inona no atao hoe fitiavana?
22. soanja
(
14/11/2006 05:25)
antsafa:
Inona marina no atao hoe fitiavana ?
ny atao hoe fitiavana amiko de aretina tsy sitran'ny dokotera, indraindray mahafaty, nefa mahasambatra be mihitsy.:-D:-D:-D
24. mandrindra
(
14/11/2006 10:01)
mety hiafara amin'izany ka. vakio ao ambony ao famisy tomany lava, tsy hay izay ho tohiny an
25. mbaliana
(
14/11/2006 19:44)
fiffi raha mamono tena kosa ve izy fa tsy tian'lay sipany intsony, tsy hahafaty ve zany ?
26. bmw307
(
14/11/2006 22:19)
ny atao hoe fitiavana dia izao no fanalavana anio
( FI taka, TIana , Avantana, NAmboharina) tandremo fa manimba saina io ry zandry fa mitandrema ihany rambola tsy tafiditra
( FI taka, TIana , Avantana, NAmboharina) tandremo fa manimba saina io ry zandry fa mitandrema ihany rambola tsy tafiditra
27. Fiffi
(
15/11/2006 06:57)
bmw307:Raha izany de tsy hisy olona hifankatia intsony eto ambonin'ny tany raha zao no fahitanao sy fandraisanao hoe inona ny fitiavana ry bmw !
( FI taka, TIana , Avantana, NAmboharina) tandremo fa manimba saina io ry zandry fa mitandrema ihany rambola tsy tafiditra
29. antsafa
(
15/11/2006 10:04)
Fiffi:
ny fitiavana ? teny kely mifono zava-dehibe ! (andraso aloha ho dinihiko tsara le tena sens vao hamaly aho)
diniho tsara ry fiffi a!, fa izaho ato mbola mihandry ny valin-teninao.
30. lapino
(
15/11/2006 18:51)
antsafa:Eny :wink:
fanga rehefa manana fitiavana dia hisy firaisana?
cutie:
firaisam-po:lol::lol::lol:
lapino:
ie :wink:
dia firaisan-tsaina, dia firaisam-panahy, dia firaisam-batana :D
31. antsafa
(
15/11/2006 19:28)
(
mihombin-kevitra aminao aho ry mandridra a! , aminio fanazavanao io. ny valin-teninao irery ihany no nahafapo ahy, ka misaotra anao @ foko manontolo ny tenako.
(l)(l)(l)
mandrindra:
ny fitiavana dia fihetesmpo ateraky ny santimaka tsy ahitana fanazavana
mihombin-kevitra aminao aho ry mandridra a! , aminio fanazavanao io. ny valin-teninao irery ihany no nahafapo ahy, ka misaotra anao @ foko manontolo ny tenako.
(l)(l)(l)
34. cutie
(
16/11/2006 22:17)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-11-2006 12:40:00
Lohateny : Re : inona no atao hoe fitiavana?
ny fitiavana dia fihetesmpo ateraky ny santimaka tsy ahitana fanazavana
de ny vokany :
firaisam-po
dia firaisan-tsaina, dia firaisam-panahy, dia firaisam-batana
35. degree
(
17/11/2006 19:45)
Fitiavana dia raha sarahinaio teny io dia toy izao
fi - tia - v -ana
ny fi eto dia fifamaliana hery roa mitovy ka mifanonjo amin'ny toerana iray
"tia" indray iray neken'ny saina , fo , fanahy ka napetrany eo amin'ny fahatsarany
eto anefa raha raisiko fotsiny ny hoe "fitia" dia tsy ampy loatra io filazana io ka matetika hopetrahan'ny fanontaniana hoe "fitia inona?
dia no hamafisina @ fanamafisa_peo "v" ka notovanana "ana" ka hita avy hatrany fa misy hery roa lehibe mitovy ka mihaona izy ireo no nahatonga ny hoe" FITIAVANA".Mety fiavana madio izy io , mety fitiavanamana io ary mety fitiavana zavatra ,mety fitiavana ny ratsy .......sns.....
dia izay ilay"" : Voalaza teo :
" dia firaisan-tsaina, dia firaisam-panahy, dia firaisam-batana "