tENA MAFNARTR

1. lija ( 08/11/2006 09:10)
Tena mampitomany ana ry reto le hiran'i Amel Bent:" ne retiens pa tes larmes":snif::snif::snif:
novalian'i degree ny 11/11/2006 01:34
2. Fiffi ( 08/11/2006 09:19)
tENA MAFNARTR :roll::roll:
Tena maninona an ? mahafinaritra ve ? nefa de hoe mampitomany anao zao ? :roll:
3. tslem ( 08/11/2006 09:30)
=)) =)) =))todé efa misy vou kely kosa ary lija zany e ?
4. mbaliana ( 08/11/2006 09:49)
mahafinaritra azy zany ny mitomany koa
5. Fiffi ( 08/11/2006 09:53)
de harary fo hatrany zany !
6. fanaina ( 08/11/2006 10:41)
:cry::cry::cry:
7. diamondra27 ( 08/11/2006 11:08)
k'efa oe ne retiens pas tes larmes zany koa
8. degree ( 08/11/2006 11:20)
ka asa kosa sao de fialamboliny kosa io tomany io !
ka izany no tena nahafinatra azy teo !=))=))=))=))o^oo^o
9. andry08 ( 08/11/2006 12:09)
Arotsy re e!
10. andry08 ( 08/11/2006 12:09)
Arotsay mantsy re e!
11. tslem ( 08/11/2006 15:18)
asio zavatra hitatazana azy todé lena ny gorodona fa ranomaso be avozona ty :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif: :snif:
12. kelly13 ( 08/11/2006 16:12)
larmes de joie kosa ngamba e :-D
13. Fiffi ( 08/11/2006 16:39)
de mitomania zany koh !
14. mbaliana ( 08/11/2006 20:06)
asio zavatra hitatazana azy todé lena ny gorodona fa ranomaso be avozona ty


=))=))=))
15. cutie ( 08/11/2006 22:23)
:-D:-D:-D:-D:-D
16. mimich ( 09/11/2006 06:59)
aza ataonareo an'izany kosa fa misy anie ny ranomasom-pifaliana ee. za alou de anisan'ny latsa-dranomaso rehefa tena faly be ee
17. degree ( 09/11/2006 09:32)
samy manana ny azy tokoa ny fihetsika sy fisehoan'ny hafaliana eo amintsika olom-belona,misy ny mi kakaka be,misy ny mandihy eran'ny trano,misy ny toorana avy hatrany ka boboana rano vao velona,........ Koa dia omenareo tsiny ve izy raha mba tomany no hanehoany ny fifaliany e! " filozofian'io ":oops::oops::oops:o^oo^oo^o
18. anjely ( 09/11/2006 20:13)
mi kakaka be

Maninona tsara hoe???=))=))=)) possible zany kah! zà zao mihaino an'i Diam's de tena tiako na dia mampikonetaka ahy aza. Ny sasany aza mitomany rehefa mi-jouir koh nahoana no tsy possible hitomany rehefa tia be na faly b?o^o
19. degree ( 11/11/2006 01:34)
:bfa inona marina no mampitpmany an'jy rehefa mijouir??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0581