Madagasikara Tsara Tantana - Madagasikara Mandroso

1. kitjo ( 11/11/2006 22:09)
io indray no filamatra amty e!
novalian'i akama2006 ny 15/11/2006 23:00
2. Zina ( 11/11/2006 23:28)
dia tena ekena lesy a
3. lagoon ( 12/11/2006 01:05)
:-*:-*:-*:-*:-*:-*

Akamako daholo ialahy isany e!
Iza no efa manao tee-shirt sy casquette??
4. Lejim ( 12/11/2006 02:33)
tsssss, dia izany ihany dia efa mampioraka anareo mianakavy!
5. besoiiin ( 12/11/2006 05:06)
lejim: fidio ravalo d ho tsara tantana sy mandrosob ny tanana e.
6. Lejim ( 12/11/2006 05:08)
aty ivelany aty zah ka tsy te hisasatra handatsaka vato izany! lol
7. besoiiin ( 12/11/2006 05:58)
:D kay mou :D marinzany e, ialahy sy bazil zany mou samy tsy mifidy kou, na izany az az adino ny mahamalagasy eeee
8. agoago ( 12/11/2006 07:25)
tsy tee shirt sy casquette fa ampiana vary koa
9. sareraka ( 12/11/2006 07:58)
kitjo:

io indray no filamatra amty e!



IO teny filamatra io dia fanasohasoana ny olona fotsiny ihany fa tsy mbola nisy nahatanteraka na dia ny 1/3 aza izay nitondra teto...

-ASA FA TSY KABARY
-MADAGASIKARA TSY MANDOHALIKA
-ANKIZY ANKEHITRIO TOMPON NY TAONA 2000
-ENTO MIAKATRA ITY FIRENENA ITY
-HERY VELONA FA TSY HERY LEVONA
-FANANTENANA VAOVAO
-FAHAMARINANA SY FAHAMASINANA

izao indray ka hoe MADAGASIKARA TSARA TANTANA -MADAGASIKARA MANDROSO!

tsara tantana ve koa maninona no mbola misy ny kolikoly ,tsara tantana ve koa ataon'ny TIKO ohatran'ny azy ny AIR MAD :izay cadre te handeha mandeha daholo ny boissons à bord dia presque TIKO ...tsara tantana ve nahoana no avoakan'ny karàna antsokosoko ny volamena sy ny saphir.
Tsara tantana ve ny SMIG eto MADAGASCAR 23 euros.
Tsara tantana ve ny TIKO zara raha mandoa hetra @ fanjakàna,tsara tantana ve ny MAGRO manao ampihy mamba ny entana ho an'ny mpambongady!

Mandroso ve i GASIKARA raha firenena 9 sisa dia gisitra eran'izao tontolo izao.

Raha t@ taona 1960-1975 feno gasy ny méilleures écoles tao FRANCE izao izay mety dépôt dia feno gasy mpi-livre !
ny déléstage moa tsy tenenina sy ny sondro-bidy etsy sy eroa

KA INONA NO TSY MARINA AMIN IZANY E!
10. tywa68 ( 12/11/2006 09:29)
Sareraka : Dia lazao fa tsy misy zava-bita koa ! zahay aloha dia mahita fa miha-tsara ao Mcar ê ! mivoatra ary misy ny rehetra na dia lafo aza ! zay tsy manao n'inona² ihany no be critiques ! ary tsy vety² ny fiovàna fa mahareta ary avelao ny olona hanohy fa tsy hakiviana indray ! sa manana solutions tsara kokoa enao ?
11. akama2006 ( 12/11/2006 09:55)
tywa68> inona moa no hilazana hoe mivoatra raha toa ka feno ny zavtra azo vidina fa tsy misy afaka hividy izany????

ianareo mpanohan any ra8 milaza fa "tsy vetivety ny fiovana fa mahareta..." nahona moa no iharitra ny olona nefa iano mpitantana aza migalabona tsy mahalala sty misy? sa misy ny tokony ihafy dia misy ny tsy tokony?

tsy diso mihintsy ny lazainy sareraka fa zavatra hita maso ,tsy foronina fa hita mibaribary!
12. sareraka ( 12/11/2006 10:03)
tywa68:

Sareraka : Dia lazao fa tsy misy zava-bita koa ! zahay aloha dia mahita fa miha-tsara ao Mcar ê ! mivoatra ary misy ny rehetra na dia lafo aza ! zay tsy manao n'inona² ihany no be critiques ! ary tsy vety² ny fiovàna fa mahareta ary avelao ny olona hanohy fa tsy hakiviana indray ! sa manana solutions tsara kokoa enao ?



Ianao ihany anie dia efa mahavaly azy e! misy daholo ny zavatra rehetra na dia lafo aza! asa ny ray amandreninao angamba mpisolelaka @ ito fitondràna ito ka rariny ianao raha mioaro azy! fa raiso @ saina tsy miangatra ny olona izay ny anio tadiavina ny rahampitso tadiavina ! firifiry @ izao no mandry fotsy firifiry no tsy mihinam-bary intsony fa mangahazo na katsaka sisa! sa tsy mahita ny masonao io!
13. bemalaza ( 12/11/2006 10:09)
ny tena mahagga de zao: arakan'io slogan io de hita fa tsy tsara tantana zany i mada fony izy mbola teo , de zao indray ve afaka hanao[ efa ambozo gny rano zay vao hiverina].
fa mba jereo fa miankina aminao iany no hampahantra sy hampanakarena anao ,ka anao ny safidy ,tsy misy fanerena io jereo tsara zay hitanao fa afaka hampandroso,
14. tywa68 ( 12/11/2006 10:23)
aza marary hoa fa n'aiza² dia misy foana ny tsy fitovizana : tsy manana RAD misolelaka aho (fa kamboty aza) fa mihetsika @ place-nao enao ê ! aza manantena hoe homena anao sans effort ny entana ! ny mora no alainao, misy ny safidy ! ary betsaka mihitsy !
15. akama2006 ( 12/11/2006 10:25)
bemalaza> marina iznay izay ilay hoe volonté politika !samy mahantra na isika na ny brzilianina fa nahona i LULA nahavita naka fanovana miainga aminy tsy misy fa ny gays zavtra efa misy no ahodinkodina ho zav biota isaky izay mihetsika,tablier ve dia hidedahana ho asa vita,arabe efa nitadiavana vola hatr'izay vao natao ve dia lazaina fa zavbita,...,ny bianco angah ka hoe zav bita satria niainga aminy finiavan sy fanpahankevitra politika,ny fanaovana barazy vaovao koa,...,fa ilay fanagaroana sy fanilahana ho izay nitranga 25 taona tany aloha,no tsy lasa,ny any site tim lazaina fa zavbita daholo na talkie walkie ho any mpitandro filaminana aza; ko maninoa tsy isaky ny mahazo silipty sy soutien ny polisy dia dradradradraina koa fa zav bita!ohaa ny mihinambary ihany io, ny sotr sy lovia zavtra tsy afa miala dia atao ao anaty spectacle hoe zav bita!

raha hanilaka foana dia i TPKL TSIRANANA no tokony adhindraindra foana izany izao staria iny no nahavita be hatr'izay!fa satria izy nalana dia misy fitantanana tsy nety nataony tao,dai anjarany manaraka ny manavoa fa sty manilaka fa mandray ny misy rehetra!ohatrany mandova ihany io e!fa angaha raha nahatra ilay nolovaina dia hoe tsy mba za izany fa rehef amanana dia hoe za io an!8O
16. belaza ( 12/11/2006 10:37)
MARC RAVALOMANANA SADY BÔGÔSY NO PANANA...=))=))=))
17. akama2006 ( 12/11/2006 10:45)
belaza> ny manan aloha dia eny fa manana nohony fitiavantena sy ny fampahantrana ny malagasy satria rehefa tsy mandoa impot dia tsy misy vola mihiditra koa eo aminy firenena!

ny bogosy indray :-D:-D:-D dia discutable be e!nareo moa manaratsy ny hafa hoe vatokely,fingotra etc...!za nefa mahita fa ny tarehany ra8 tsy dia manao ahona, moa fohy rahateo izy,aminy kisarisary aminy gazety dia ohatrany losange izany ny tarehany ka lasalasa ny vavako indray andro nilaza hoe ohatrany tenia ity bikany :lol::lol::lol: (kankana azo avy aminy voavary ao anty tsinay io)!
18. belaza ( 12/11/2006 10:54)
tsy maninona izay filazanlà azy eo e mety daholo raha izay no mba ahazonlà aina, fa tsy mampiova hevitra anay izany tinay foana iny na ohatriny kankana ary
19. akama2006 ( 12/11/2006 11:08)
belaza> aza miova hevitra mihintsy hoa fa rehefa midona aminy rindrina ohatrany taminy 72,91 ve tsy ho hita eo ihany e!::Dlol::-D
20. besoiiin ( 12/11/2006 11:20)
sareraka> fa iza lty no tsy minambary izao? iza no mitady ny ho anina anio rahpitso? iza no tsy mihinana afatsy katsaka sy mangahazo? ny vahoaka v???:D:D:D diso evitra ialahy fa izahay lety minambary a, satria izahay miasa sy mifofotra fa tsy voatery hisolelaka akory, ny ao antokatranonla ngamba no hitanla de izay no alainla reference, aza aty @ forum aty no hanamparanla ny fahantranla fa mandeana miasa raha te ahazo vola sy ihinambary fa aza ilaozana manao rami sy mifoka miafina ao :D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0797