mba andramo hoe !

1. degree
(
04/11/2006 13:52)
Ity misy tantara kely mahatsikaiky e!
-Neny a!.......avia ange i neny e!
-ahoana anaka ?
-avia ange i neny fa ilazako zavatra!
zavatra inona e!
-aiza aloha i dadabe ?
-ato an'efitra izy,......inona izany e!?
-K'andao ary ato an'efitrareo ato e! sao henon'i dadabe
-fa misy inona e?
-izao ry neny a!...nirain'i Dadabe naka vola tao amin'ny paoketrany aho,ka kapaoty no hitako tao!
dadabenao efa lahihantitra iny ve ataony inona kapaoty e!
-sao tsy kapoty kosa ary ?
-Tena ireny fampiasan'i dada ireny mihitsy ry neny a!!
-Afa baraka marina,k'i dadabe anie tsy afaka mivoaka manketsy sy eroa intsony e ! ka ataony inona izany ?
-AOKA FA TAKATRO !Ary io izany no mampitsiry ny volonysola be teo iny ko !
-Ary sola be tokoa i dadabe ry neny nefa toa nitsiry ilay volony , fa nahoana.......?
-k'izany KAPAOTY hitanao izany ko....!Hay ny menaka avy @ io kapaoty io no ahoosony @ lohany "

novalian'i cutie ny 06/11/2006 15:01

2. kitjo
(
05/11/2006 12:34)
fa tena marina io fa za tany dago teo koa mihintsana be ny voloko dia nasain' ilay mpanao volo hosorana menaka kapoty
betsaka hono clientes-ny mampiasa an'io fa tena mety!
tsy nataoko fts ilay izy fa adinoko...ihihihi...sady natahotra aho oe raha aty mvidy kapoty sao d ts mety le izy so d tsy mitovy.
efa nisy nampiasa an'io ve nareo?

4. methode
(
05/11/2006 15:49)
Efa nandre an'io koa za fa tsy haiko! lol. Za koa mbola tsy sola! hihihi

8. degree
(
05/11/2006 19:16)
Mba firy karazanymoa ry cutie ny menaka fataonareo @ volo ? tafiiditra ao anatinyve ity ?

9. cutie
(
05/11/2006 21:09)
Mpandefa : kitjo [ Valio ] 05-11-2006 20:15:06
Lohateny : Re : mba andramo hoe !
sa cutie ko volontaire?
:-D:-D:-D:-D:-D
tsy nahalala an'io za , zany ny mampime ahy ka
Mpandefa : degree [ Valio ] 05-11-2006 20:16:56
Lohateny : Re : mba andramo hoe !
Mba firy karazanymoa ry cutie ny menaka fataonareo @ volo ? tafiiditra ao anatinyve ity ?
:-D:-D:-D:-D:-D
ny ahy tsy mila asiana menaka :lol::lol::lol::lol:

10. kitjo
(
06/11/2006 13:54)
d tsy haiko aloha fa dia malaza io ao dagoo
ny tsy fantatro fts d oe le kapoty any sy aty ve mitovy iany ny menaka ao anatiny?
d mety ve le kapoty misy parfum ireny? hahahha...reny manko zao mety sayd manitra :-D:-D

11. cutie
(
06/11/2006 15:01)
kitjo, ary hain-jy mitsy ny resaka kapoty, za aza tsy mahalala we misy kapoty misy parfum zany :-D:-D:-D:-D