redrarendra sa fahantrana

21. booboo ( 12/11/2006 16:04)
fa maninona no marina ? :-D:-D
22. degree ( 12/11/2006 16:16)
samy marary daholo ny vokatra azoe! hoy ilay mpihira iray "navadi-badiny t@ tany tsatotsatoany borziny...
ka na izany fotsiny ve tsy fangirifirina e! rah lhl indray ,mba aina ihany anie io e! jereo fotsiny raha hanenjika vhv folo isan'andro ny lhl iray dia hihafany lany ny ainy ka ........... ary ireo vhv ireo koa anie samy manana ny toe-pahasalamany eny fa na dia ny lhl aza ka lasa mifangaro be ka miteraka bacterie hoy ny mahay azy dia ny..........ka"Voalaza teo :Voalaza teo :
na sipa io na bandy dia marary izy mila mijery dokotera psychanalyste. Misy tsy mety ao"
ka eto dia ny tsy fahalalana onina eo @ zavatra rehetra dia miteraka tsy fahombiazana e!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1219