Ki-fifidianana ato @ serasera (Lisi-pifidianana)

1. Robert ( 04/11/2006 18:47)
Efa nifidy tao ny tenako.
Azo itokisana ve ny valin'io sondage io..
Indray mandeha iany no mifidy. Ary raha misoratra anarana maro2 ny tenako de ahoana? Webmaster, ny IP koa tokony hojerena koa. Aminy izay mba kelikely kokoa ny marge d'erreur.

novalian'i fijo ny 10/11/2006 22:31
2. Aino ( 04/11/2006 19:45)
Robert izaho aloha manana anarana samby hafa ao hoe!!
3. jpeg ( 05/11/2006 09:14)
dia raha misy olona miaraka mipetraka nefa samy mpikambana ao amin'ny serasera dia ahoana indray?
4. kitjo ( 05/11/2006 09:47)
ka raha olona 2 samihafa dia tsy maninona satria toa par pseudo ilay izy...sa par IP?
5. xxx ( 05/11/2006 11:19)
Ny manitikitika ahy indray dia ny hoe mba mifidy tokoa ve ireo olona nandray anjara sa nifidy izay heveriny ho lany ? Ary firy isanjato ny tsy ampy 18 taona toa an'i Aino nifidy tao :)) Sa moa I Aino efa ampy ? :p
6. kitjo ( 05/11/2006 12:45)
ihhiiih

zany angaha hay intsony e!

sady ny ankamaroany koa ange diaspora daholo, tsy hifidy any Dago akory fa mba mahafinaritra fts re e, tsy afaka mifidy fa au moins mba misy moyen ahafahana maneho hevitra ihany!

fa aza manao xxx fa vato maty an :lol:
7. Tokinao ( 05/11/2006 19:45)
Tô tena sarotra tokoa kay le mampanao "sondage" @ net a! :) Marina daolo tsin le teneninareo.
8. prime ( 06/11/2006 08:59)
Aiza ry zareo no mba andraisana anjara amina sondage eto izany?
9. kitjo ( 06/11/2006 12:54)
ary @ page d'accueil namana ary e,

tsy prime ndray enao t@ iny..hiihih
10. ravatorano ( 07/11/2006 05:04)
kitjo
11. tenagasy ( 07/11/2006 10:54)
Mankamamy!
Salut Ravatorano! Elaela an!
Ary ny anao iza no ho-kitohatohanana? hi hi hi
Mirary soa!
12. tenagasy ( 07/11/2006 10:58)
Azafady fa diso pejy kay aho.
Tokony ho ary @ propagandy no nanoratako an'io!
13. kitjo ( 07/11/2006 13:36)
hihhiih
mahandrasa kely tenagasy fa tsy ho ela nge dia alahady e..hihiih

ravatorano: bobaka be njay zao spektakla ao @tanana ao an!
za ve nama tsy tafody ko!
14. rabaradaka ( 07/11/2006 14:05)
Mba omeo ahy koa hoe izany site hanaovana sondage izany fa ny hitako farany dia ity Ravalo 38,75% et les autres ny ambiny
15. fijo ( 07/11/2006 23:23)
itako le izy nefa za tsy afaka nifidy????
16. prime ( 08/11/2006 13:50)
fijo> f'ahoana?:-D:-D
17. kitjo ( 08/11/2006 18:22)
fijo. sao d efa nifidy enao? tsy azo mamerina in2 manko

rabaradaka. jereo le fandraisana d eo ambony
18. fijo ( 08/11/2006 22:44)
za efa nify taloha ka,ka asa na tohiny ihany ity
19. Robert ( 09/11/2006 19:34)
Manomboka midina ny % azon-dra-8, Manomboka mahaliana ilay izy.

Firy tokoa re no mbola tsy nifidy?

20. fijo ( 09/11/2006 23:33)
izay tsy mbola hay ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3242