inona no atao hoe fitiavana?
1. antsafa
(
12/11/2006 19:15)
Inona marina no atao hoe fitiavana ?
novalian'i degree ny 17/11/2006 19:45
2. degree
(
12/11/2006 19:19)
antsafa:
Inona marina no atao hoe fitiavana ?
fa angaha ianao mbola tsy nitia bonbon mamy ? mba valio aloha io de hiditra @ tena vaha olona isika
3. arialy
(
12/11/2006 19:23)
degree a!
mba misy mahasamy hafa azy kosa le fitiavana e, ohatra ny zavatra sy ny olona zao
fa za kooo tsy de mahay ary manotany tena ndraindray
mba misy mahasamy hafa azy kosa le fitiavana e, ohatra ny zavatra sy ny olona zao
fa za kooo tsy de mahay ary manotany tena ndraindray
4. antsafa
(
12/11/2006 19:29)
degree:
antsafa:
Inona marina no atao hoe fitiavana ?
fa angaha ianao mbola tsy nitia bonbon mamy ? mba valio aloha io de hiditra @ tena vaha olona isika
aza hametrahana fanon-tanihana intsony izaho fa ny valiny no hilaiko
5. degree
(
12/11/2006 19:51)
aza malaky tezitra moa fa io anie karazana dithin fotsiny mba hanamanitra azy e!ka raha hanao recette ianao ka avy hatrany dia lafarinina fotsiny ny ataonaonao dia tsy hanjary mofo" de toy izany koa ny atao hoe fitiavana........................^^^^^^
7. Fiffi
(
12/11/2006 21:21)
antsafa:tsara fipetraka le fanontaniana an ! inona marina moa no hatao hoe fitiavana ? .........
Inona marina no atao hoe fitiavana ?
9. fasaly
(
13/11/2006 06:31)
ny fitavana dia fahasambarana......mety misy fetrany na tsy misy:wink::°)
10. Fiffi
(
13/11/2006 06:37)
ny fitiavana ? teny kely mifono zava-dehibe ! (andraso aloha ho dinihiko tsara le tena sens vao hamaly aho)
11. diamondra27
(
13/11/2006 08:55)
ny fitiavana dia amour et partage
:lol:
ao ny fitiava-namana
fitiavana chose
fitiavana olontiana
fitiava-tena
etc...
Fitiavan'ady:evil:
:lol:
ao ny fitiava-namana
fitiavana chose
fitiavana olontiana
fitiava-tena
etc...
Fitiavan'ady:evil:
12. mandrindra
(
13/11/2006 11:40)
ny fitiavana dia fihetesmpo ateraky ny santimaka tsy ahitana fanazavana
13. mbaliana
(
13/11/2006 12:04)
- Maninona no misakafo ny olona? satria noana
- maninona ny noana? > satria mila an'izany ny vatana mba ho velona
- misy miharitra tsy mihinana ve ny noana dia amin'zay maty ny vatana? yee misy le olona tsy te hivelona intsony dia tsy manana appetit intsony.
- mamono tena izy zany? yee satria tsy misy ny fitiavana ho an'ny tenany ho velona intsony.
- rehefa velona ny vatana zany dia velona koa ny fitiavana? angambany - toa ohatry zay ny an'ny olombelona.
- fitiavana ny tena ho velona dia mihinana mba ho velona (sa velona mba hihinana???)
- zany hoe mifampiankina zany ireo? asa aloha fa ny zavatra nanaitra ahy dia raha tsy misy ny 1er sarotra ny fisian'ny 2ème ..misy ny fitiavana fa mbola te ho velona ny vatana... tsy mety anefa ny mivelona ara-batana raha tsy misy ny fitiavana ny vatana ho velona
Io ve zany no atao hoe fitiavana ny tena (vatana) basilaire?
Ahoana ny hevitrareo amin'io eritreritro io?

15. mbaliana
(
13/11/2006 12:07)
ny tiako tenenina zany dia hoe tsy misy ny fitiavana raha tsy mi-existe
dia miala amin'io daholo ny zavatra rehetra
dia miala amin'io daholo ny zavatra rehetra
20. lapino
(
13/11/2006 17:02)
ie :wink:
dia firaisan-tsaina, dia firaisam-panahy, dia firaisam-batana :D
dia firaisan-tsaina, dia firaisam-panahy, dia firaisam-batana :D