Madagasikara Tsara Tantana - Madagasikara Mandroso
21. besoiiin
(
12/11/2006 11:23)
kitjo> tsy io no tena slogan fa ny t@ eritaona we TONGA MIARAKA DIA FANOMBOHANA ARY NY MIASA MIARAKA NO FAHOMBIAZANA ny t@ ty ndray de NDAO HIARAHANOY NY ASA
23. akama2006
(
12/11/2006 13:37)
fiaritiana> eny fa mila miara miharitra raha te hanana ny tsara!:*
26. kitjo
(
12/11/2006 16:13)
fa aiza no misy tany tsy misy kolikoly zany e?
Eto SIngapour aorian'i Suede sy Norvege no ahitana kolikoly faran'ny kely indrindra fa tsy oe tsy misy aza!
inona ny olana raha TIKO no boisson anaty avion? amidy io fa ngah zaraim-potsiny?
Izy mividy azy ary tsy sarotiny...sady ngah ratsy le TIKO fruit e? za aloha tsy mahita jus naturel ohatra na'iny mitsy ka manafatra a Dago foana
ianao no aza mividy produits TIKO ry Sareraka raha izay no alahelo an!

27. akama2006
(
12/11/2006 16:42)
taloha kosa aloha ny tiko tsy tao anaty avion dia izao tsy misy afatsy tiko no ao anty avion sauf boisson tsy vitany tiko! fa nahona?
ilay hoe tsara indray aloha dia izay ilay gout!mety tsra ho any namna kitjo,fa mety mankarary kibo any sareraka!
ka ny tsotra dia manaova ohatrahy e!rehefa tsy tiana dia tsy sotrona na mihinana ny zava bitany fa mitady hafa ho atao solony,dia milamina!sady tsy voatery ho hanina koa ilay izy no mora ny manamboatra jus,yaourt,...!fa ny tiany sarereaka lazaina angamba dia ny hoe MONOPOLE, aiza ve ka ny tiko ihany no afaka mamokatra izatsy (menaka) na mizara izatsy(vary) ny siramamy sy ny famokarana azy sy ny maro tsy voatan'isa,izay manao sy efa nanao famokarana sy fanondranana izany dia tongavany bianco sy ny douane ary ny mpisava hetra,(3 mpirahalahy ohatra iray), ny taxe raha manoa zavtra mihoatra azy dia miaktra izay tsy izy nefa ry tiko mibolangina tsy mahalala voky!
KA IZAO RY NAMANA TSY TIA RA8 AZA MIHINANA NY VITANY TIKO ANKOATRA NY HESTIKA ATAOA DIA MADIO NY SAINA FA TSY AN ISANY MAMPANAKERANA TIKO TIANTENA!:lol::lol::lol::lol:
tsy mainsty mbola ho avy ny fotoana ahataperany monopole dia ho hita eo no fiafarany tiko!:lol::lol: mahareta fotsiny dia mivonona aminy porofo fa maty tsy ho homby ny sefobe any ao ny air force one sy ny atr hitonrana izay zaka mitsoaka.:-D

28. besoiiin
(
12/11/2006 16:52)
:D:D:D moramora iany ry akama a! ka ny produit tiko izao no mora sady tsara kalitao kou! de io no vidin'ny olona; :D::D:D TIKO VITA MALAGASY ... TSARA MAHASALAMA TIKOOOOOOOOOOO :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D yaourt sy fromage v lesy sisa no ilanla vaniny, aleo lesy mba ihinana zavatra arifomba nefa mora ny gasy a...
29. akama2006
(
12/11/2006 17:12)
besoin>> tsy mampaninona ahy mihinsty ny vita malagasy fa tsy vita malagasy amiko ny hoe ny ahy ihany no mhazo fanalefahana ny hetra,ny fanalefahana fampidirana fitaovana etc...!MONOPOLE io !
izay no maha mora ny any tiko!tsy misy afaka micontre MONOPOLE izany e!
ka dia MANAINGA NY OLONA VONONA NY HIADY HO ANY TOMBOTSOA NY REHETRA TSY IHINANA NY VITA TIKO, TSY VITA MALAGASY FA VITA HO ANY OLONTOKANA !REHEFA MISY NA DIA 10 AZA NY MANAO IZAY DIA EFA ZAVA DEHIBE AZA ADINO GANDHI E!

30. tywa68
(
12/11/2006 17:27)
Tena tsy handray ny vato may atolotrao zahay ry Akama2006, fa dia samia mihinana ny tiany zany ê ! ny anay Tiko no takatray sy tianay h@izao satria tsy manana ohatranao izahay hividianana ny hafa !
31. tywa68
(
12/11/2006 17:27)
Tena tsy handray ny vato mamay atolotrao zahay ry Akama2006, fa dia samia mihinana ny tiany zany ê ! ny anay Tiko no takatray sy tianay h@izao satria tsy manana ohatranao izahay hividianana ny hafa !
32. kitjo
(
12/11/2006 17:27)
ka iza ary no vita Malagasy hafa e
zay nge le itiavako anao ry akama e...ianao ihany no manome ilay hevitra hoe rehefa tsy tia azy dia aza misotro fts....mividiana le jus made in EGypt 13 sa 14000fmg...tsotra nge zany e!
tsy hitako mitsy izay olana oe TIKO ny jus anaty avion...aiza le olana e? raha toa ndray ka hoe tena tsy tian' ny olona mitsy le izy fa mankarary ohatra kanefa tsy misy afatsy izay ao dia marina ny anareo.
Fa le olona ange anefa bdb ny boisson hafa tsy vita TIKO ao nefa dia le jus TIKO dol iany no angatahin'ny olona e...ka inona ny olana amzany?
tsy adala ko ny Air Mad na Sofitrans haka an'iny..izy olona mandoa vola
fa tian' ny kil le izy d miaasa miaraka ho fahombiazana e...hehehhe

33. tywa68
(
12/11/2006 17:30)
zay anie hoa ê ! tsy hita instony i Akama2006 fa lasa nividy jus hafa =))=))
34. kitjo
(
12/11/2006 17:37)
mbola manapotsitra voasary...hihihi...ataovy misy2 ny siramamy fa so marikivy k vao mainka i akama kizintina be eo mamaly anah an!
35. akama2006
(
12/11/2006 17:50)
salut les ami(es)!
tsy hoe lasa alavitra fa mbola namaly tao aminy site ny tim e!
le hoe tiko aloha dia iny ny ahy no hevitro!tsy maintsy morasatria betsaka ny tombony azo avy aminy fanjakana koa!raha tsy izany koa hanokatra karazana sofitans vaovao izy dia azy indray ny marche,tsy kely lalana anie ny ratsy e!raha mazava ny lalao sty olan afa ilay izy ny lalaony zalahy ihany no ataony dia miandry ny vokany ny ambiny!non kosa e!
efa manomboka misy manaraka ihany io hevitro io any tanana any fa dia mitady fika ny hanaovana azy à grande echelle izao!:-*:-*:-D:-D

36. kitjo
(
12/11/2006 17:59)
hahaha
aleo ihany lery hifika @fanjakana zany raha izay no mahamora azy.
ARy mitsinjo ny malagasy kosa ange ilay fanjakana izany e...omena tombony TIKO d mba mora le izy nohon' ny an'ny vazaha
mmhhhh...fidio ry reto ravalo an!

40. kitjo
(
12/11/2006 19:57)
mba jereo amzao kosa ange e
« Ce ne sera plus nous qui allons traîner le pas avec le « moramora », nous allons bouger… il y aura beaucoup de choses qui vont être changées », hoy ravalo
tiako lotra e :-*