Any izany !

1. kitjo ( 04/11/2006 08:19)
mba jereo kely ange ity e

http://www.aody.mg/politique.php?id=603
novalian'i fijo ny 07/11/2006 23:50
2. Fiffi ( 04/11/2006 08:56)
de zay zany koh ! lery koh tsy nety niresaka t@ gasy nefa may ery mamory ny journaliste hanaovany ny tsahony !
3. kitjo ( 04/11/2006 09:42)
kanosa!
4. tenagasy ( 04/11/2006 09:53)
Mankamamy!

Raha mitombina ny ady ataonao ka manana ny rariny sy ny marina ianao, tsy adala akory ny vahoaka. Indrindra moa ity fanaratsiana ny hafa lava ity. Tsy tsapan'izy ireny anie fa raha manopa ratsy olona iray ianao: dia ianao olona mahavoaka teny ratsy (ny bikanao, ny endrikao, ny fihetsikao ... sns)no "constaté" -n'izay mandre anao voalohany na dia matetika miseho "dans l'inconscient" aza izay, izay vao maka sary antsaina ilay olona iantefan'ny opa ilay mpihaino. Izany hoe na tsy miseho ivelany aza dia ho an'io olona maheno io dia ianao nanopa no ratsy voalohany.
Dia mahatsapa angamba isika fa ireny olona ireny tian'ny vahoaka manentana fihetsiketsehana fa tsy tian'ny olona hitondra sy hitantana ny fiainany: manohana azy any @ inconscience-ny any ilay hoe: io aza nahavita an'izao sy izao!!!! Zary matahotra anaty ambony ihany izy "sans en ĂȘtre conscient".

Dia ho toy izany koa no hanjo ireo mpitaona hanakorontana aorian'ny fifidianana ireo f'avelao hanao eo foana. Zatra loatra manao fitaovana ny vahoaka sy mandray azy ireo ho dondrona sy entina @ sangany fotsiny. Ireo mpanao gazety moa dia izy ireo ihany no hanao izay tsy hampisy lanja ny asany raha tsy mitandrina.
Ny scoop afo-mololo! Midonaka ery fa raim dia jifa!
Ny baraka afon'apombo! Tsy renao fa levona tanteraka ianao vao gaga!
Dia be moa no ho diso fanantenana amin'ity fiainana ity. Be ny hangasihasy sy hiala maina ... ary ho voa double toy ny ganagana ... mitety asa! Ny tratra mangana ny sakafo tsy azo. Ny vola be ho verimaina, ny tena tsy ho lany.

Mirary soa!
5. kitjo ( 04/11/2006 10:11)
hahaha

sady afa-baraka!

vao mandeha dia hoe iny ilay nilatsaka ho filoha...zero virgule no azony


tsy aleo ny vola ananganana zavatra (hopitaly, sekoly...) rehefa samy tsy hita ihany ny andaniana azy?
6. akama2006 ( 04/11/2006 10:21)
tsy dia atao mahagag aloha iznay e!ny diaspora ny ankabeazany anie pro 8 e!tsy misy mahagaga izany raha ilay fihetsika! na ilay resaka aza dia hita hoe PASSION fa sty misy azo andraisana azy!

azavaoko ilay hevirta: raha tena journaliste ilay mitatitra dia na journaliste tsy manan traik'efa na journalista partisans izany hoe tsy journaliste izany,satria ny journalista manan objectivite!

antony: ny tatitra dia tranga niseho tao aorinany valndresaka fa tsy nandritra ny valandresaka!ny olona miteny dia maneho hevitra ny tokony hanagadrana azy fa tsy manome ady hevitra!ary ny fanaovana valandresaka niantsona mpanao gazety tao aorina'izay!mono dialogue le resaka fa sty dialogue rakoto machin foana no miteny ..:D!nareo hoa ry zalahyaza variana aminy propagandy na gauche na droite fa ampiesoniny oona fotsiny nareo!raha tsy hoe nareo mihintsy angaha no tian'izay!possible an!misy izany!

ka dia misaotra any kitjo nitondra io fa dia rubrique faits divers ihany io ohatrany midi fa tsy dia misy information mikasika ny zavtra noresahina tao ny fifampidinihana tao ny fanontaniana napetraky ny tsy tia azy tao etc...!donc tsy information fa faits divers .

politika fitsinjovana fa dia mahaiza mitsinjo ny lavitra e!
7. kitjo ( 04/11/2006 10:29)
eny e, na fais divers na fe inona aloha dia tsara fts mba mahita zavatra hafa e!

mihaino izay lazain' ny olona sasany..ilay izy ange tsy fantatra akory aza moa ny fisiany na marina na tsia fa dia izay aloha!
8. akama2006 ( 04/11/2006 11:08)
izay mihintsy hoa fa raha vao tafa @ ilay passion tena tsy tafa a!bizy @zay aza!:*
9. ravoala ( 04/11/2006 19:21)
misaotra an'i kitjo namoaka an'io.
i lery aloha de ohatran'iry deba ihany : mahery raha resaka communication. "kabary fa tsy asa....!".
10. kitjo ( 04/11/2006 19:57)
ka izay no mahatsara ilay sasany lazain' ny olona oe "tsy mahay"...amzay tsy mahay mikabary fa tonga ny masony no potsiriny...hahaha
11. fijo ( 07/11/2006 23:50)
efa tsy koty izy fa aoka izay e.ny hafa indray aloha no ndeha hojerena izay mety ho fitrangany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2711