ahoana ny fijernareo sipa manja ireny !

21. mandrindra ( 10/11/2006 15:09)
aza miodina fa mizarà fotsiny dia mety ka:-D:-D:-D
22. kelly13 ( 10/11/2006 15:14)
=))
23. Imahaka ( 10/11/2006 17:01)
mandrindra>:-D=D=D ary io no tena fanaon'ny vitsy sy ny betsaka an:-D
24. fasaly ( 10/11/2006 17:08)
mandrindra: mizàra bonbon veuh???:?:wink:
25. mandrindra ( 10/11/2006 17:13)
fasaly, ie, izay mamy rehetra any e, sady ny bômbô azo tsetsafina tsara hangalana fy.
26. fasaly ( 10/11/2006 18:11)
ié! marina zany ! ny sipa mantsy somary manana bonbon kely eny foana anaty poketrany:wink:
27. xxx ( 10/11/2006 18:37)
:-D:-D:-D misy bonbon ve any min'ny poketranjy any ry fasaly
28. fasaly ( 10/11/2006 19:26)
xxx: ié manana mentos foana zà na siligaoma:wink:
29. Imahaka ( 11/11/2006 09:28)
mbo omeo za na indray mitsaingoka fotsiny aza :P
30. fasaly ( 11/11/2006 10:23)
imahaka::-D:-D:-D:-D iny tatazo....:P:-D:-D:-D
31. antsafa ( 12/11/2006 19:45)
yasah:

manahirana ho ahy mihitsy ny mifehy ireny sipa tsara ireny nefa ny bandy tena mba taraiky ,tsy fantatra mihitsy hoe mivarotra any à sisiny v sa mandeha miodina tsotra fotsiny sa ....
za zany mijaly mihitsy @ fieritreretana ireny ka mba mila hevitra aty aminareo ;
sady izao no tena tsy reviko e :misy miantso ny sipa de za no antsoiny de ahoana zany ry zalah tena fijaliana mihitsy e!
omeo vahaolana ee!!


tsy miasa aminay ny hatsaran'ny hendrika ety hivelany, fa raha ny toetrany no tsara, izay no ilaina
32. jimtex ( 13/11/2006 09:31)
antsafa a ny vady ko anie jerijery e!
33. mandrindra ( 13/11/2006 11:24)
fasaly, raha izay indray dia ilay bômbô tsetsafina no mahazo fafiny.
34. mbaliana ( 13/11/2006 11:34)
aleo koa hisy ny siligaoma e.. tsakotsakoina tsara:lol::lol:
35. mandrindra ( 13/11/2006 16:06)
mbaliana, rehefa lany ve ny hamamiany dia aloha?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1055