fanalana tatouage

1. bavy ( 07/11/2006 09:25)
ahona kay ry reto ny fanalana ireny tatouage ireny fa tena hoatra ny tena mahamenatra be le izy @izao efa lehibe, de mba mangataka toro-hevitra fa tapa-kevitra aho fa hanala raha misy afaka manala azy, marihako fa notsindromina t@ fanjaitra sy encre fotsiny no nanaovana azy io fa tsy nentina tany @ireny spécialiste ireny,misaotra mialou
novalian'i pissoa ny 28/12/2006 15:03
2. Imahaka ( 07/11/2006 10:10)
toa tsy mety esorina ireny ry bavy.
3. patrick2002 ( 07/11/2006 12:28)
fa ahoana no esorina ry bavy ,f'angaha misy ny anarany sipany toi taloha ilay izy :wink:
4. andry08 ( 07/11/2006 12:37)
Ny olona hitako nanala ireny dia lasa holatrabe ilay izy fa aza kitihina
5. Fiffi ( 07/11/2006 12:42)
heu.....misy moyen azo hanalana an'ireny kah ! http://www.ielaser.fr/lasers/detatouage.htm http://www.tatbgone-france.com/?gclid=CKCRrf_PtIgCFQgLZwodukN9yw
6. majakely ( 07/11/2006 13:24)
manahirana be ny manala an'ireny ,,,zay no tokony hakana decision matotra tsara vao manao tatouage ,,na atao am toerana tsy ho hita mihitsy ,,amizay mba takotakona...refa antitra no misy tatouage tribale be iny no tena gravy ,,
7. vale ( 07/11/2006 13:50)
:lol:..

bavy: azo esorina tsara ireny, ny fahadiovany no tsy fantatro oe tena mety hadio tsara ohatra ny tsy nisy inon'inona ve? fa azo atao tsara ny manala anireny , oento any @ ireny mpanao azy ireny ihany, izay aloha ny hitako t@ fahita-lavitra e! io koa aza efa misy kay io nomen'i Fiffi io ambony io koh! ...bon courage..:wink:
8. vale ( 07/11/2006 13:51)
bavy: hihih:wink: ilay hoe mpanao azy, le mpanao tatoo io:wink:
9. patrick2002 ( 07/11/2006 13:54)
ny fahalalako azy misy tatouage permanent ,misy ny temporaire ,ka ny permanent dia izay ny anarany mandra-maty ,fa tsy haiko indray io nomeny Fiffi io mety afaka ihany izany @ alalan'ny laser ka anontanio.
10. jentilisa ( 07/11/2006 14:00)
Eto no ahitana hoe tsy manoratsora-poana ny baiboly nandrara ireny! saingy mandroso manko isika ary ny baiboly antitra!
11. Fiffi ( 07/11/2006 14:26)
zany an ?
12. Samoana ( 07/11/2006 14:31)
[quote=jentilisa]
Eto no ahitana hoe tsy manoratsora-poana ny baiboly nandrara ireny! saingy mandroso manko isika ary ny baiboly antitra!
[/quote]



efa mba niaiky ny hadisoany izy rajentilisa fa aza toraham- bato intsony fa omeo vaha-olana raha misy a!
13. vale ( 07/11/2006 14:38)
patrick 2002: tena laser mihintsy no analany azy, izay kou no hitako!.... mandra-maty ny faharetany, fa azo esorina io ka, tena marina e!!:wink:
14. andry44 ( 07/11/2006 15:28)
de malahelo aho milaza @nao ry bavy kely fa de mandrakizay izy ioo!!!F'aiza no nasiana an'lay izy ry tony e!
Eritrereto anie refa ratrizay bebe enao e!anonatanian'nuy zafikely hoe:f'angaha t@andronareo ry bebe d'efa nisy an'ireny tatouage reny?:lol:
15. Achia ( 07/11/2006 17:34)
:-D:-D:-D:-D tsy oe faly @ fahavoazan'ny sasany fa ry andry koa tena mampihomehy
16. vale ( 07/11/2006 18:02)
:-D:-D:-D, Andry aza atao an'izany kosa izy fa mba samy nanao hadalàna dol t@ adolantsento e!:^)
17. xxx ( 07/11/2006 18:47)
Tena misy fanalàna an'reny ry bavy a ! tsy mandra-maty zany reny fa azo esorina rehefa tinao fa saingy lafolafo fotsiny, manatona dokotera, zah koa misy an'reny fa ny ahy "tribal" eo amin'ny sandry fotsiny ary TSY ANENENAKO AKORY ny misy azy.
18. Fiffi ( 09/11/2006 19:48)
Samoana:
efa mba niaiky ny hadisoany izy rajentilisa fa aza toraham- bato intsony fa omeo vaha-olana raha misy a!
f'ita hoa eh !


19. bavy ( 10/11/2006 10:01)
misaotra anareo retra alou e! na de teo aza ireo mbola manatsafa ihany, ts koi zany fa ts maintsy hitadiavako moyen rehetra anesorako azy de lazaiko eto ihany ny valiny e! ts hita mantsy fa mba tanora ihany ny tena talou de mba nanao izay nafinaritra ny saina rehetra e! nareo koa ange mba nandalo zany daolo fa ny ahy alou ny tatouage porofon' ny fahatanorana de zay, ny an' ny sasany ts fantatro ka izay no hilazako hoe aoka tsy hifanampempo fa hila hevitra no nataoko fa ts mitady fanakianana akory
eo @ ranjoko no misy le izy, tsy misy anaran' ny sipako talou akory le izy ka, sary kely fotsn, de misaotra @ torohevitra ry reto a
20. majakely ( 14/11/2006 12:17)
azo asorina tokotrany akia io ry bavy fa saingy misy cicatrice ihany ,zah efa nahita olo0na efa nasorina ny azy mantsy ,tsy aleo avela eo ihany raha tatouage kely discret zany akiii ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4102