voyage de groupe
1. diamondra27
(
07/11/2006 07:12)
Mba misy fizarana tombontsoa ity raha toa ka misy mi-intéressé
Misy voyage en groupe ho any Madagascar izay atao @ 15 Novembre 2006 ho avy izao, raha mila fanazavana moa ianareo dia afaka mandefa hafatra aty amiko momba an'io.
Dia manasa antsika rehetra e!
Misy voyage en groupe ho any Madagascar izay atao @ 15 Novembre 2006 ho avy izao, raha mila fanazavana moa ianareo dia afaka mandefa hafatra aty amiko momba an'io.
Dia manasa antsika rehetra e!
novalian'i Fiffi ny 14/11/2006 06:04
2. Fiffi
(
07/11/2006 07:55)
diamondra27:efa akaiky be le date , de tsy misy fotoana hihomanana loatra an ! Fa misaotra akia an ! :):-*
Misy voyage en groupe ho any Madagascar izay atao @ 15 Novembre 2006 ho avy izao,
3. mandrindra
(
07/11/2006 10:31)
maharitra hafiriana? dia rahoviana ny fiverenana? dia amin'ny maha groupe azy : firy no isa tratrarina, dia misy plan hiarahana ve rehefa tonga any sa akory?
5. diamondra27
(
07/11/2006 12:51)
Fiffi: na de manakaiky aza ka refa nanao programme ndry ny handeha ho any akia de mety foana io a!sa ahoana?
Mandrindra: miala 15 Nov de mody ny 07 Déc na 19 Nov de mody 14 Déc
hisy andro iray hivoriana hahazoanareo rehetra mandray ny consigne sy hakàna ny billet.
Rehefa tonga eny @ Aéroport fotsiny dia miomàna @ fakana sary sy ny comité d'accueil fa ry zareo izany no anisan'ny diaspora tonga hanolotra fanomezana atao fanampiana @ fampandrosoana an'i Dago.
Tsy voatery hoe: hiaraka foana ianareo fa kosa manokana andro iray izay mahafaka anao ianao mba hanolotra ilay fanomezana miaraka @ fikambanana.
Fa ny but izany dia hoe: misy ny gasy izay mba te-hamangy ny fianakaviany dia mba nokarakarainay io voyage io mba hahazoany mandeha any dago @ vidiny mirary.
Mamangy ny havany any ilay voyageur na ao tanà na any @ province no misy, tsy misy olana.
Ny fanazavana fanampiny moa dia omeko anao any @ hafatra( ny contact)

6. diamondra27
(
07/11/2006 14:05)
COMMUNIQUE
----------
MADAGASCAR NATURELLEMENT organise un voyage de groupe pour Antananarivo
selon les conditions suivantes :
ALLER : Mercredi 15 Novembre 2006 et Dimanche 19 Novembre 2006
Départ : 19H00 Aéroport d’Orly Sud
Arrivée : 07H45 + 1 Aéroport d’Ivato
RETOUR : Jeudi 7 Décembre 2006 et Jeudi 14 Décembre 2006
Départ : 10H15 Aéroport d’Ivato
Arrivée : 19H00 Aéroport d’Orly Sud
Prix 390 EUR NET HT /adulte TAXES 166.66 EUR à ce jour
La participation à ce voyage se fait par inscription en envoyant vos
coordonnées* à l’adresse e-mail suivante : madanature@hotmail.com ou en
contactant directement les numéros suivants :
- Nadia au 0699355514 à partir de 20 heures
- Beroze au 066533719
Les informations nécessaires pour que votre inscription soit prise en
compte
:
Nom
Prénom
Date de naissance
Adresse
Adresse e-mail
Téléphone où l’on peut vous contacter

8. diamondra27
(
08/11/2006 06:57)
caprio: arakaraka ny fangatahan'ny be sy ny maro ihany io; raha be moa ny mangataka dia azo atao tsara izany.
Azo apetraka anaty projet 2007 izany ka.
:-*:-*
Azo apetraka anaty projet 2007 izany ka.
:-*:-*
9. diamondra27
(
08/11/2006 07:01)
Azafady fa niso diso frappe ilay phone anankiray dia saturé hoe ny appel.
contact Mr Beroz: 06.65.73.37.19
contact Mr Beroz: 06.65.73.37.19
10. tisera
(
08/11/2006 07:36)
mmmmh! tena mahafianritra é! Corsair izany aloha ny kompania mpitatitra é! Tena hiresaka @ patron aho aloha fa tena hevitra tsara mihitsy io saingy somary kely finoana ihany aloha aho satria vao avy naka 15 andro t@ vacances toussaint teo fa dia ho hita eo fa dia misaotra betsaka diamondra a!:-*:-*:-*
12. kitjo
(
10/11/2006 17:08)
arakaraka ny isan' ny olona interesse no anavaozana ny offre manaraka na tsia!
14. vale
(
13/11/2006 12:21)
Diamondra: manja be aky le pro a, fa tena tery ihany ny fotoana @ ty , fa za kou anisan'ny mangataka ny hanaovana ilay izy isan-taona :^)
16. Fiffi
(
13/11/2006 18:31)
diamondra: de efa mihomana daholo zany zao ny olona andeha @ io eh ? sambatra ry zareo an! fa de @ manaraka indray zany ny anjarako ! :)