hoe : "aza manoratra na mikasika ahy intsony", sns.

Tsy maninona na de lava be toy ny taratasin'olona mibaradaka sy adaladala aza ny taratasinao. Ny tanjona dia izay ilazànao izay ao am-po sy sainao ao.

Lafiny roa no maha-efficace ity hevitra noteneniko ity :
* Voalohany dia ahafahanao "manary" ireo sentiment-nao hatrizay ny fitanisanao izany. Ny sentiments afenina manko dia sarotra esorina ao an-tsaina. Teknika fampiasa tsara ity amin'ny resaka psychanalyse.
** Faharoa dia izao : ny fandefasanao an'io taratasy io ho an'ilay lehilahy dia hahatonga azy ho tonga saina (sensibilisé) fa tena victime be ianao ( eny fa na de mety tsy ho voavakiny hatr@ farany aza ny lahatsoratra lava be sy mikorontana nataonao. izany fisavoritahin'ny soratrao izany indrndra no ahitany fa tena mijaly ianao ). Koa dia hanampy anao izy @ fanapahan-kevitra izay raisinao ( ohatra ilay hoe tsy mifanerasera intsony, sns ).

Farany dia izao : hajao izay fanapahan-kevitra noraisinao sy nosoratanao. Na de eo aza le fitiavana dia manàna koa "ambo" be de be. Ho mafy tokoa ny hanatanteraka izany ka dia mivavaha mafy. Ny zavatra rehetra mantsy hono miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra ( eny fa na de ny fijaliana aza ). Dia mahareta fa "ny fotoana koa dia fanafody mitondra fanasitranana".
[center]
Izay fa dia mitondra ambavaka anao aho.[/center]
66. cabot ( 07/11/2006 07:08)
misaotra anareo rehetra efa 3andro aho zay tsy niatso raha vao te hiantso aho dia miverina ato an-tsaiko lay resaky nareo rehetra ato @ forum dia ajanoko ny antso;mila pepona matetika ny lohako zay vao tofoka
67. Fiffi ( 07/11/2006 07:15)
cabot:
mila pepona matetika ny lohako zay vao tofoka
heu...tsy mila pepona zany ny lohanao fa hasio volonté be fotsiny !


68. tslem ( 07/11/2006 12:57)
Zina:

niaraka t@ olona nandritra ny 20taona aho nefa tsy novadiany

tsy oe miditra ny aferanao personel fa efa 20 taona ianao no niaraka taminy nefa ianao teraka t@ 1983???

tsy azoko mitsy lé tantara ry zina a! ie telo taona zany izy d efa niaraka t@ lé olotiany e ,sa tsy zany ?=)) =)) =))

69. xxx ( 07/11/2006 13:00)
:roll::roll:tena fann ah klé,tsy arako mitsy lé zistoara
70. cabot ( 07/11/2006 13:06)
rehefa tsy nanaraka h@ voalohany dia aza faly manakiana fa lasa mandreraka be vakio h@ voalohany ka h@ farany ny fourm dia voavaly ianao
71. cabot ( 07/11/2006 13:08)
oh ianao tsy mitonona fa manao xxx io dia oh zay koa lay hoe t@ 83 ;fa ny tantara rehetra dia marina
72. Zina ( 07/11/2006 18:46)
tslem [ Valio ] 07-11-2006 13:57:18
Lohateny : Re : tantaram-piainako
Hoy i Zina:


Voalaza teo :
niaraka t@ olona nandritra ny 20taona aho nefa tsy novadiany

tsy oe miditra ny aferanao personel fa efa 20 taona ianao no niaraka taminy nefa ianao teraka t@ 1983???


tsy azoko mitsy lé tantara ry zina a! ie telo taona zany izy d efa niaraka t@ lé olotiany e ,sa tsy zany ?


tssssss enao ko ndana jereo ny profile-ny ary aza mimeme otran;io intsony
73. Zina ( 07/11/2006 18:47)
cabot [ Valio ] 07-11-2006 14:06:37
Lohateny : Re : tantaram-piainako
rehefa tsy nanaraka h@ voalohany dia aza faly manakiana fa lasa mandreraka be vakio h@ voalohany ka h@ farany ny fourm dia voavaly ianao


zay mihitsy retsy a
74. vivi ( 07/11/2006 20:03)
nanao ahoana aloha ny tohiny tatara fa liana b zahay ry cabot? ary arabaina fa tsy niantso azy mihintsy !
75. cabot ( 07/11/2006 21:31)
dia izy koa tsy niatso mihitsy h@ zao nilamina indray angamba ny fiainan'izy sy lay vozongo e!aza taitra fa tantaraiko ihany ny tohiny sy zay hiafaranay h@ zao aloha tsy lany 10euro carte intsony aho miatso azy tsy aleo ve alefa ho any dada sy neny sa ahoana hoy nareo
76. andry08 ( 07/11/2006 21:40)
omeo an'i dada sy i neny=D=D
77. cabot ( 07/11/2006 21:44)
tantara mbola mitohy fa zaho aloa dia miantso tody e!raha mbola misy koa andriamanitra dia aoka izy hamaly
78. vale ( 07/11/2006 22:02)
:D=D=D=D=D:-*:-*:-*
79. lija ( 08/11/2006 09:17)
Tsy mety zany manao 2ème bureau zany. Réagit!!!!Soi tu le kit soi tu lui di 2 laisser tomB l'autr
80. tywa68 ( 08/11/2006 09:17)
tena gaga aho hoe fitiavana inona zany manome vola izany ? ny mandainga etc...
Ilay eo akaikinao no tsinjovy fa aza variana @ amour de jeunesse sady intéressé be lery zany (maka papier etc... nefa maka ny volanao ihany koa) ! nefa tsy mila anao eo akaikiny !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0083