tonga ny tablie ho an' ny mpianatra!

1. kitjo ( 04/11/2006 15:41)
http://madagascar-tribune.com

archive : 02Nov
rubrique: divers

tonga ny tablier ho an' ny mpianatra nampanantenain' ny filoha, ampahany fa mbola ho avy ny sasany
2. rafano73 ( 04/11/2006 16:48)
Noheveriko fa nisy sary fa ilay tena izy no jerena fa io efa ela no nolazaina,otrany ratsy zany tablier
drapĂ´ mada zany tsisy atao ko le mpitondra d manana tsifirifiry ny ankizy sa iny maraina, atoandro, ariva tt la semaine
3. kitjo ( 04/11/2006 18:22)
tsisy atao @ aona fa enao ngah misy?
4. Robert ( 04/11/2006 18:33)
Ireo resaka kit scolaire ireo aloha de hitako mba anisany zavatra tsara nataony mpitondra ankehitriny.
Mba miakatra kely ny tahany ankizy miditra an-tsekoly.

Tohony tohizana ny ezaka, horesy ny habadoana.

Eganie fa tsy horesaka propagandy fotsiny ilay tablier fa mbola hitohy aminy manaraka.

5. kitjo ( 05/11/2006 08:38)
programa efa ela io k!
nifanandrify t@ fifidianana fts ny fahatongavany, toy ilay puce electronique @omby.

zay ange le oe aleo tsy ovaina le mpitondra fa rava dol zany!
6. mirambola ( 05/11/2006 16:49)
mahafinaritra aloh ny zavatra nataony filoha atramizao e!!!! efa mba nisy ezaka ihany na ida izany aza!!
mirary aho mba hitohy atrany ny hezaka!mba ho tafita reo ankizy satria tsika no ho aviny firenena
7. rabaradaka ( 09/11/2006 11:49)
Ie tonga ary efa naseho teny Iavoloha androany. Maitso ny lokony. Fa zao e, toa lasa nanaovana propagandy ilay izy, andraso anontaniako Hu Jintao filoha Chinois fa nifanarahan'izy mirahalahy hanaovana propagandy angaha izy io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4667