VIVA ESPAÑA ¿iza amin'ny clip no revenareo?

1. salmo ( 10/11/2006 18:07)
Vohalohany http://www.youtube.com/watch?v=OnIYgn8MKjo faharoa http://www.youtube.com/watch?v=aqJU8K5qHX8 fahatelo http://www.youtube.com/watch?v=XmITw1Iupqo Fahaefatra http://www.youtube.com/watch?v=WWXCLSd3bu8
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 21:25
2. Fiffi ( 12/11/2006 07:28)
ny ahy tsy misy tiako ...:-D:-D
3. fasaly ( 12/11/2006 08:10)
:-D:-D:-D
4. colar ( 12/11/2006 12:40)
fa antson fo v le clip,tsy mba we revenareo v salmo fa d we iza am clip no revenareo,aleo za no hanontany e,revenareo v salmo fa manao antson fo izy,hahahahahahaha,izy alo kofa tanora an,mbola mila ampenarina tsara,virja kely ,hiihiihhii,mihetsika o
5. Fiffi ( 12/11/2006 14:16)
antson'ny fo marina ve zao ry salmo sa artisata sy hira ? :roll:
6. fasaly ( 12/11/2006 15:01)
fiffi: ka io ngah mahalala anzany e!:-D:-D:-D
7. Fiffi ( 12/11/2006 15:03)
tena tsy hainy marina...:wink::-D:-D:-D
8. fasaly ( 12/11/2006 15:05)
fiffi: atoroy aky izy an!:?:-D:-D:-D otsan'ny nanoroanjy an'i b...fa sao ho voafafa eo ity!:roll::-D:-D:-D:-D na tsy hita tampoka eto njay
9. colar ( 12/11/2006 16:55)
de we io nga mahalala an zany e,hahahhahahahhaahha,
tsy mahay teny gasy zany lery fa omeko anareo ny cv ny e,matetika izy somary manao resajaza zay,zay nefa no mampilay azy fa tsy galy fantsy otrana zany,izy tsy d mila sipa fa ty miady hevitra nefa manao antson fo,ty mametraka dinika fa tsy d ty mamaly,mila kotina izy fa somary sarokenatra zay,efa nomeko daol zay ny sopapa fa mihetsika zay t ahazo boay kely a,sa aleo ihany iaban zaza,hahahahaha
10. fanaina ( 12/11/2006 17:21)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 12-11-2006 15:16:31
Lohateny : Re : VIVA ESPAÑA ¿iza amin'ny clip no revenareo?
antson'ny fo marina ve zao ry salmo sa artisata sy hira ?
izhao efa naika hilaz aihany aninkeo kay efa nolazainao;)
11. fasaly ( 12/11/2006 17:24)
colar:

de we io nga mahalala an zany e,hahahhahahahhaahha,
tsy mahay teny gasy zany lery fa omeko anareo ny cv ny e,matetika izy somary manao resajaza zay,zay nefa no mampilay azy fa tsy galy fantsy otrana zany,izy tsy d mila sipa fa ty miady hevitra nefa manao antson fo,ty mametraka dinika fa tsy d ty mamaly,mila kotina izy fa somary sarokenatra zay,efa nomeko daol zay ny sopapa fa mihetsika zay t ahazo boay kely a,sa aleo ihany iaban zaza,hahahahaha

fangah colar galo fantsy be:roll::-D:-D
mila kotina we????:roll::roll: tsy mikoty azy aza lazainy fa mikoty azy lol:-D:-D:-D

12. Fiffi ( 13/11/2006 06:18)
fasaly: angamba akia te handihy "oléééé" izy ! :-D:-D
13. fasaly ( 13/11/2006 06:25)
:-D:-Dizany tsy hay tsony aky!:roll:
14. Fiffi ( 13/11/2006 06:30)
fasaly: lery koa ange tsy hay mihintsy eh ! :-D:-D:-D
15. ninih ( 15/11/2006 14:55)
maninona mintsy aza i salmo no tsy maintsy voakihina foana e!
16. Fiffi ( 16/11/2006 18:50)
mandihy oléééé akia izy an ! :) de iza @ ireo no tiandry akia ry ninih ?
17. andry08 ( 16/11/2006 19:36)
=))=))=))
18. Fiffi ( 16/11/2006 21:25)
andry08: tsy haindry nga akia le hira hoe "la! la! la! é viva espana ! :-D:-D:-D:-D (passo io an !)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1058