Fifaninanana "Ampitampitao ilay Serasera"

1. hery
(
12/11/2006 01:35)
Ny takelaka serasera.org dia mikarakara fifaninanana voalohany mitondra ny lohateny hoe "Ampitampitao ilay Serasera" izay manomboka ny 12 novambra 2006 ary mifarana ny 20 desambra 2006 misasak'alina.
http://serasera.org/namana/?rub=pages/page&page_id=p455678c6d7234 ny andinindininy.
Ny fangatahana fanazavana fanampiny dia hita eto amin'ity forum ity.
http://serasera.org/namana/?rub=pages/page&page_id=p455678c6d7234 ny andinindininy.
Ny fangatahana fanazavana fanampiny dia hita eto amin'ity forum ity.
novalian'i HeryLo ny 16/12/2006 06:20

2. Fiffi
(
12/11/2006 07:10)
hummmm ! tsara be le hevitra ! saingy....natokana ho an'ny namana avy any Madagasikara hiany ?

3. Ndrefanga
(
13/11/2006 12:17)
Io numero ampidirin'ny olona io izany no ahafantarana fa izaho no nampiditra azy ho namana? Mahafinaritra ny fanetsiketsehana ary mendrika ho tohizana sy hatsaraina, izahay vonona hanohana foana!!

4. ravatorano
(
15/11/2006 04:53)
d aoana izany kle za zao efa bobaka ihany ny olona voataonako tato nefa amizao toa tsy hahita tso,y za fa efa tapitra ilay tokony ho entiko sa nenah ireny lasa avance nefa reveko b ilay fifaninana an
mlay e
:wink:
mlay e
:wink:

5. naritsimba
(
15/11/2006 12:12)
hatraty io ravatorano fa aleo aloha hisambotra eny @ arabe dia entina aty ampiasana izy manao inscription kle! hihihihihi

7. Rolux
(
16/11/2006 09:34)
Dia ahoana no ahazeahoako ilay nomerao ampidiriko miaraka amin'ny fisoratan'ilay olona?:twisted:

9. ari.malala
(
16/11/2006 14:54)
Tsy mazava amiko ilay fandehany. Mandefa mail any @ ze tiko hiditra ato v zany za sa aona? Taloha mako to nisy formulaire misy hoe ampidiro eto ny adiresin'ny olona tiana hiditra d zao to tsy zanytsony, mba afaka azavaina bb koko v azafady, misaotra :)

10. hery
(
16/11/2006 23:00)
Ny fanazavana izany dia hita ato daholo
Tsindrio eto
- Voalohany indrindra aloha dia raiso antsoratra ny code-nao Tsindrio eto hakanao ny code-nao. Io code io no tapakila omenao olona araka ny holazaiko etsy ambany.
- Mitady olona amin\'izay ianao hisoratra anarana ao amin\'ny serasera. Izay fomba ataonao na mandefa email ianao na miresaka @ oul hitanao eny andalana sns. Fa ny zava-dehibe dia asainao misoratra anarana ao @ serasera ilay olona izany hoe miditra ao amin\'ny http://login.serasera.org ary omenao azy ilay tapakila tetsy ambony.
Rehefa hisoratra anarana ilay olona dia misy toerana iray ao amin\'io fisoratana anarana io misy soratra hoe Tapakila. Ampidiriny eo io tapakila io dia iny no hahafantarana fa ianao no nanasa azy.
Raha mbola misy tsy mazava tsara dia afaka mametraka fanontaniana ihany.

11. ari.malala
(
17/11/2006 07:22)
ah OK, zay fa mazava ka :) misaotra e :) ary za kay mora mahazo ihany efa azavaina ela e :^)

12. aimearisoa
(
28/11/2006 14:03)
tena tsy mbola tsy azoko mihitsy ,mitady olona hiditra ho namanatsika ve sa ahona e

14. HeryLo
(
16/12/2006 06:20)
Tena tsy azoko le fandehany klé ?
Za zao nampiditra olona niaraka @ tapakila dia aiza ny hahitako hoe izao ny isako ?
Mijery le rohy io aho nefa toa heron rery hono no mbola nahazo isa hatramin'izao ? Mba asio :idea: kely indray hoe ny akama ah.