re:re:TOHANO AHO RAHA SITRAKAREO NY HIVITRO

1. jampela ( 08/11/2006 06:56)
MISAOTRA ERAM-PO ERAN-TSAINA NY NAMANA REHETRA ATO @ SERASERA FA TENA OLON-KENDRY IANAREO NAMALY NY ANTSO!
novalian'i titis ny 16/11/2006 20:05
2. Fiffi ( 08/11/2006 07:55)
re...re...nga noheverina heu....maditra ve ny namana eto ? sa....:wink::)
3. tslem ( 08/11/2006 08:05)
tena tsisy maditra kosa eto an,sa tsy zany ry fiffi ?ary inn alou lé tohanana fa tsy fantatro e ?:roll: :roll: :roll:
4. hery ( 08/11/2006 08:06)
Ny dikan'ny sora-baventy (Majuscule) toa io dia mikiakiaka.
Sa tena mikiakiaka tokoa i jampela? :-)
5. diamondra27 ( 08/11/2006 08:42)
aiza no misy milaza izany hoe: mikiakiaka ny dikan'io?
:lol:

hum vavolombelona zany sa antsaon'ny fo e!sa izy 2

tslem:misy maditra kosa ato e!
ngah enao tsy namaky le dinika egyptiens fa fasaly milaza fa misy manopa ato

sa tsy ditra izany?:oops::oops:
6. xxx ( 08/11/2006 08:55)
diamondra27: d inn no andraisanao an'zao majuscule be zao ?
Tsy eto am forum kosa no ahitana na namoahan'ny olona ny haditrany na nanompa fa resak'ry zareo perso any am hafatra any e !
7. Fiffi ( 08/11/2006 09:15)
diamondra27:
aiza no misy milaza izany hoe: mikiakiaka ny dikan'io?
heu...amiko aloha zao de midika hoe mikikakiaka an! satria azo hatao tsara ny manoratra madinika mahazatra koh ! Ny fahitako ny soratra majuscule be zao de olona mikikiaka sy tezitra ! saingy samy manana ny fandraisany azy zany koh !


8. ninih ( 08/11/2006 09:44)
fa ina marina aloha le tohanana e! fa nisy inona indray e!
9. Fiffi ( 08/11/2006 09:47)
ninih: bonne kestion !
10. diamondra27 ( 08/11/2006 10:57)
xxx: tsy hoe inona no andraisako fa tsy misy misoratra de izay no nolazaiko hoe: aiza 'zany

momba ny code @ fi-forum-iavana moa de mila hay izany tahaka ny code @ tsaty ihany koa;


Ie de manamafy aho fa tsy nisy ompa kosa teto @ forum fa raha nisy de nalàna.

Ny ahy ange tsy eto @ forum ihany no atao hoe: serasera fa na any @ hafatra serasera aza de anisan'ny serasera izany. Raha hoe resaka mail msn sy yahoo dia hafa indray izay.
Donk refa misy manopa de tsy manaja sy maditra zay amiko.
11. ninih ( 08/11/2006 15:06)
fa na izany na tsy izany aloha tsy azo lotra ity dinika ity e!
12. tslem ( 08/11/2006 15:16)
mba hikiakiaka kely ah faza tsiny ô.
jampela a !INN LE TOHANANA O ?:-D :-D :-D :-D
13. Fiffi ( 08/11/2006 15:37)
na ity dinika ity aza ange heu....tena tsy de hitako loatra hoe inona no inona an!
ninih: zay indrindra manko ....
14. kelly13 ( 08/11/2006 15:47)
:?: :?: :?:
15. Fiffi ( 08/11/2006 16:41)
:?:
16. bilakarenjy ( 08/11/2006 19:19)
tsy misy fisaorana ry jampela a!.mahasoava e!dia tongava nofo e!
17. Aino ( 08/11/2006 19:30)
inn marina ilay tohanana?

18. Fiffi ( 08/11/2006 20:11)
izy aza tsy hita intsony !
19. ninih ( 10/11/2006 08:36)
maro ny fanontaniana nefa tsy hita hoe iza no hamaly azy eto.
20. andrea ( 10/11/2006 11:19)
Nareo kosa de tssss ! ...
Faly ny fo dia mahazo mikiakiaka (MAJUSCULE).
Tohanana ny hevin'i Jampela hoe : olon-kendry ny namana eto amin'ny serasera, misy ireo site malagasy hafa, tsy mifanaja ny olona amin'ny forum......
Ny zavatra nandrasany angamba de hoe : IEEEEE OLANA HENDRY - TSY MANAVAKAVAKA - MAHAFINARITRA NY SERASERA - TSIKY DIA AMPY ... :wink: :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0989