redrarendra sa fahantrana

1. cabot ( 11/11/2006 06:02)
ahoana ny fahitanareo ny vhv be sipa be dia asian'ny bandy rehetra nefa tsy mpivarotena an! sy ny sipa tonga dia mivarotra tsotra izao ny tenany
novalian'i degree ny 12/11/2006 16:16
2. Fiffi ( 11/11/2006 07:34)

ary raha avadika indray ny fanontaniana ?

ahoana ny fahitanareo ireny bandy be sipa be ?

dia asian'ny bandy rehetra nefa tsy mpivarotena an
raha tsy manisy azy ny bandy rehetra ! de tsy misy zany hoe sipa wa ! wa ! wa ! hoe ....
3. Fiffi ( 11/11/2006 07:36)
sady tsy hitako hoe maninona no atao ato @ fitiavana ity ?
4. ANARIM ( 11/11/2006 07:51)
Fiffi:

sady tsy hitako hoe maninona no atao ato @ fitiavana ity ?


ka manisy = fitiavana looooooooooooooool
5. Fiffi ( 11/11/2006 08:16)
hoe asian'ny bandy rehetra kosa ve akia de ho fitiavana zany ?
6. salmo ( 11/11/2006 08:38)
zany no milay, ary izay tiany ihany io kah.
7. xxx ( 11/11/2006 09:25)
ka zao ange eh,bandy iray hoany sipa efatra no tena izy.Fa za aza mba manontany tena oe iza ary no naka ny anjarako:?:
8. Imahaka ( 11/11/2006 09:27)
cabot> ilay voalohany ireny ilay atao hoe misy foza, ary ilay karazany faharoa ilay mila saosy. Ny an'ny sasany rendrarendra, ny an'ny sasany fitadiavana.

Fiffi> zava-misy io ary mba te haka ny hevitry ny namana kosa izy, io ny sujet tiany atao fa afaka mametraka sujet vaovao ianao raha tsy miady amin'ny piècenao le koz.
9. fasaly ( 11/11/2006 09:28)
ary i salmo kay refa mba mamaly matotra de matotra ihany fa refa hiteninteny foana de hoy enao hoe....:roll::roll::roll:sa ve manao fanahy iniana:°)
10. fasaly ( 11/11/2006 09:31)
cabot:

ahoana ny fahitanareo ny vhv be sipa be dia asian'ny bandy rehetra nefa tsy mpivarotena an!


ka manana fo bdb zaraina am bandy bdb izy kou! zay mahafinaritra ny fony ihany io e! refa maharaka ny ainy ve:-D:-D fa


sy ny sipa tonga dia mivarotra tsotra izao ny tenany


fa ahoana foana lay tonga de hialzàna hoe mivarotra tsotra izao lay sipa e! fangah hitanao mitsy hoe mivarotra izy de ahoana ny fandehany:roll::roll::roll:
11. booboo ( 11/11/2006 10:20)
amiko tsy hitako zay olana, zay no hitany fa mampety ny fiainany. Olon-dehibe izy mahafantatra ny ataony...
12. booboo ( 11/11/2006 11:10)
ahoana ny fahitanareo ireny bandy be sipa be ?


Voalaza teo :
dia asian'ny bandy rehetra nefa tsy mpivarotena an
raha tsy manisy azy ny bandy rehetra ! de tsy misy zany hoe sipa wa ! wa ! wa ! hoe ....


f'angaha le vehivavy nisy nanery azy sa tsy afaka mandà izy no hoe raha tsy misy ny bandy sns ? sitrapo ny azy hihihihihihi
13. miangalyandria ( 11/11/2006 15:41)
fa iza moa no niteny hoe "nasian'ny bandy rehetra izy" e :?::?: sao dia mba izy no nanisy ny bandy rehetra :idea::idea::-D:-D:-P

Ny fahitako ilay resaka tian'ny mpanoratra ho lazaina dia izao : raha ny vehivavy no mitady fahafinaretana ho an'ny tenany dia "victime" foana izany : asian'ny bandy ! raha mifamadika amin'izay dia "mpivarotra" dia ahoana.

Ary raha ny bandy ve izany dia mety hoe "tena rôla" : mahavita manisy :?: raha mividy : be vola :!:

Fehiny raha ho an'i Miangalyandria : aleo samy hanao izay tiany dia ny tenantsika jerena fa ny tenan'ny olona aleo ataony amin'izay tiany anaovana azy. Sady mampitombo isa ny macho sy ny féminista ny resaka toy itony :!:
14. sonwin ( 11/11/2006 16:54)
:°)
15. kelly13 ( 11/11/2006 20:14)
misy ohabolana malagasy milaza hoe "ny fahantrana mahazaka maniraka" donky ambava :miam: ampo mieritreritra :)
16. fasaly ( 11/11/2006 20:20)
ié!:-P
17. Zina ( 11/11/2006 23:42)
ahoana ny fahitanareo ny vhv be sipa be dia asian'ny bandy rehetra nefa tsy mpivarotena an! sy ny sipa tonga dia mivarotra tsotra izao ny tenany

na sipa io na bandy dia marary izy mila mijery dokotera psychanalyste. Misy tsy mety ao
18. degree ( 12/11/2006 15:31)
amiko aloha dia rendrarendra sy fahadalana satria raha hoe fahantrana dia vao maika mahantra izy eo @ fiantrehana ny vokan'izany na lhl io na vhv satria na ianao mihinam-bary io aza : mba mihinana trois ou quatre plats ange ianao e? .......TSY HO TENENIKO NY VOKANY fa efa fantatrao fa ny sakafo antoniny ihany no maha salama .:roll::roll:
19. booboo ( 12/11/2006 15:53)
na sipa io na bandy dia marary izy mila mijery dokotera psychanalyste. Misy tsy mety ao


8O zany a ?
20. degree ( 12/11/2006 15:56)
marina io e !:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5992