Inona ary zany???????????????

1. jampela ( 04/11/2006 16:57)
Ankamantatra ô!ô!ô!
Fa maninona ary no lazain'ny olona fa lava volo i Jesoa???
novalian'i prime ny 22/11/2006 10:03
2. Lejim ( 05/11/2006 03:14)
satria mbola tsy nisy coiffeur tamin'izany andro izany! lol
3. Zina ( 05/11/2006 03:45)
quelle question!!!!
4. Ruby ( 05/11/2006 21:54)
refa nandende tato @ fivavahana sy finoana tato aho d nahita fa misy sipa iray tsy misy ataony hafa tsy ny mitsatsaingoka oul fotsiny. Sa zany le oe kristiana??:roll::roll::roll::roll:
5. Ruby ( 05/11/2006 21:58)
jampela:

Ankamantatra ô!ô!ô!
Fa maninona ary no lazain'ny olona fa lava volo i Jesoa???


satria ny lela tam ny andro taloha saika lava volo dol:D


6. prime ( 06/11/2006 07:58)
:wink:
7. Achia ( 06/11/2006 08:56)
satria fady ny lohany ny lalovan-kareza
8. prime ( 06/11/2006 09:47)
8-)
9. Fiffi ( 07/11/2006 17:33)
10. dailynews ( 07/11/2006 17:51)
tsy haiko, inona ny valiny eritreretindry?
11. Fiffi ( 07/11/2006 18:39)
dailynews: shhhh ! fanontaniana nataony ao @ hatsikana sy lalao io fa tena tsy hitako hoe nahoana no natao ato @ fivavahana sy finoana koh !
12. dailynews ( 07/11/2006 19:11)
:wink:
13. prime ( 08/11/2006 11:37)
:-D:-D:-D
14. Fiffi ( 13/11/2006 16:07)
ka fivavahana sy finoana kosa ary ve ity ? raha zany de mba omeo ary ny valiny ....sa ve voasoratra anaty Baiboly ny valiny ?
15. prime ( 14/11/2006 14:29)
fiffi> ka tsy hita izay ametrahana raha izany...:-D:-D:-D
16. Fiffi ( 18/11/2006 18:55)
heu....aiza tokoa re an ?
17. prime ( 22/11/2006 10:03)
:lol::-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0748