propagandin' ny mpanohitra
1. kitjo
(
12/11/2006 16:25)
mba asio patiny kely asiana maso e!
novalian'i bonazy ny 12/11/2006 20:51
3. Lejim
(
12/11/2006 17:01)
Tsy eto amin'ny serasera ry zalahy fa any amin'ny vahoaka any. maro amin'ny olona ato amin'ny serasera ange tsy mifidy satria variana mi-chat lol
5. sonwin
(
12/11/2006 20:29)
Lejim:
maro amin'ny olona ato amin'ny serasera ange tsy mifidy satria variana mi-chat lol
ohatran marina io:-D
6. bonazy
(
12/11/2006 20:51)
omeo sehatra koa ny "mpanohitra"satria izany no demokrasia,nefa ireo mpanohitra asa angamba lany lainga na tsy dia manana hevitra maty paika loatra fa "toa ompa sy teny ratsy sy fireharehana ho mafy be sy menaces,no iseraserany eto"sa ve izany no propagandy isintomana olona hanaraka azireo?
