fanalana tatouage

21. unjila ( 15/11/2006 18:18)
slt bavy ,ndraindray akia de mahasosotra le famalin'olona fa de vakio fotsiny ,rehefa mahita hevitra indry de lazao fa za kou te hanala
22. MTN ( 18/11/2006 20:47)
za tsy sure fa henoko tamin'ny ankizy fotsiny, mila manadihady kokoa ianao. Ohatra ny hoe ronono no no atao solon'ny ancre tatou.
Fa ity koa ny fikako raha tena ratsy ilay izy. Raha misy diso ny soratrao amin'ny cahier dia mampiasa goma ianao. Fa raha tsy misy ny goma dia takosenana. :°)
23. Fiffi ( 18/11/2006 21:14)
laser hiany hoa no maha-afaka an'io an !
24. bavy ( 20/11/2006 13:08)
fika nôfa be ko ny an' i MTN zany e! nga izy ity cahier, tsy aleo asiana blanco!=))=))=))
25. Papoose ( 03/12/2006 03:52)
nga dia tena hita b isan'andro le izy no tena hoe esorina?ny ahy mantsy tena nataoko eny @ le toerana ahitana azy mihitsy @ zay mba ho hita sy misy hojerena hihihiihi!amiko tsy misy dikany le asiana dia afenina any anaty kiloty lol:-D
26. niryna ( 25/12/2006 00:08)
Samy nanao adaladalana kely daholo anie fa aza latsaina izany izy,ny tena manahirana raha mivoaka any ivelany ianao dia voatazona ao amin\'ny toerana hanontaniana ny vahiny ka lahona ianao vao afaka ao raha toa ka mivandravandra ilay izy satria toa hieritreretiny ho olona avy nigadra ianao.Saromy tsara ary tsy ho hita raha sendra mivoaka.Any ivelany dia misy fanalana azy ary tena lafobe tokoa fa tena hafaka hono ary tsy misy olatra izany.
27. Poucinet ( 28/12/2006 11:01)
Ny an'ilay olona hitako nanala aloha ary tena afaka tanteraka tsy misy trace intsony, tsy misy olatra izany ary salama tsara tsy maninona izy izao, afaka atoroko anao ny misy azy raha ilainao; dia tsy encre de chine ka asa raha izay no nahafaka ny azy fa ny nataony dia naveriny no-tatouer-na fa @ RONONO, dia nanao repos kely tapa-bolana eo ho eo dia averina atao indray dia toy izay hatrany (in2 na in3 iverenana) mandraphafak'ilay izy tanteraka.
Ka asa raha mahasoa anao. Mirary soa
28. pissoa ( 28/12/2006 11:07)
Papoose:

nga dia tena hita b isan'andro le izy no tena hoe esorina?ny ahy mantsy tena nataoko eny @ le toerana ahitana azy mihitsy @ zay mba ho hita sy misy hojerena hihihiihi!amiko tsy misy dikany le asiana dia afenina any anaty kiloty lol:-D
:-D:-D:-D:-D:-D


29. nikopol ( 28/12/2006 13:59)
misy dikina ihany le hafenina any anaty kilaoty ka, zay le hoe sary ho an'ny namana manokana :-D
30. pissoa ( 28/12/2006 15:03)
=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1626