tantaram-piainako

21. vale ( 05/11/2006 20:47)
cabot:

vehivavy aho ary tsy teraka t@ 83 ZANY tsy tiko mantsy fa be mahalala loatra ny tantrako raha hiteny ny taonako sy ny momba ahy aho dia be ny mahalala aho dago satria olona nalaza ramose EX
;-)tsy olana izany cabot a, fa mba halalàna ilay tena ttaranao eto ftsn :)!


22. kelly13 ( 05/11/2006 20:49)
lolll le temps za mamaly eto efa feno le dinika, mdrrr
23. cabot ( 05/11/2006 20:51)
efa nanazava aho moa fa vhv e! aza asiana commentaire iny tene vao 11 taona aho dia efe niaraka taminy ataovy ny kajy tsotsotra hoe tene efa soir aho vao natsipiny:tena gaga oa zaho fa tany dago aho no niteny hoe efa azonao ny ttasy ka maninona no tsy misaraka dia manao fika na maternelle izy hoe sao dia sintoniny any @ prefecture ny ttasy raha zao aho dia misaraka sahady
24. cabot ( 05/11/2006 20:58)
saika adinoko fa mbola tsy niteraka na zaho na izy;ary t@ zay tany tany dago dia zaho dahola no miantoka ny hotely hatorianay ny essence sy ny rehetra ohatra ny hoe zaho indray no tsy ampy lehilahy zaho anie mahatsapa hoe adala e!na ny reniko aza zara raha andefasako vola fa raha vao izy no mitaraina dia malemy aho ary fantany ny faiblesse-ko
25. simplex ( 05/11/2006 21:08)

* tsy mety nga ra mba le vadinao @ zay no karakaraina -- andramo fotsiny na tsy mety aza
* cet homme est un hero

:-*:-*
26. cabot ( 05/11/2006 21:16)
ok hiezaka aho dia ahoana ny atao anadinoana tanteraka lay ex
27. soanja ( 05/11/2006 21:18)
Izay zany "Izay Tia Adala". Fa kosa rehefa mahafantatra ny tenanao fa Adala ianao dia efa sitrana koa izay. :lol: Tsy manaratsy akory izany fa tena hevitra an.
Efa hitanao ve fa natsipiny ianao. Teninao io an. Efa nataony zao sy izao de ahoana mbola jamba foana ve?
Ny fiainana koa anie indraindray azo atao kilalao e. Ny fahitako an'izao aloha de kilalao ratsy fa de asanao hilalao azy eo.
Ry mpanome hevitra rehetra> Amiko tsy misy idiran'ny hoe vehivavy ve izy sa lehilahy. N afiry taona na firy taona. Ny fahitako azy de mba Alahady fanalana andro ity androany ity. :-D:-D
28. cabot ( 05/11/2006 21:23)
sonja a! tena sahy miozina aminao aho fa tena mbola tia be lay ex saingy tsapako fa tsy mety mila hery aho handreseko lay fitiavana azy zaza vao ray ranonorana aho no niarahiny;fantrao tsara anie lay ex-ko
29. simplex ( 05/11/2006 21:25)

* bloquer-o : No, e-mail,... dans le sens hoe tsy ho hitanao akory na miantso aza izy na hoe mandefa e-mail fa tonga de voafafa hoazy

* aza makany @ ze toerana mety hisy azy, na falehanareo taloha. Mamoha fota-mandray zany...

* mila mahatsiaro tena enao fa nataon'lery totohatra fotsiny hiakarany: AZONAO V ZANY?? eritrereto hoe 20 ans be zao lany t@ tsisy dikany, 20 ans !!!!!!!!!!!!!!! mbola misy zavatra azo antenaina ihany v zany? mifohaza @ zay re tompoko ooo!

* katsaho @ vadinao ze rehetra tsy ampy aminao. Na fitiavana na tambitamby na firaisana na in na in... ary ezaho ny mionona @ ze anana fa matetika tsy d ratsy makaiza akory ny efa eo.

* tantarao ny vadinao ny manjo anao, a defaut namana afaka ny hankahery anao.

aza kivy:-*






30. cabot ( 05/11/2006 21:30)
ny niarahanay tany dago ary izy france zao zaho aty @ firenena hafa ivelany dago donc tsisy toerana niarahan mihitsy aty @ nay na kely aza fa mahagaga no mbola ahatsiarovao azy ando @alina
31. simplex ( 05/11/2006 21:39)

ka efa hoe aza miresaka aminy intsony:P
mitadiava occupation, tsy haiko miteraha,... mitadiava zavatra hafa hotiavina, le VADINAO na hoe zanaka ohatra :°)
32. soanja ( 05/11/2006 22:00)
cabot:

ny niarahanay tany dago ary izy france zao zaho aty @ firenena hafa ivelany dago donc tsisy toerana niarahan mihitsy aty @ nay na kely aza fa mahagaga no mbola ahatsiarovao azy ando @alina


Eny ary e. Hitako ny manjo andry zany. Misy tokoa foatoana iray na andro maromaro na am-taona mivreimberina ao an-tsaina ilay olon-tiana taloha. Ny azoko anampiana andry zany dia manorata taratasy lavabe ho azy. Lava de lava de tantarao ao ny olanao sy ny mampijaly anao sns de rehefa vita el taratasy de dory amzay. De teneno ny sainoa hoe hadinoiko amzay ianao manomboka androany. Betsaka ny olona nanao an'io fa nanampy be mihitsy. Ka asa na handaitra amindry. Na koa azondry atao n mifanena aminy in-1 faramparany de teneno ny sainoa hoe vita hatreo ny momba anao dia aza mety miaraka aminy aminio fa juste mametraka izay good bye izay fotsiny amin'ny sainao manisy closure le fiarahana.
Ny olanao koa anie tsy tianao ny vadinao e. Izay aloha de tena blem be e. Raha zah indry sarahina koa io fa inona ny hijanonana amin'izany olona tsy tianao izany. Mbola lava be ny fiainana, maninona mampijaly tena sady nareo mbola tsy niteraka.
Tsy dia tsara loatra ny milaza fa tia olona iray na mody mipetraka eo nefa ny fo tsy eo akory sarotra be ny miatsara velatsihy. Marina. Rha zah indry maka fisainana kely alo. Mangataka pozy kafe kely alo de hita eo indray ny tohiny sao mba mety miverina ho tia ny vadin-dry ihany indry any aoriana rehefa ela tsy mahita azy na tahak'izay. Na rehefa tsy manambady intsony indry de mety afaka hanambady andry amzay le olona milaza fa tia andry iry.
Izay fa lava be azafady.



33. cabot ( 05/11/2006 22:02)
mba trotroy am-bavaka aho e! tena zay aho vao mino fa sarptra vonoina ny fitiavana zaho ary efa niozina hoe vadiko ny raiko raha miaraka @ iny intsony aho kanjo mbola niaraka dia lanjainy namako fotsiny hoe hay ve ianao manambady ny rainao e!

34. cabot ( 05/11/2006 22:08)
soanja zaho indray kosa aloa tsy hisaraka @ vadiko olona nanao soa ahy ve dia ariko matahotra an'antra aho ;sady fantatro fa tsy ahita olona ohatra azt intsony aho eto antany saingy mila manadino lay ex aho
35. dailynews ( 05/11/2006 22:46)
cabot:

mba trotroy am-bavaka aho e! tena zay aho vao mino fa sarptra vonoina ny fitiavana zaho ary efa niozina hoe vadiko ny raiko raha miaraka @ iny intsony aho kanjo mbola niaraka dia lanjainy namako fotsiny hoe hay ve ianao manambady ny rainao e!



desolee aky aho cabot amin izany tantaranareo izany.
fa izao niteny ndry hoe toroy ambavaka aho. dia izao aky atao a;
hoy ndry hoe efa samy manambady nareo:

-aza adino aky izany ny mifona amin Atra fa niaraka t@ vadin olona indry ary koa mampirafy ny vadindry (na dia hoe mihevitra aza indry fa manana ny rariny satria nareo no taloha)
- dia rehefa mifona indry dia mangataha Ny fanahin Atra hameno ny fondry. angataho aminy hoe ataovy tia ny vadiko hoe zaho ary hanadino ilay bandy teo aloha. dia angataho foana mandra pahazondry azy..isanandro mihitsy. Mangataha ny Fanahin ny Fitiavana avy amin Atra hitiavandry azy amin ny maha vadindry azy ary mangataha koa ny Tompo hanokatra ny masondry ary ho amin ny maso hafa mihitsy no hijerendry azy manomboka izao satria izy vadindry ary kosa ny fondry hiala tsy hitia io bandy teo aloha io intsony izay marihina fa efa vadin olona izao.
ary mino aho fa sitrapon Atra ny hifankatiavan ny mpivady koa raha mangataka zavatra araka ny sitrapony indry dia omeny.
mahereza :lol:



36. dailynews ( 05/11/2006 22:48)
hay ve trotroy ambavaka e. eny ary fa trotroiko koa e. aza adino koa anefa ny mivavaka hoa ndry manokana an. :wink:
37. Fiffi ( 06/11/2006 05:38)
cabot: ny lasa ho an'ny lasa fa ny ho avy no mbanjinina ! hadinoy daholo zany fa efa samy manambady nareo zao eh ! de zay ahatsara ny tokatranonao hatao !
38. cabot ( 06/11/2006 07:32)
mora tokoa ny manisina ny lelo tsy @ tena e! tsy manome tsiny anareo manakiana aho fa na zaho aza dia mitsara ny tenako hoe tondrona saingy meteza @ toerako
39. tsingy ( 06/11/2006 08:28)

Ny ahy d tsotra n'i n'in lazainy tsy fitiavana zany fa fitiavantena ny azy no fantany fa enao ataony kilalao lany mamy enao d ariny.
Tongava saina so diso taraiky lotra ary mivavaha so mbola alaimpanahy.
Jereo ny tokantranonao fa ny fiainana tadidio fa mitohy fona.Ny olona manome hevitra fotsiny fa enao mitsy no mila maka fanapahankevitra hentitra zay no maha olondehibe anao.Tsis zavatra sarotra zany d'autant plus nareo tsy mifankahita fa enao mitsy angah no tsy vonona hiala.Aza simbana ami fitiavan'ny nofo ny tena fitiavana ary mitandrema so ho votsodroa eo,resaho ami vadinao ny olana fa io no namanao volohany.Zay fa mahereza.
Zay fa mahereza
40. cabot ( 06/11/2006 08:35)
misotra tena hiezaka aho anadino azy;ny saika adinoko rehefa milamina ny fiainany any dia tsy miatso ahy izy fa rehefa miady mivady any izy dia hoe cherie a!tena mijaly aho katsaka tsaramaso voanjobory na zao aza kiriko ny fitiava-tenany indraindray
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084