Noely

1. tianne ( 13/11/2006 06:44)
Sao mba misy afaka manampy mahita "tantaran'i Jesoa" lalaovina amin'ny Noely, na site mety ahitana azy, dia misaotra mialoha e.(tantara teny gasy a).
novalian'i prime ny 28/11/2006 12:44
2. Fiffi ( 13/11/2006 07:03)
andraso tadiaviko fa efa nisy dinika teto momba an'io de nisy nanome koa ! :)
3. tianne ( 13/11/2006 07:26)
dia misaotra mialoha e
4. tianne ( 13/11/2006 07:26)
dia misaotra mialoha e:lol:
5. prime ( 13/11/2006 10:49)
Misaotra an'i Fiffi mialoha...:D
6. Fiffi ( 13/11/2006 14:37)
ity le dinika fa hay namaly fotsiny ny namana .

Fa raha ohatra ka tianareo de omeko nareo ...saingt @ teny frantsay le izy . Tantara nataon'ny ankizy taty am-piangonana misy ahy t@ herintaona izy io .http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m451928177794a
7. Fiffi ( 13/11/2006 14:38)
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m451928177794a
8. Tenio ( 13/11/2006 16:44)
za tsary mahita:lol::lol:
9. Fiffi ( 13/11/2006 16:59)
tianne:
Sao mba misy afaka manampy mahita "tantaran'i Jesoa" lalaovina amin'ny Noely, na site mety ahitana azy, dia misaotra mialoha e.(tantara teny gasy a).
ka ny hananako @ teny frantsay ka asa raha....


10. prime ( 14/11/2006 15:01)
Misaotra akia fiffi a...:-*
11. Fiffi ( 14/11/2006 18:33)
prime: :):*

ka iza no mila an'io ? fa @ teny frantsay an! sady manana 2 aho ato.:)
12. nasolotiana ( 15/11/2006 10:20)
Salut tianne

Izaho koa mitady io tantara masina amin'ny teny malagasy io ka raha efa nahita ianao de mba andefaso aho azafady fa tena ilaiko mihitsy amin'ny krismasy
13. nasolotiana ( 15/11/2006 10:58)
[quote=tianne]
Za koa mba mitady an'io tantara masina amin'ny teny malagasy io atao amin'ny noel ka mba omeo aho raha efa nahita ianareo, ito ny adresse mail-ko:
ratefiarisoa@yahoo.fr

14. prime ( 16/11/2006 12:27)
Misaotra anareo rehetra izay afaka manome...:)
15. Fiffi ( 16/11/2006 12:41)
nasolotiana: tsy tianao raha @ teny frantsay ve ? de azonao adika le izy..
16. xxx ( 16/11/2006 16:08)
Noely ve tsy ilay mpihira @ sakelidalana taloha iry e! zao izy efa mpanao filme ;-)
17. prime ( 17/11/2006 13:02)
xxx> :lol::-D:-D
18. xxx ( 17/11/2006 15:22)
za nge io xxx io ry plime e ! :-D:-D
19. Fiffi ( 17/11/2006 15:43)
plime ? :-D:-D fa iza le xxx ary ? :)
20. Achia ( 18/11/2006 06:44)
zay de faly ery ry fifi :-D:-D zafady fa za nge badalela e !ry p r i m e e ! tezitra eo prime de bediny eo ndray za :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1339