Inona ary zany???????????????
1. jampela
(
04/11/2006 16:57)
Ankamantatra ô!ô!ô!
Fa maninona ary no lazain'ny olona fa lava volo i Jesoa???
Fa maninona ary no lazain'ny olona fa lava volo i Jesoa???
répondu par prime le 22/11/2006 10:03
4. Ruby
(
05/11/2006 21:54)
refa nandende tato @ fivavahana sy finoana tato aho d nahita fa misy sipa iray tsy misy ataony hafa tsy ny mitsatsaingoka oul fotsiny. Sa zany le oe kristiana??:roll::roll::roll::roll:
5. Ruby
(
05/11/2006 21:58)
jampela:
Ankamantatra ô!ô!ô!
Fa maninona ary no lazain'ny olona fa lava volo i Jesoa???
satria ny lela tam ny andro taloha saika lava volo dol:D
11. Fiffi
(
07/11/2006 18:39)
dailynews: shhhh ! fanontaniana nataony ao @ hatsikana sy lalao io fa tena tsy hitako hoe nahoana no natao ato @ fivavahana sy finoana koh !
14. Fiffi
(
13/11/2006 16:07)
ka fivavahana sy finoana kosa ary ve ity ? raha zany de mba omeo ary ny valiny ....sa ve voasoratra anaty Baiboly ny valiny ?
