tsara tantana tokoa ny madagasikara

1. bazylou ( 12/11/2006 13:00)
ka ny 1e= 6000 fmg taloha lasa 13000fmg 5 taona fotsiny;; maika fa ampiana 5taona manaraka
novalian'i kitjo ny 14/11/2006 18:16
2. isrine ( 12/11/2006 13:46)
ary ny 1$ ohatrinona?
3. Fiffi ( 12/11/2006 13:57)
bazylou: de ahoana ? de inona hono ny sosokevitra hatolotrao ? sa ny zavatra tianao de ny hiverenan'ireo nitondra teo aloha de ho difotra tsy tazana intsony ianao ?
4. Hubert ( 12/11/2006 17:46)
eny tokoa hoà iza no tokony ho eo izany:-$:-w?
5. kitjo ( 12/11/2006 17:54)
fiffi> ndry ko d hiady @ adala eo!

reny le manakiana fts fa tsy manan-kevitra sy solution k!

na anontanindry aza izy hoe iza amreo kandida reo no credible..tsisy! mody mamorona zao mahita anty fa wen..:-D
6. tsingy ( 12/11/2006 18:15)


Aleo miova fa tsy mamely ty 13500f ty!tsis misoratra @ tampikandrina alou we ty crédible na tsia fa ho hita eo e!
Tsy hisy ho sahirandava isan'andro zao fa manana olomanga ny gasy d zay e.
7. belaza ( 12/11/2006 19:30)
sao de enao ary le olona mangamanga e, de hiova 20000f ve? tano ny azo fa sarotra ny mila e.
8. kitjo ( 12/11/2006 19:32)
ouh ouh

any izany!

ka hiova an'iza hono ?

tsapatsapa vodin'akoho? hihihihi
9. fiaritiana ( 12/11/2006 21:23)
tsy ny fanolona oul ny vahaolana!!:roll:
10. bazylou ( 12/11/2006 23:54)
Ka na hanome heviitra zato faharivoeto aza anie tsy hisy hijery e, koa tsy aleo manohatra foana!!Filoha iza no hijery nypokonany , ny eo aza hataony mmosarena dia tapenana amin'ny lalana kely na1 na 2 zotra fotsiny dia mangina
11. fiaritiana ( 13/11/2006 16:48)
enao tsy manan kevitra fa ny hanaratsy foana oa!!ny fanaratsianao io koa tsisy hahita e!lol
12. tsingy ( 14/11/2006 12:13)

Samy mitana ny azy e vakio kely ny gazety fa tamindratsirahonana teo leis ry belazao tsis 13500f:wink:
Mba mandiniha lou vo miteny,fatory tsara ny fehikibonao aorian'ny 3déc so tsy mibàbà eo enao belazaina io:-D:-D:-D
13. kitjo ( 14/11/2006 17:25)
fa in vitan ratsirahonana ko aza e?
tsy nisy! fa norma be ary zay no itiavako azy..saingy tiko kokoa ravalo hehe


fa hafiriana mo izy no teo ka inona no hiova e?
14. tsingy ( 14/11/2006 17:36)

ny vitany ambarako anao eto tsy miandry FMI mibaiko namila dinika fa tonga d nanapakevitra ary nisy vokany.Ary tena norma araka ny volazandroky mihitsy:wink:
ny ela nietezana ihany no lava volo, ho hitanao ihan ze vitany refa eo izy. :-D:-D:-D
15. kitjo ( 14/11/2006 18:16)
eee...zany "ho hita eo" zany mihitsy le tsy mety aminay akia an

fa tsy koi eo...samia bn chance!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0532