lamaody!

1. kitjo ( 10/11/2006 17:32)
asa ny any aminareo any ry reto fa aty dia miverina indray ilay lamaody juste o corps na le oh cysliste d robe ny ety ivelany na amboniny lava2

ny mahita sinoa manao azy aloha tsy mahagaga hatramin' izay fa ty izy manao daholo ny olona amin'izao dia gaga aho! ary eny @ mpivarotra d zay daholo.
novalian'i kitjo ny 18/11/2006 15:35
2. kelly13 ( 10/11/2006 18:41)
eh oui, hatraty io e. za manokana klou tsy d tia ilay juste au corps, manelingelina ahy fa teritery, ms ilay petite robe ou petit pull lava² atao ivelany kosa klou d j'en rafolle mihintsiny! hihihi

3. Zina ( 10/11/2006 18:52)
angaha moa tsy ny eo ihany no miverina e
4. fasaly ( 10/11/2006 19:37)
ié! miverina ndray io zao e! zà klou tsy mahatanty ireny fa mangididy be ny fe sy ny ranjo rehetra iny...satria tsy mande tsara ny sirkilasiô ny rà! na bà collant reny tsy mahatanty...kanefa misy ihany kou ny lamaody ankoatra io e! maro isafidinana ka mahaiza mifidy:wink:
5. kitjo ( 11/11/2006 06:58)
iieee...fa misy kosa aloha tsara le izy eny@ olona e

fa ra za manao an'iny an..hiihihi...ataoko ao @ hatsikana sy lalao ny sariko..hahhaha
6. vale ( 11/11/2006 07:38)
hihihihi, ndry kosa e! hihi:roll:....za nefa tia be, fuseau ve aloha izany e, ka ny matière-ny ange tsy de matevina beuh ohatra ilay juste au corps taloha ireny e, sady tsy le manjelatra be ireny:lol:! hihi,.. manao mintsy za io amzao, sady manala cellulite lay izy, no azo oentina mivoaka, tiko be nefa....:^)
7. kitjo ( 11/11/2006 08:39)
le lambany alo tsara e...hihihi...tsy ba!
misy ndray le dentelle..fa araka2 ilay amboniny..

fa le amboniny kosa d tena tiako..ande hanandrana akia za..hihihi..sady na manao zipo fohy aza amzay mba ts hita ny cellulite marina..hihihi

misy manko ny sasany zipo jean na short fohy aza ataony ety ivelany fa tsy ratsy alo e!

sady ra mainty le izy mety mampifintina an!
za zao manko somary nahazo poids kely :oops: be manko e :lol:
8. fasaly ( 11/11/2006 09:38)
zà ky tsy de tia anreny fa be fe be a!:?:roll::roll::-D:-D aleoko njay aza lay pataloha coupe fuseau na cigarette manarabatana otran'ny reny ihany, jean no tena tsara....
9. vale ( 11/11/2006 12:17)
Kitjo: (ihihihi,efa sitrana ve lou le tananjy e, hihihihi!:wink:), ie, amzay de mba takona ao ny cellulite koh, de jereo nge fa misy kou le izy misy micro-capsules de manala celulita mihintsy, rehefa hividy njy de iny halaina de sady azo anaovana ivelan'ny trano no afaka ny peau d'orange:D:wink:
10. fasaly ( 11/11/2006 12:26)
zà klou hisaorako fa tsy misy cellulite na peau d'orange.....raha tsy izany de niaritra nanao anreny fa tena tsy mahazàka an'io mitsy ny vatako io zavatra maneritery io, ny ahy aza soutien efa tsy andriko ny tsy hilàko azy tsony hanalàko azy haingana refa tonga ao antsano.....:lol:
fa milay lay mahita anlay oul manao azy ka! de ny collant kou zao miverina lay be motifs be reny sady matevina tsara, fa injisy tsy afaka manao, miaritra ny hatsika eny raha mbo manao jupe somary fohy iny:°)
11. kitjo ( 11/11/2006 13:07)
vale> le karazan le tissu ve io lazaindry oe manala cellulite io?

oh aona akia zany mini-capsules zany?hiihih

fasaly> za ndray tsy tia manao akanjo malalaka mitsy fa manaratena foana fa za manko ngeza2 d ohatry ny midoroboka b ra manao akanjo malalaka

fa soutien ko za no ts tia mits fa ra vao ande bus direct hody aza d efa esoriko
12. vale ( 11/11/2006 13:22)
oay mitovy tsika 2, za koa aky tsy de tia manao soutien a, hihihihi! zany hoe efa tsy maintsy anaovana de...hihi!!

..ie, efa ampiarahan-dry zareo @ ilay lambany ilay izy fa maharitra elabe vao lefy ny effet-ny angamba misasa in-15 any le lamba vao lefy de sady lamody koa le fuseau na lefy aza le micro capsules koa,.. tsy mahafaty antoka mintsy aky kitjo a!..:wink:
13. kitjo ( 11/11/2006 13:59)
tena tsy haiko mihitsy akia zany ko!
karazana produits zany? sa?

tsy haiko ko ny dikany @ teny anglisy..aleo alo jereko dia mety ho azoko antsaina..

za nge ki tena venjana be @ty teny frantsay ty e :oops:
14. fasaly ( 11/11/2006 14:02)
kijo : zà kou nge tsy de mpanao akanjo malalaka fa lay juste au corps sy ny bas collant reny mitsy no tsy zàka ary ny soutien gorge:-P

fa misy blagy kely ray ity momba ny soutiens gorge:tena marina an! aty aminay miteny allemand ny ankabeazan'ny oul, nisy ramatoa tsy mahay ary tsy mahalala ny hoe soutien gorge, nande tany am doc. izy de ozy ny dokotera hoe esroy hoe ny soutiens gorge nao de ny vavany no nosokafany ngezabe fa heveriny fa miresaka ny momba ny tenda lay soutiens gorge:-D:-D:-D:-D:-D
15. fasaly ( 11/11/2006 14:03)
sorry aky kitjo fa nivoana kely ny sizé fa tsetsatsetsa fotsiny iny a!:-D:-D:-D:-D:-*
16. kitjo ( 11/11/2006 14:26)
hahhahahhaha

marina kosa ny azy...:-D:-D:-D:-D
17. vale ( 11/11/2006 14:55)
hihihjihihi, fasaly:lol::°)
Kitjo: za koa any tsy mahay anle izy fa tsy hita maso fa de oe fuseau misy micro capsules:lol:fotsiny le izy de oe manala cellulite oe, ..de za ndray tsy mahay ny dikany @ teny anglais:lol:hihihi:wink:
18. vale ( 11/11/2006 14:57)
KItjo a: any @ pharmacie izao no mety ahitanjy an'io, fa ny a moa t@ télé no nahitako an'ilay pub de nanararaotra ni-komandy fa mba te tsy hisy cel...:^)
19. fasaly ( 11/11/2006 15:56)
hummmm! vao tany am magazay aho zao de legging no iatsoina anlay tapaka hatreo am cheville!:?:-D:-D:-Dlafo iany lay misy mitifs mba manja reny 11euro:?
20. vale ( 11/11/2006 16:18)
Kitjo: io fa itan'i fasaly le anarany ky a!:)

fasaly: tena mora aza izany koa, le sady mampahia anie 55e eh! :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0942