ahoana ny fijernareo sipa manja ireny !

1. yasah ( 09/11/2006 12:08)
manahirana ho ahy mihitsy ny mifehy ireny sipa tsara ireny nefa ny bandy tena mba taraiky ,tsy fantatra mihitsy hoe mivarotra any à sisiny v sa mandeha miodina tsotra fotsiny sa ....
za zany mijaly mihitsy @ fieritreretana ireny ka mba mila hevitra aty aminareo ;
sady izao no tena tsy reviko e :misy miantso ny sipa de za no antsoiny de ahoana zany ry zalah tena fijaliana mihitsy e!
omeo vahaolana ee!!
2. Fiffi ( 09/11/2006 12:12)
yasah:
manahirana ho ahy mihitsy ny mifehy ireny sipa tsara ireny nefa ny bandy tena mba taraiky ,tsy fantatra mihitsy hoe mivarotra any à sisiny v sa mandeha miodina tsotra fotsiny sa ....
an :?: :roll::roll: fa nga raha vao hoe manja le sipa de tondé hoe mivarotra any @ sisiny :?: na hoe miodina :?::roll:satria enao tsy nahazo azy :?::roll: fa ahoana koh zany fijerinao ny sipa zany klé !!!!!

3. mbaliana ( 09/11/2006 12:19)
ka yasah mitady ny manja be aty ivelany (physiquement) fotsiny zany dia zany tsy mampatoky azy koa...fa raha hitany hoe manja be ny toetran'ilay vhv dia tsy hijaly izy ...:P:P:P
4. tsingy ( 09/11/2006 12:53)

tsisi idiran'ny vitsika ami pérole:-D:-D:-D:-D:-D e!
tsy mitombina zany hoe manja =miodina @ sisin.
Ny bandy tsy maintsy mikoty na fantany fa manambady aza refa reveny le sipa sa ahona? refa mifankatia tsy mifamitaka zany ary le sipa kou afaka tsy manao pezy nge eh!
aza sodokan'ny bika aman'endrika refa mitady joba d tsy sahirantsaina leis e.:wink:
5. Fiffi ( 09/11/2006 13:48)
yasah:
za zany mijaly mihitsy @ fieritreretana ireny
enao hiany no mampijaly tena @ tsy misy antony ! ianao hiany no manana heritreritra ratsy tahak'zao ka aiza no tsy hijaly enao ?

6. fasaly ( 09/11/2006 14:05)
:roll::roll::roll::roll::roll:euhhhhhh io na manja na tsy manja lay sipa ny beauté ao anatiny ihany no mikoty fa tsisy hidiran'ny miodina sy tsy miodina sy mivarotraz am sisiny zany, lay tena bozin'angatra reny ndrindra aza no tena be mpivarotra:?
7. sasa ( 09/11/2006 14:16)
Amiko na ratsy na tsara tarehy rehefa hiodina sy hivarotra any am sisiny d mivarotra foana, fa anjaranao fotsiny ny matoky sy manome fitiavana feno ny sipanao manja be amzay izy mijanona ho anao irery, fa raha ny hasarotam-piaronao no ataonao betsaka d ho taraiky eo ianao, rehefa hiarahanao na manja na ratsy d atokiso foana, satria mantsy io rehefa tian'ny bandy d kotiny foana nin nin ataonao.
8. kelly13 ( 09/11/2006 14:22)
sasa:

=D=D
9. dailynews ( 09/11/2006 14:59)
sasa> saika tsy hamaly aho fa tsy azoko mihitsy hoe mivarotra amin ny ahoana e?? raha vehivavy tahaka izany no betsaka manodidina anao dia eritrereto ihany hoe iza no olona frequenter nao.
10. nikopol ( 09/11/2006 16:18)
tsy hitako ze hidiran'ny fitiavana amin'ty resaka ty? raha izany ny mampijaly an'i yasah dia mijalia ao e :lol:
tokony asiana hoe "resaka ankizy" koa ato amin'ny serasera, fa ny olon-dehibe sasany afaka manoratra :lol:
11. Fiffi ( 09/11/2006 16:26)
nikopol:
raha izany ny mampijaly an'i yasah dia mijalia ao e :lol:
ka izy hoa mampijaly tena @ tsy aiko ....

12. mandrindra ( 09/11/2006 17:01)
yasah, aza mikôty sipa manja intsony raha izay no famaratinao ny sipa manja.
13. Fiffi ( 09/11/2006 18:29)
f'ita hoa eh !
14. pakopako ( 09/11/2006 23:37)
hoy nikopol
tsy hitako ze hidiran'ny fitiavana amin'ty resaka ty? raha izany ny mampijaly an'i yasah dia mijalia ao e
tokony asiana hoe "resaka ankizy" koa ato amin'ny serasera, fa ny olon-dehibe sasany afaka manoratra

Italic textAza d masika namana toy izany e! resaka fitivana ihany izany hasoram-piaro izany fa aleo haneho ny alahelony e!:lol:
15. xxx ( 10/11/2006 07:39)
aza de masiaka ry namana sasany ô!
ny maha-tonga ny sipa manja hiodina koa anie kah misy manque ao e! mety ho fitiavana, mety materiels.
fa anjaranao ry yasah no mandinika sy mandanjalanja izay ary miampy ireo torohevitra eo ambony.
raha vao manadala dia ario any r'isé a! de manaova aloha reflexion:idea:
mahereza e!
16. sonwin ( 10/11/2006 08:13)
yasah:

manahirana ho ahy mihitsy ny mifehy ireny sipa tsara ireny nefa ny bandy tena mba taraiky ,tsy fantatra mihitsy hoe mivarotra any à sisiny v sa mandeha miodina tsotra fotsiny sa ....
za zany mijaly mihitsy @ fieritreretana ireny ka mba mila hevitra aty aminareo ;
sady izao no tena tsy reviko e :misy miantso ny sipa de za no antsoiny de ahoana zany ry zalah tena fijaliana mihitsy e!
omeo vahaolana ee!!

Tadiavo ny faiblesse-ny dia ao ifehezana azy.Tonga dia manaiky an'ise 100% izy.
17. sasa ( 10/11/2006 09:04)
dailynews:

sasa> saika tsy hamaly aho fa tsy azoko mihitsy hoe mivarotra amin ny ahoana e?? raha vehivavy tahaka izany no betsaka manodidina anao dia eritrereto ihany hoe iza no olona frequenter nao.

Vakio tsara aloha fa misy resaka mivarotra izay ao ambony ao, d rehefa mamaky tsara ianao d mahazo ny tiako ho lazaina, sady tsy za no manana olana eto fa ilay tompon'i sizé io ambony io mba mamaly araka ny hevitro za fa toa hors sujet ianao am'le hoe frequentaion sns.......

18. fasaly ( 10/11/2006 13:24)
pakopako:

hoy nikopol
tsy hitako ze hidiran'ny fitiavana amin'ty resaka ty? raha izany ny mampijaly an'i yasah dia mijalia ao e
tokony asiana hoe "resaka ankizy" koa ato amin'ny serasera, fa ny olon-dehibe sasany afaka manoratra

Italic textAza d masika namana toy izany e! resaka fitivana ihany izany hasoram-piaro izany fa aleo haneho ny alahelony e!:lol:

kou lay sizé kou aza somary masika ihany ny jugement ho an'ny sipa manja kou! :wink:

19. ninih ( 10/11/2006 14:54)
tena mampasika kosa le size fa ze tsara ve izany mihodina daolo kosa?
marina fa raha izny no fisainana de ze hita fa tsy hanao izany no iarahana e!
20. kelly13 ( 10/11/2006 15:07)
za klou manja fa tsy miodina e! hé hé hé!!!! =))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0663