miarahaba any tooki

1. fanaina ( 12/11/2006 17:57)
arabaina i tooki tratrin'ny tsingerin-taona!!:-*:-*:-*
novalian'i degree ny 17/11/2006 20:22
2. Fiffi ( 12/11/2006 18:37)
dia miarahaba ny namana rehetra zay tonga ny fitsingerenan'ny taona nahaterahany koa zany an! :)
3. dailynews ( 12/11/2006 18:48)
ary zaho aky fanaina mbola tsy nahita an'i tooki nandalo tato a. izy toa mametraka sary ihany fa tsy dia miresaka koh. tsy haiko aloha e, fa bon annif na izany aza e(raha marina io annif io)
4. degree ( 12/11/2006 19:17)
mba iza koa moa io tooki io e? mba mangataka presentation raha tsy maha diso
5. andry08 ( 12/11/2006 19:41)
Arabaina eeee!Dia alefaso ato ny gatô virtoaly o!
6. dailynews ( 12/11/2006 19:44)
mankanesa any amin ny sary degree dia hahita sariny be dia be ianao fa feno ao.
7. degree ( 12/11/2006 20:31)
bogany ve alou sa manja e?:b:b:b
8. booboo ( 12/11/2006 20:52)
:-D
9. degree ( 12/11/2006 20:59)
ka zah very kou!
10. Aino ( 13/11/2006 12:34)
de aleo indray aza hovaina hatao antso avo any tooki mba ho tonga eto @dinika eh!!
11. degree ( 14/11/2006 10:29)
alefso ary e!
12. ninih ( 15/11/2006 11:39)
raha handefa gatô virtualy de aleo atoa ampy ny namana retra e! de arabaina na efa tara aza fa aleo tara toa izay hono tsisy.
13. papounette ( 16/11/2006 18:32)
ary le tookinareo tsy mamaly e????
14. Zoniaina ( 17/11/2006 03:36)
:D:D
15. degree ( 17/11/2006 20:22)
aza mba miavona kosa moa ry-tooki a ! saro-tiana !=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1959