Madagasikara Tsara Tantana - Madagasikara Mandroso

41. akama2006 ( 12/11/2006 20:23)
kitjo> parole!parole!parole!....encore une fois!parole !parole!parole!....hoy dalida!

tiko fona le bizou rehefa sty parfume tik...ka!manjry misy reflexe tsy izy mantsy raha maheno fofona tik...za !ka na dia tokony hanao ilay bizy aza dia tonga dia manampibava!:lol::lol::lol:
42. kitjo ( 12/11/2006 20:50)
eeehhh...atakalonao TIKo v le bizou?hihihi

parole parole parole....minoa fotsiny ihany fa parole arahin'asa..kitjo
43. fiaritiana ( 12/11/2006 21:24)
akama:tssss aleo atao @takolaka ndray fa toi kay tsy tia an dra8 koa :roll::roll:
44. kitjo ( 13/11/2006 05:27)
ansonaleeeee
45. akama2006 ( 13/11/2006 10:52)
kitjo ,fiaritiana> :oops::oops::oops: ka ziao anie,tsy telina mihintsy ilay vita tik...,kozy e!ohatrany vao miaing any le izy dia mahita olona zarbi manao kravaty mena izany dia tonga dia tampona ny domy!:^):-D:-D
46. kitjo ( 13/11/2006 13:47)
d in ny produit laitier hohanin akama?

za njay nefa mazoto beuuhhhh
47. akama2006 ( 13/11/2006 15:16)
manamboatra akia y cherie a!ny fitaovana misy ny ronono eny aminy mpiompy miaktra ville mivantana no vidina!toa izany koa ny fanaovana formage sy ny jus,sady nature no tsy mila conservation be !miam!miam!

izany tik....izany hoa tsy mahita kil aty aminy tanana mihinsty izany!ary efa miomna ireo akama mitovy hevitra amiko izao ny hitady fika ampielezana izay hetsika izay!

aleo lavitra manampy ny tsirairay hamokatra ho azy dia omena hevitra sy ampiana ark'izay toa izay ho any le mpanoa monopole io! rhefe atonga ny andro ahatongavany farny momba azy dia !miala any akama sy ny porofony dia hifampitady aminy sy ny troupiny aminy halatra sy abus de biens sociaux isan-karazany!:}:}:}:}
48. fiaritiana ( 13/11/2006 16:56)
akama: :8O8O8O
aza manao an zany e
aza mano an zany...:@
49. akama2006 ( 13/11/2006 17:00)
fiaritiana:fa ahona e!fa ahona e!fa ahoan e!:lol::lol::lol::oops::roll::roll::-D:-D:-D:-D:-D!
sty mety ve izany e!an!...nzy ity ko akiaaa!:*
50. kitjo ( 13/11/2006 17:34)
eee...mazto ry akama an

mba ho avy any za hanandrana ny yaourt-njy njay anjo any...any an

fa tsy haiko aloha na za no venjana be na ahoana fa isan' ny mampandeha ny toekaren'ny firenena mandroso ny atao oe "valeur ajoutee"..izany hoe tsy ilay vokatra natoraly iny no amidy fa ahodina...ary zay no mampiodina ny toe-karena

jereo fa misy lojika marobe ao (teknolojia- fanomezana asa- kalitao sns)

io inddra no tsy mampandeha ny ekonomia antsika satria amidy matieres 1eres ny entana ka vidian'ny olona mora @zay tiany anaovana azy satria tsy misy ireo mpanodina..miandry azy ireo haka fts ka zay tiany atao vidiny

d izay koa no tiandry akama averina zany!
kanefa isika miezaka miantso investisseurs..hhmmmm

soa iany njy fa tsy mpitondra...aleo iany mifidy anah..ihihhiihhi
51. akama2006 ( 13/11/2006 18:02)
kitjo> tsy azonao ilay resaka ka!

ilay ampihimamba y tik... nefa mahazo avnatage isankarazany mitaha aminy mpamokatra hafa no tiana lazaina hoe tsy mamaly fa tsy misy hidirany fanodonana mihintsy.

mba misy firy isanjato ny vokatra vokariny ity trimobe tik.... ity moa no miondrana any ivelany? mazava fa sty misy 0.005% akory !fa ireo nostalzika sy nasionlisat diso toerana no mividy azy ireny!deja raha tonga aminy taxe ataony olona satria manao sty mahalal maty!

qualité indray dia amiko zero!boribory!fa io izay tiana mitombo tarehy ka asakasako ihinna azy ihany io ra kitjo!:*:roll::roll::roll:
52. kitjo ( 13/11/2006 18:32)
samy manana ny atao oe kalitao-ny aloha io e!

atao inona aondrana moa raha izay no tiany?

rehefa mamokatra sy mivarotra dia misy foana ny atao hoe 'clients cible" na "target market"..ka gasy no fidiany ahafam-po ny tsena sy mpanjifa ao madagasikara , eny h@ ireo mpanjifa malagasy eny ambony rahona aza!

inona no olana

raha averiko tanisaina indray ireo orinasa malagasy maro nolazaiko t@ sujet hafa iny, iza amreo no tena oe manondrana fts?
53. akama2006 ( 13/11/2006 19:10)
kitjo> ilay izy ho any malagasy izay mihintsy!raha ho any hafa dia ok,fa ho any gasy fa manao adiny fatsora e!saingy misy anay aloha sty ihinana ny azy dia efa mihena iarya izay ny mpividy !8-)
54. fiaritiana ( 13/11/2006 21:11)
akama: be reska eo njy fa ohatran ny hitako ery milela moltsa @ yaourtan dra8:roll::roll::*
55. Omby ( 15/11/2006 08:16)
fiaritiana:

akama: be reska eo njy fa ohatran ny hitako ery milela moltsa @ yaourtan dra8:roll::roll::*

nareo zany ko toa manao resaka am-bony vavahady ky nooo! hoano ny hanina fa ny arena mila vintana ri ise a. za manokana aloha dia manaiky an-ra8 e! misy toetra iny bandy iny. Ny olanako tsy dia ny hoe tsara tantana ve i Madagasikara sa tsy! fa ny hoe : Inona no fitantanana tsara ho an'i Madagasikara? raha manana hevitra ianareo dia mandraisa anjara mba ho fampandrosoana fa tsy lasa-kovavany tahaka ny haro-tabebaka fotsinyMiasa mafy, manangana orinasa ho concurrentsn-ra8: ary opportunités jerena fa tsy ny contraintes no hatao ahakivy. Nefa tsy maka lagy a ra ozy nareo hoe: zay donto ko
56. akama2006 ( 15/11/2006 09:12)
omby> meuhhhhhhhhhhh!manoa fiarahabana ohatrany omby aho iznay e!:lol::lol:

marina aloha izay hoe manao zavtra mivaigna hampandrosoana izay e!rehefa mampiasa olona na dia iray aza dia efa mandray anjara aminy toekarena satria mampihena ny isany tsy an'asa!FA ny olana ry omby,meuuuuhhhh,dia izao,mila lalàana manampy sy miaro ny zavtra ataonao!ary raha hisolelaka hiditra antoko na anao akamakama vao mahazo faveur dia aleho sty misy.

samy manan ny fombany ny olona fa misy ohatra ahy izao,ny ZO ako izany dia maha sarotiny ahy ary ny atao hoe "INTEGRITE",olona "intègre"!ka sady tsy vidina vola no manan ny principe any!

tsarovy fa ny revolisionina rehetra dia mianga foana avy aminy olona ao anty sehatra mifanohitra aminy toerana na fiaraha monina misy azy!ka raha ny olona "mahita" sy "manana" mihoatra ny 16.000.000 malagasy rehetra hisaina tsy hikatsaka afa sty ny tombotsoany dia very ny firenena!

tsara be ilay manana toetra, fa toetra mety ho any daholo be sa ho an'iza ilay toetra!tsy adala akory ny tany mandroso manao hoe:tsy izay rehetra afaka bac dia afaka mampianatra fa mila miofana hampianatra aloha!ny ho avy ny ankizy,ny olona any aoriana any no eo aminy fitantananao!ary izany no tsy tsara hanekena fa hoe ANDRANA ny 5 taona izao dia mampihatra amin'izay ny 5 taona ho avy! andrana satria izay no fanapahan-kevitra nisy,fa sarotra ho andramalagasy moa ny miaiky hoe diso ka dia miandry ny vokany sisa!:lol:
57. kitjo ( 15/11/2006 15:48)
akama> ka raha hanondrana fts izy ts d vo mainka inona ny vavanareo oe "vokatra tsy natao ho an'ny gasy akory fa ho an vazaha"

efa ts mitombona tsony ny resakao ry akama fa tsy akeo ve borke-na amzay le resaka fa mananihany be le argument?

asa aloha oe ts maintsy mamaly fts ve?

omby> ianao no hitako mandinika inddra eto...sa vo voky? hihih
ny indro keeely fts t@ le nolazainao oe hanao concurrent anra8, tsara izay kanefa manjary ravalo no omena tsiny ny orinasanao satria mety tsy tian'ny ol ny anao mihoatra ny TIKO ohatra. Ka tsy aleo ve zavatra hafa mihitsy?

hafa ko ange le esprit de crativite sy innovation e, toy izay ny manarak'efa!
58. akama2006 ( 15/11/2006 23:00)
kitjo> tsy afaka ny hanondrana izy ka na inona ataony na inona tsy afaka!eo anoerana ihany no azony atao izay tiany fa rehefa mivoka ivelany dia tsy mamely ary tsy hamelany olona aty ivelany koa!hitany havanay eo angamba ireto vokatra!ny any olona taxenao 200% dia iano mihevitra omena faveur!mbay tany!:}
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077